Fil d'actualités du 21/04/2018

  • 21/04/2018 - 10:00 : KIANJAN'NY 13 MEY: Tafiditra ny depiote Rossy. Mitohy ny lakrimozenina.

  • 21/04/2018 - 09:45 : ANALAKELY: Mirohotra miditra Analakely ny olona miaraka amin'ny sainam-pirenena sy miredona ny hira Mitsangana ry tanora. Mirefotra ny baomba mandatsa-dranomaso

  • 21/04/2018 - 09:20 : ANDOHAN'ANALAKELY: Manomboka ny fifamaliana madinidinika eo amin'ny mpitandro ny filaminana sy vahoaka miha tonga maro.

  • 21/04/2018 - 09:00 : ANALAKELY: Voadidina mpitandro filamina ny tanana manomboka eo anoloan'ny La Gastronomie Pizza sy ny eny anoloan'ny Gara Soarano.

  • 20/04/2018 - 15:00 : ANALAKELY: Efa kamio feno EMMOREG miisa 5 no miantrana eo anoloan'ny Gara Soarano amin'izao fotoana izao noho ny fisian'ny famoriam-bahoaka rahampテョtso.

  • 20/04/2018 - 12:00 : POLITIKA: Ny lalテm-pifidianana tsy nahazo fankatoavana avy amin'ny maro no mitarika ny zava-misy amin'izao fotoana izao ary ny hetsika hotontosain'ny depiote mpanohitra ny asabotsy izao, hoy Mahamoudou Ndriandahy, filohan'ny vondron'ny fiarahamonim-pirenena PFNOSCM/VOIFIRAISANAY.

  • 20/04/2018 - 11:30 : MANDRAKA (RN2) - LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Kamio lehibe iray no nilatsaka tanaty hantsana ary nitontona tamina fiara taksibrosy iray teny ambany ny maraina teo, ka olona iray no maty.

  • 20/04/2018 - 11:00 : FAMORIAM-BAHOAKA: Nanamafy ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny maraina teo fa tsy hihemotra amin'ny hetsika eny anoloan'ny Lapan'ny Tanテna Analakely rahampitso.

  • 20/04/2018 - 10:30 : HERINANDRON'NY VOLA: Hankalazaina ny 23 hatramin'ny 27 aprily 2018 herinandro maneran-tany ho an'ny vola na ny "Global money week".

  • 20/04/2018 - 10:00 : TETIANDROM-PAMPIANARANA: Ny 19 novambra 2018 ary hifarana ny 30 aogositra 2019 ny taom-pianarana 2018-2019. Ny 3 septambra 2019 no hanaovana ny fanadinana CEPE, ary ny 23 hatramin'ny 26 septambra ny BEPC amin'io taom-pianarana ho avy io, araka ny tetiandro navoakan'ny Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena.

Voir plus d'infos...

20/04/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161228

Misongadina

Marc Ravalomanana Vonona amin段zay hitranga

28/12/2016

Ity taona 2016 ity no nitetezan地y filoha mpanorina ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), Marc Ravalomanana faritra betsaka indrindra hatramin段zay niverenany indray teto an-tanindrazana ny volana oktobra taona 2014.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Governemanta Hodakana ny PM Mahafaly Olivier ?

28/12/2016

Mangingina ny tontolo politika amin段zao vanim-potoanan地y fety izao.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Randrianasolo Nicolas Nataon地y ladoany lavanty ny fiarany

28/12/2016

Fiara Mercedes 600SEL, mitovy amin段reny fitondrana filoham-pirenena ireny, nentin地y sambo Hoegh Treasur avy any Eoropa ary tonga tao amin地y seranan-tsambon段 Toamasina ny 4 aprily 2014 ity nataon地y ladoany lavanty ny herinandro teo ity rehefa ela nipetrahana tao fa tsy voaloan地y tompony ny haban-tseranana sy ny saran地y fipetrahany tao efa roa taona mahery izay.

Hamaky ny tohiny...

Afaka i Augustin Andriamananoro Taraiky i Alain Ramaroson

28/12/2016

Afaka ihany ! Nivoaka omaly ny didim-pitsarana ka afaka madiodio sy noho ny fisalasalana i Augustin Andriamananoro tamin'ny vesatra miisa telo nanenjehana azy.

Hamaky ny tohiny...

Fiainan誕ntoko Feno 60 taona anio ny PSD

28/12/2016

28 desambra 1956 - 28 desambra 2016 : feno 60 taona katroka ny antoko PSD (Parti Social-D駑ocrate)

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Nofy ratsy

28/12/2016

Arahabaina aloha ry Jean fa naman地y afa-bela fa tsy nataon-dRafrsa sy ny ekipany in-droa nahita ny maizina toy ny tain弛mby natsentsin-davabary a !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Toetr誕ndro Hanomboka hisesy ny rotsak弛rana

28/12/2016

Hirotsaka ny orana mandritry ny fetin地y faran地y taona sy ny taom-baovao ho an地y eto an-drenivohitra, raha ny tomban地y Foibe mpamantatra ny toetr誕ndro.

Hamaky ny tohiny...

Asaramanitra eny Iavoloha Hotambazana 10% ny mpiasam-panjakana ?

28/12/2016

Hotanterahina eny amin地y lapam-panjakana Iavoloha amin地y zoma 6 janoary 2017 ny Asaramanitra, lanonana fifampiarahaban地y Andrim-panjakana noho ny taona vaovao.

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran地y fiarovam-pirenena Hamboly hazo faramparany

28/12/2016

Mbola hamboly hazo faramparany eny Tsimahabeomby Imerintsiatosika eny ry zareo avy eo anivon地y minisiteran地y fiarovam-pirenena, etsy Ampahibe, ny 29 desambra izao.

Hamaky ny tohiny...

Rozette Lucienne Im-pito niteraka, kambana ny roa

28/12/2016

Harena tokoa ny zaza ho an段 Soavindrazana Rozette Lucienne, vehivavy 40 taona, mponina avy any Ambohimalaza,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tomban弾zaka sa mampifezaka ?

28/12/2016

Telo andro sisa dia higadona ny andro hanaovam-beloma ny taona 2016. Samy nanana ny fahitany azy mikasika azy iny ny isam-batan弛lona.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana