Fil d'actualités du 21/04/2018

  • 21/04/2018 - 10:00 : KIANJAN'NY 13 MEY: Tafiditra ny depiote Rossy. Mitohy ny lakrimozenina.

  • 21/04/2018 - 09:45 : ANALAKELY: Mirohotra miditra Analakely ny olona miaraka amin'ny sainam-pirenena sy miredona ny hira Mitsangana ry tanora. Mirefotra ny baomba mandatsa-dranomaso

  • 21/04/2018 - 09:20 : ANDOHAN'ANALAKELY: Manomboka ny fifamaliana madinidinika eo amin'ny mpitandro ny filaminana sy vahoaka miha tonga maro.

  • 21/04/2018 - 09:00 : ANALAKELY: Voadidina mpitandro filamina ny tanana manomboka eo anoloan'ny La Gastronomie Pizza sy ny eny anoloan'ny Gara Soarano.

  • 20/04/2018 - 15:00 : ANALAKELY: Efa kamio feno EMMOREG miisa 5 no miantrana eo anoloan'ny Gara Soarano amin'izao fotoana izao noho ny fisian'ny famoriam-bahoaka rahampîtso.

  • 20/04/2018 - 12:00 : POLITIKA: Ny lalàm-pifidianana tsy nahazo fankatoavana avy amin'ny maro no mitarika ny zava-misy amin'izao fotoana izao ary ny hetsika hotontosain'ny depiote mpanohitra ny asabotsy izao, hoy Mahamoudou Ndriandahy, filohan'ny vondron'ny fiarahamonim-pirenena PFNOSCM/VOIFIRAISANAY.

  • 20/04/2018 - 11:30 : MANDRAKA (RN2) - LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Kamio lehibe iray no nilatsaka tanaty hantsana ary nitontona tamina fiara taksibrosy iray teny ambany ny maraina teo, ka olona iray no maty.

  • 20/04/2018 - 11:00 : FAMORIAM-BAHOAKA: Nanamafy ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny maraina teo fa tsy hihemotra amin'ny hetsika eny anoloan'ny Lapan'ny Tanàna Analakely rahampitso.

  • 20/04/2018 - 10:30 : HERINANDRON'NY VOLA: Hankalazaina ny 23 hatramin'ny 27 aprily 2018 herinandro maneran-tany ho an'ny vola na ny "Global money week".

  • 20/04/2018 - 10:00 : TETIANDROM-PAMPIANARANA: Ny 19 novambra 2018 ary hifarana ny 30 aogositra 2019 ny taom-pianarana 2018-2019. Ny 3 septambra 2019 no hanaovana ny fanadinana CEPE, ary ny 23 hatramin'ny 26 septambra ny BEPC amin'io taom-pianarana ho avy io, araka ny tetiandro navoakan'ny Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena.

Voir plus d'infos...

20/04/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161123

Misongadina

Ambasadaoroni Maraoka Voaroaka fa nanodikodim-bola

23/11/2016

Nosoloina ny ambasadaoroni Maraoka eto Madagasikara, Mohammed Amar.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Hery Rajaonarimampianina Anarany fotsiny no filoha

23/11/2016

Matahotra mafy ny ho takona i Hery Rajaonarimampianina mandritra ny fivoriana an-tamponny Frankofonia.

Hamaky ny tohiny...

Tabera Randriamanantsoa Fatiantoka ny frankofonia

23/11/2016

Fatiantoka ho anny firenena izao fanatanterahana ny fihaonambenny frankofonia eto amintsika izao, hoy ny mpanao politika, Tabera Randriamanantsoa.

Hamaky ny tohiny...

Depiote TIM - Rasoanoromalala Horace Mikarakara ny tanoranAmbohimanarina

23/11/2016

Nikarakara fifaninanana ny ADA (Association des Arbitre Ambohimanarina) izay mpikambana ao aminny Firaisankina Ambohimanarina niaraka taminny depiote Rasoanoromalala Horace mpikambana TIM sady filoham-boninahitry ny fikambanana rahateo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Mahatsikaiky ahy ianareo

23/11/2016

Miarahaba ry Jean a ! Tapa-tsinay aho raha tafaresaka taminny mpiara-miasa aminareo omaly maraina. Hay ve ka ireo rindrina ety an-tokotany ihany no lokoina aminizao fandalovanny vahiny manan-kaja izao e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fitantanana ny Omda Tsy hita noanoa ny fatiantoka

23/11/2016

Tontosa soa aman-tsara omaly tetsy aminny foibeny etsy Faravohitra ny famerenana aminny toerany ny talenny ofisy malagasinny zonny mpamorona (OMDA), Haja Ranjarivo.

Hamaky ny tohiny...

Hetsika mandritra ny frankofonia Raikitra ny anny mpanao gazety

23/11/2016

Efa ho enim-bolana izao ny olanny mpano gazety sy ny mpitondra manoloana ny amboletra nataonny fanjakana ka nampandaniana ny lalna mifehy ny serasera taminny fomba tsy dia ara-dalna loatra.

Hamaky ny tohiny...

"Antananarivo tsiahy sary" Aranty eo aminny zaridainan'Andohalo

23/11/2016

Hamaky ny tohiny...

Frankofonia - CCI Ivato Lesoka ny fikirakiram-baovao

23/11/2016

Hamaky ny tohiny...

BNI MADAGASCAR Hanolo-tanana ny mpandraharaha

23/11/2016

Mitohy hatrany ny ezaky ny banky BNI Madagascar. Hanolo-tanana ireo mpandraharaha tsy ankanavaka eto amintsika indray izy ireo mba hiarovana ireto farany tsy ho matiantoka

Hamaky ny tohiny...

FARITRA ANALAMANGA Manampy aminny fitandroana ny fandriampahalemana eto an-drenivohitra

23/11/2016

Mifanome tanana hitandroana ny fandriampahalemana eto an-drenivohitra sy ny manodidina ny Faritra Analamanga sy ny prefektiora ary ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Voafonja tsy ampy taona Kamboty ny 70%

23/11/2016

Araka ny tatitra azo teo anivona sampandraharaha iray misahana ny fanarenana ireo zaza nania ho ao anaty fiarahamonina indray dia kamboty avokoa ny 70%-nireo zatovo tsy ampy taona 115 voafonja ao Antanimora.

Hamaky ny tohiny...

Fivorian'ny Frankofonia Hitondra fanovana ho anny firenena Malagasy, hoy ny FFT

23/11/2016

Taorianny fananganana ny vovonana Firaisankina ho Fampandrosoana ny Tanindrazana na ny FFT

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Kolejy Teolojika Ivato Mihazakazaka ny asa fanorenana

23/11/2016

Efa miroso tanteraka ny asa eny aminny kolejy teolojika Ivato aminny fanitarana ny fotodrafitrasa ho vavolombelonny faha-50 taona nijoroanny Fjkm.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Samia maka lesona e !

23/11/2016

Na inona na inona tsy fitovian-kevitra sy tsy fitoviam-pijery manoloana ny frankofonia, dia tokony hisy foana ny lesona tsoahina avy aminizany mba tsy ho lany andro aminny adihevitra tsy mitondra mankaiza eto isika.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana