Fil d'actualités du 21/04/2018

  • 21/04/2018 - 10:00 : KIANJAN'NY 13 MEY: Tafiditra ny depiote Rossy. Mitohy ny lakrimozenina.

  • 21/04/2018 - 09:45 : ANALAKELY: Mirohotra miditra Analakely ny olona miaraka amin'ny sainam-pirenena sy miredona ny hira Mitsangana ry tanora. Mirefotra ny baomba mandatsa-dranomaso

  • 21/04/2018 - 09:20 : ANDOHAN'ANALAKELY: Manomboka ny fifamaliana madinidinika eo amin'ny mpitandro ny filaminana sy vahoaka miha tonga maro.

  • 21/04/2018 - 09:00 : ANALAKELY: Voadidina mpitandro filamina ny tanana manomboka eo anoloan'ny La Gastronomie Pizza sy ny eny anoloan'ny Gara Soarano.

  • 20/04/2018 - 15:00 : ANALAKELY: Efa kamio feno EMMOREG miisa 5 no miantrana eo anoloan'ny Gara Soarano amin'izao fotoana izao noho ny fisian'ny famoriam-bahoaka rahampîtso.

  • 20/04/2018 - 12:00 : POLITIKA: Ny lalàm-pifidianana tsy nahazo fankatoavana avy amin'ny maro no mitarika ny zava-misy amin'izao fotoana izao ary ny hetsika hotontosain'ny depiote mpanohitra ny asabotsy izao, hoy Mahamoudou Ndriandahy, filohan'ny vondron'ny fiarahamonim-pirenena PFNOSCM/VOIFIRAISANAY.

  • 20/04/2018 - 11:30 : MANDRAKA (RN2) - LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Kamio lehibe iray no nilatsaka tanaty hantsana ary nitontona tamina fiara taksibrosy iray teny ambany ny maraina teo, ka olona iray no maty.

  • 20/04/2018 - 11:00 : FAMORIAM-BAHOAKA: Nanamafy ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny maraina teo fa tsy hihemotra amin'ny hetsika eny anoloan'ny Lapan'ny Tanàna Analakely rahampitso.

  • 20/04/2018 - 10:30 : HERINANDRON'NY VOLA: Hankalazaina ny 23 hatramin'ny 27 aprily 2018 herinandro maneran-tany ho an'ny vola na ny "Global money week".

  • 20/04/2018 - 10:00 : TETIANDROM-PAMPIANARANA: Ny 19 novambra 2018 ary hifarana ny 30 aogositra 2019 ny taom-pianarana 2018-2019. Ny 3 septambra 2019 no hanaovana ny fanadinana CEPE, ary ny 23 hatramin'ny 26 septambra ny BEPC amin'io taom-pianarana ho avy io, araka ny tetiandro navoakan'ny Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena.

Voir plus d'infos...

20/04/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161125

Misongadina

AAA - TIKO Miverina amin’ny heriny

25/11/2016

Hiverina amin’ny heriny tsy ho ela ny orinasa TIKO, taorian’ny taona 2009 izay nanapotehana tanteraka ity orinasa Malagasy iray ity.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Famaranana ny frankofonia Hanahirana ny mpitandro ny filaminana

25/11/2016

Hitohivakana manomboka anio ny fihetsiketsehana isan-karazany manodidina ny fanehoana amin’ireo vahiny rehetra mandray anjara amin’ny fihaonamben’ny frankofonia fa maro ny tsy fetezan-javatra mitranga sy efa nitranga kanefa afenimpenin’ireo mpitondra eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Raha tsy nahongana Ravalomanana Tsy toy izao intsony ny fiainan’ny Gasy

25/11/2016

Ny ankamaroan’ny Malagasy dia samy milaza avokoa fa tsy toy izao isika raha tsy nanaovana ankasomparana i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Nanaka-dresaka an’i Neny

25/11/2016

Niara-dalana hatrany ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, Lalao Ravalomanana, teny Tanjombato, omaly, niara-nitsidika ireo tranoheva naranty nandritra ny vela-tsehon'ny SIM 2016.

Hamaky ny tohiny...

Voahangy Rajaonarimampianina Fa lasa aiza e ?

25/11/2016

Taorian’ny fihaonamben’ireo firenena mivondrona ao anatin’ilay komisionina mifanerasera ara-barotra aty amin’ny fari-dranomasin’i afrika atsinanana na COMESA

Hamaky ny tohiny...

Frankofonia 2016 Baraingo ny isan’ireo filoham-panjakana ho avy

25/11/2016

Ora sisa no hisaina dia higadona ny 26 novambra hanombohan’ilay fihaonana an-tampon’ny Frankofonia eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Iza no hodakana ?

25/11/2016

Raha mbola anatiny tanteraka ny fihaonana an-tampon’ny Frankôfônia dia ny mety hitranga aorian’ity andiany faha-16 ampiantranoan’i Madagasikara ity indray izao no be mpiresaka, indrindra eo amin’ny fitantanam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Ahoana izany solomasonareo izany ?

25/11/2016

Tantanta Jean a ! izany, hono, ianareo dia nahazo solomaso vaovao ? Ilay hoe nozaraina tamin’ny frankofonia e ! Sady hafa kely hoe ilay izy ?

Hamaky ny tohiny...

Actualités

Mpampianatra mpikaroka Tsy laharam-pahamehana ny frankofonia

25/11/2016

Nisokatra omaly alakamisy ary hifarana anio zoma hariva eny Ambohipo ny filankevi-pirenen’ny SECES (Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra), izay handinihany ny raharaham-pirenena sy ny fiainan'ny oniversite ary ny fitakiany.

Hamaky ny tohiny...

Kerôzena, gazoala, lasantsy Manana tahiry 11 andro Antananarivo

25/11/2016

Miakatra ny filana solika amin’izao herinandro ampiantranoan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampony ny Frankôfonia andiany faha-16 izao,

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Hahazo 65 tapitrisa dolara avy amin’ny Banky iraisampirenena

25/11/2016

Nankatoavin’ny filankevi-pitantanan’ny Banky iraisampirenena ny 22 novambra teo ny fanomezana vola mitentina 65 tapitrisa dolara an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Orange Madagascar Miroso amin’ny 4G

25/11/2016

Tsy mitsaha-mivoatra ny orinasam-pifandraisana Orange amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra omeny ny mpanjifa, indrindra fa ny internet ho an’ny rehetra.

Hamaky ny tohiny...

VONDRONA STAR Handray anjara amin’ny fampandrosoana ny toekarem-pirenena

25/11/2016

Handray anjara amin’ny fampandrosoana ny toekarem-pirenena ny vondrona Star

Hamaky ny tohiny...

TANORA MPANDRAHARAHA MENDRIKA TAONA 2016 Lasan-dRaveloson Andry ny amboara

25/11/2016

Lasan-dRaveloson Andry, tale mpitantana ny orinasa mpanamboatra fromazy « Sodimilk » ny amboara tamin’ilay fifaninanana tanora mpandraharaha mendrika taona 2016 nokarakarain’ny banky BNI Madagascar.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fanjakan’ny maizina !

25/11/2016

Lavitry ny kitay ny afo amin’ny hisian’ny mangarahara eto amin’ny firenena ato ho ato. Maizina amin’ny vahoaka ny zava-drehetra, ka tsy atao mahagaga raha “fanjakan’ny maizina” no hiantsoan’ny besinimaro ny fanjakana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana