Fil d'actualités du 21/04/2018

  • 21/04/2018 - 10:00 : KIANJAN'NY 13 MEY: Tafiditra ny depiote Rossy. Mitohy ny lakrimozenina.

  • 21/04/2018 - 09:45 : ANALAKELY: Mirohotra miditra Analakely ny olona miaraka amin'ny sainam-pirenena sy miredona ny hira Mitsangana ry tanora. Mirefotra ny baomba mandatsa-dranomaso

  • 21/04/2018 - 09:20 : ANDOHAN'ANALAKELY: Manomboka ny fifamaliana madinidinika eo amin'ny mpitandro ny filaminana sy vahoaka miha tonga maro.

  • 21/04/2018 - 09:00 : ANALAKELY: Voadidina mpitandro filamina ny tanana manomboka eo anoloan'ny La Gastronomie Pizza sy ny eny anoloan'ny Gara Soarano.

  • 20/04/2018 - 15:00 : ANALAKELY: Efa kamio feno EMMOREG miisa 5 no miantrana eo anoloan'ny Gara Soarano amin'izao fotoana izao noho ny fisian'ny famoriam-bahoaka rahampテョtso.

  • 20/04/2018 - 12:00 : POLITIKA: Ny lalテm-pifidianana tsy nahazo fankatoavana avy amin'ny maro no mitarika ny zava-misy amin'izao fotoana izao ary ny hetsika hotontosain'ny depiote mpanohitra ny asabotsy izao, hoy Mahamoudou Ndriandahy, filohan'ny vondron'ny fiarahamonim-pirenena PFNOSCM/VOIFIRAISANAY.

  • 20/04/2018 - 11:30 : MANDRAKA (RN2) - LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Kamio lehibe iray no nilatsaka tanaty hantsana ary nitontona tamina fiara taksibrosy iray teny ambany ny maraina teo, ka olona iray no maty.

  • 20/04/2018 - 11:00 : FAMORIAM-BAHOAKA: Nanamafy ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny maraina teo fa tsy hihemotra amin'ny hetsika eny anoloan'ny Lapan'ny Tanテna Analakely rahampitso.

  • 20/04/2018 - 10:30 : HERINANDRON'NY VOLA: Hankalazaina ny 23 hatramin'ny 27 aprily 2018 herinandro maneran-tany ho an'ny vola na ny "Global money week".

  • 20/04/2018 - 10:00 : TETIANDROM-PAMPIANARANA: Ny 19 novambra 2018 ary hifarana ny 30 aogositra 2019 ny taom-pianarana 2018-2019. Ny 3 septambra 2019 no hanaovana ny fanadinana CEPE, ary ny 23 hatramin'ny 26 septambra ny BEPC amin'io taom-pianarana ho avy io, araka ny tetiandro navoakan'ny Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena.

Voir plus d'infos...

20/04/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161112

Misongadina

Savorovoro teny Analakely Tetika hanesorana an段 Neny ?

12/11/2016

Rehefa natao ny fanadihadiana rehetra dia nahafantatra tsara ny zavatra nataony ireo andiana miaramila tonga teny amin地y lapan地y tan瀟a Analakely ny alarobia hariva lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Lalao Ravalomanana Hosoloina PDS ?

12/11/2016

Miharihary ny antsojay sy ny politika maloto entina hamotehana ny ben地y tan瀟a Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Faneva Raholdina Mendrika alain-tahaka ny fotokevitr但toa Donald Trump

12/11/2016

Tokony hiainan地y mpanao politika malagasy mieritreritra ny hitondra sy ireo efa mitondra ankehitriny, hoy Atoa Faneva Raholdina mpandalina politika, ny fotokevitr但toa Donald Trump.

Hamaky ny tohiny...

Zotram-pifidianana Hanao fandravonan-kevitra ny CENI

12/11/2016

Miditra amin地y dingana farany ny fandrafetana ny paikadim-pirenena ho fanabeazana sy ho fanentanana ara-pifidianana sy ny paikadin-tseraseran地y CENI taorian地y fanangonana ny hevitr段reo mpisehatra amin地y fifidianana teny ifotony.

Hamaky ny tohiny...

Fanaovana politika Voasarika ny tanora

12/11/2016

Miha mahasarika ireo tanora avara-pianarana amin段zao fotoana izao ny fanaovana politika sy ny resaka manodidina azy.

Hamaky ny tohiny...

Antoko HVM Miomana amin地y fifidianana

12/11/2016

Handray anjara amin段reo sokajim-pifidianana rehetra eto Madagasikara ny Hery Vaovao ho an段 Madagasikara, hoy ny filoha lefitra nasionaly Jaobarison teny amin地y foiben-toerany Antanimena omaly.

Hamaky ny tohiny...

Boriborintany faha-2 Mihetsika ny depiote TIM Rastany

12/11/2016

Mihetsika indray ka manohy ny fanasoavana ny fiainam-bahoaka fanaony ny depiote TIM Randrianarisoa Stanislas na depiote Rastany.

Hamaky ny tohiny...

Fandraisana ny frankofonia Hanao asa fanadiovana ny Faritra Analamanga

12/11/2016

Hanentana ny mponina sy hanao asa fanadiovana goavana eto an-drenivohitra ny Faritra Analamanga tarihin-dRakotonanahary Ndranto hanomboka anio sabotsy ho fandraisana am-pilaminana ny frankofonia izay hotanterahina eto amintsika ny 21 ka hatramin地y 27 novambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Lohan誕ngidina !

12/11/2016

Salama ve ry Jean a ? Tena malaza mihitsy ianareo tamin段lay fampisehoana teny Analakely a ! Dia tena mbola nibaribary indray mantsy ny maha maivan-doha anareo a ! Sa kosa manimanina ny tongolon段 Egipta

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Famoronana hetra Ny fitokisan地y vahoaka no vahaolana

12/11/2016

Mbola adihevitra tsy mety tapitra eto amin地y firenena ilay resaka fampandoavana hetra 5000Ar isan-taona ny olona 21-60 taona.

Hamaky ny tohiny...

Etazonia Maro ny Malagasy hangoron弾ntana

12/11/2016

Teratany vahiny maro no mitaintaina taorian地y nahavoafidy an段 Donald Trump ho filoham-pirenena amerikanina.

Hamaky ny tohiny...

Seranam-piaramanidina Miverina amin地y 鄭ir Mad ny fikojakojana

12/11/2016

Noho ny fandraisantsika ny fihaonana an-tampon地y Frankofonia ve sa tena fitsinjovana marina ny hoavin地y orinasa sy ireo mpiasan地y Air Madagascar no nahatonga ny fanjakana Malagasy tamin地y alalan地y

Hamaky ny tohiny...

Fanomezana rano fisotro madio Nanampy teny Fenoarivo ny mpianatry ny INSCAE

12/11/2016

Tanteraka ilay fomba fiteny hoe ny tanora no hoavin地y firenena, raha dinihina amin地y zava-bitan段reo tanora 7 mianadahy mpianatra ao amin地y INSCAE, dia Randimbison Malala,

Hamaky ny tohiny...

MOTO SCOOTER, SARETY, POSY Tsy misy mahazo mivezivezy mandritra ny Frankofonia

12/11/2016

Ho hentitra ny fitandroana ny fandriampahalemana sy ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra sy ny manodidina mandritra ny herinandro

Hamaky ny tohiny...

Edito

Sahia manao dingana lehibe !

12/11/2016

Lesona ho an段zao tontolo izao ny fifidianana sy ny vokany tany Etazonia.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana