Fil d'actualités du 13/12/2018

  • 13/12/2018 - 10:00 : ONJAM-PEO MIARA-MIAMPITA: Hisy ny fandaharana Miara-miampita iarahan'ny MBS Radio 95.4 fm, Radio Mada 102.8 fm, ToP Radio 102.8 fm, miampy radio maro manerana ny Nosy amin'izao ora izao.

  • 13/12/2018 - 09:30 : POLITIKA MALOTO: Misy ny fizarana vola 5 tapitrisa ho lehiben'ny distrika mba hanodikondina safidim-bahoaka, raha ny nambaran'ny kandida Ravalomanana tany Farafangana.

  • 12/12/2018 - 10:00 : POLITIKA MALOTO: Misy trakta, afisy, t-shirt hosoka haparitaka ary entina hanaratsiana ny kandida laharana faha-25 amin'izao fotoana. Efa nametraka fitarainana teny amin'ny mpitandro ny filaminana ny avy amin'ny K25.

  • 12/12/2018 - 09:30 : MBOLA RAJAONAH : Hampanantsoin'ny Bianco ny tenany saingy tsy fantatra mazava ny taratasin'ady, momba izany raha ny nambaran'ny mpisolovava azy Éric Rafidison ny herinandro lasa teo

  • 12/12/2018 - 09:00 : MARC RAVALOMANANA : Feno 69 taona katroka anio 12 desambra ny tenany. Miarahaba sy mirary soa azy handresy amin'ny ady hatrehany amin'izao fotoana izao satria miandrandra izany ny ankamatoan'ny Malagasy.

  • 10/12/2018 - 14:00 : CAN BEACH SOCCER: Hifandona amin'i Egypte ny Barean'i Madagasikara anio 10 desambra taorian'ny nandreseny 4-3 an'i Côte d'Ivoire omaly.

  • 10/12/2018 - 13:30 : MARC RAVALOMANANA: Tonga nanolotra seau, zinga, koveta ary savony ho an'ireo mpanasa lamba tao amin'ny bassin Bekiraro Andranomanalina i Lalao Ravalomanana sy ny K25.

  • 10/12/2018 - 13:00 : FAMPIELEZAN-KEVITRA: Mitarika ny fampielezan-kevitry ny kandida 25 Marc Ravalomanana teny amin’ny faritra Andavamamba, Bekiraro, Anosibe ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana amin’izao ora izao.

  • 10/12/2018 - 12:30 : BAOLINA KITRA: Tafiditra ao anatin’ireo mpilalao Afrikana mendrika indrindra tamin’iny herinandro iny ily mpilalao ny Barean'i Madagasikara Marco_Ilaimaharitra, Marco Ilaimaharitra, araka ny fandaharana navoakan’ny TV5 izay efa fanaon’izy ireo. 24 taona Ilaimaharitra ary milalao ao amin’ny Royal Charleroi Sporting Club any Frantsa.

  • 10/12/2018 - 10:00 : FANAOVAN-GAZETY: Hivoaka androany 10 desambra ny andiany faha-4 amin'ny gazety boky Trandraka miresaka fanadihadiana lalina na "investigation" nataona mpanao gazety maromaro.

Voir plus d'infos...

13/12/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20131227

Misongadina

Morondava
Nidina an-dalambe ny Vahoaka

27/12/2013

Feno ny kapoaka ! Tsy zakanny vahoaka intsony ny familiviliana ny safidiny. Nidina an-dalambe niaraka taminireo kandida solombavam-bahoaka lasibatra aminizao hala-bato izao ny vahaoka tao Morondava omaly.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Brian Currin
Hanao angaredona hiady aminny hala-bato

27/12/2013

Tapa-kevitra tanteraka. Tsy misy ny andraso andraso ho anny ankolafy Ravalomanana fa taorianny kabary taminny talata lasa teo teny aminny Magro dia miroso aminny asa avy hatrany.

Hamaky ny tohiny...

Fitoriani Dr Robinson
Efa eny aminny CENI-T sy CES

27/12/2013

Hamaky ny tohiny...

Hary Andrianarivo
Kandida depiote nahazo isam-bato be tany Ambositra

27/12/2013

Feno tanteraka ny voka-pifidianana solombavam-bahoaka natao ny zoma 20 desambra lasa teo tao aminny DistrikanAmbositra, Faritra Amoroni Mania.

Hamaky ny tohiny...

Pr Limby sy ireo kandid naodina ny vatony
Tsy manaiky hala-bato nampandaniana kandidm-panjakana

27/12/2013

Hangotraka ny tolom-pitakiana aminity herinandro ity ary ahiana ny hivadihanizany ho zavatra hafa tanteraka, raha ny zava-misy aminizao no zohina, raha tsy misy ny fandraisanandraikitry ny CENI-T sy ny CES.

Hamaky ny tohiny...

Raveloson Constant
Tsy misy vahoaka faly aminny hitohizanny tetezamita indray

27/12/2013

Hamaky ny tohiny...

Tolagnaro
Manohitra marindrano ny vokam-pifidianana depiote ireo kandida 22 aminny 24

27/12/2013

Manohitra marin-drano ny voakam-pifidianana ho solombavahoaka natao ny 20desambra teo ireo kandida 22 mianadahy aminireo 24 nirotsaka hofidina tao aminn Distrikani Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Ankarimbelo Ikongo
Nitrangana hala-bato taminny fifidianana solombavam-bahoaka

27/12/2013

Saika manerana ny Nosy mihitsy ankehitriny no ahenoana fitarainana noho ny resaka hala-bato sy fikasana hanao hosoka taminny valim-pifidianana farany teo.

Hamaky ny tohiny...

Ankonny fetinny Krismasy
Betsaka ny lozam-pifamoivoizana, gaboraraka ny fivarotan-toaka

27/12/2013

Tsy nahasarika olona tahaka ny isan-taona ny fiatrehana ny misasakalinny Noely noho ny resaka tsy filaminana ao Toamasina, na niezaka naka mpiambina manokana avokoa aza ny ankamaroanireo fiangonana mba hiambina ireo fanananny mpino.

Hamaky ny tohiny...

Hala-bato tao Antsirabe
Tezitra ka mitady hitroatra ny Vahoaka

27/12/2013

Nanamafy ny fisianny hala-bato taminny fifidianana solombavam-bahoaka tao Antsirabe I ny kandidanny ankolafy Ravalomanana Michel Ambalavato ary nampiseho ireo porofo tany aminy taminny mpanao gazety teto Iarivo omaly mialohanny hanaterany ny fitoriany eny anivonny CES sy ny CENI-T.

Hamaky ny tohiny...

Distrika Ambatondrazaka
Birao fandatsaham-bato 32 aminny 207 nisy olana ny PV

27/12/2013

Fanahiniana sa tsy fahaizana mifehy ny fifidianana no nahatonga ny taratasim-pifidianana (PV) taminny birao fandatsaham-bato miisa 32 ho tsy tomombana tany aminny Distrika Ambatondrazaka? Miseho aminny endrika samihafa izany.

Hamaky ny tohiny...

Radio Aqua-FM Toamasina
Nisy namaky, very avokoa ny fitaovana

27/12/2013

Hamaky ny tohiny...

TAPATAPANY

27/12/2013

Hamaky ny tohiny...

Donak'afo

Krizy Vaovao ?

27/12/2013

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana