Dans la męme rubrique

Taratasin’i Jean Ampianaro tsara ny zaza

22/06/2017

Ianareo ve ry Jean tsy nandia fianarana a ? Manakory sy manakory aloha ! Na ny zaza tsy tonga volana aza tsy hanao toy io fanaonareo io.

Taratasin’i Jean Ampianaro tsara ny zaza

Hamaky ny tohiny...

Aza jamban’ny taolana !

21/06/2017

Tena miaiky antsika mihitsy aho ry Jean fa tena mora hampirevena mihitsy isika an ! Mody maka tsy taitra Rafôrsa sy ny ekipany hatramin’izay ka navelany ho donton-drafahantrana teto isika

Aza jamban’ny taolana !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mampijaly zaza

20/06/2017

Miarahaba ry Jean a ! Dia ho tahaka izao foana ve ny fiainanao sy itondranao ity revy ity ? Fa maninona raha tonga dia omena an’io zaza io izay tena ilainy fa tsy tapi-maso sy tampim-bava lava izao ?

Taratasy ho an’i Jean Mba mailo amin’izay

19/06/2017

Mino aho izao ry Jean fa mba efa naharay lesona tamin’ny zava-nisy hatramin’izay isika an !

Taratasy ho an’i Jean Mba mailo amin’izay

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Iza ary no hihaino eo ?

17/06/2017

Miarahaba Jean a ! Midera ny fahasahianao omaly aloha izahay fa dingana lehibe iny vitanao iny e ! Tena efa avo be mihitsy anie le antsonareo teo e ! Izahay indray ity no raiki-tahotra.

Taratasin’i Jean Iza ary no hihaino eo ?

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Mihetsiketsika an !

18/11/2016

Mihetsiketsika an ! Mahafinaritra ahy ny mahita anareo toy izao e ! Hitondra soa sy filaminana ho antsika mianakavy tokoa anie ity lazainareo fa fety be mandritry ny 5 andro ity e !

Hitako efa tena mirentirenty eny afovoan-tanàna eny ny marika famantarana ny mpandray anjara e ! Ny tonelina ity efa voaloko tsara tarehy daholo, ny mpatory an-dalana aza nahazo fandria-mafana tsy fidiny. Tokony hisy vahiny manan-kaja be ohatr’ireny foana rangahy tonga fa angamba dia ho foana vetivety ity fahantran’ny vahoaka tsy mandady harona ity a ! Toa tahaka ny ho vonona hamoy ny ainareo amin’ilay izy mihitsy ity ianareo marina ! Tiako kosa aloha e ! Raha ohatr’izao foana ny ataonareo tonga dia ho mamy hoditra be tsy hisy toy izany ianareo fa tsy toy izao iainanareo amin’izao fotoana izao intsony. Aza tezitra an ! Izaho maka anareo e ! Tohizo ny lalantsika ! Hi! Hi! Hi!

Marco

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana