Dans la męme rubrique

Mba ampiasao amin’ny tsara e !

19/08/2017

Miarahaba ry Jean a ! Hafa mihitsy indray ity revy sy hevi-baovao hisintonana ny sain’ny olona efa tofoka sy leon’ny diska gaoka ity a !

Mba ampiasao amin’ny tsara e !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Dia aiza ny anjaranareo ry Jean ?

03/07/2017

Miarahaba anao aho ry Jean ! Tena nahafinaritra ahy rangahy ny fanazavana nomenao mikasika an’ity kandranay ity ilay tamin’ny indray mandeha iny a !

Taratasin’i Jean Dia aiza ny anjaranareo ry Jean ?

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Rehefa any andafy

30/06/2017

Manakory Jean a ! Tadidinareo ve ilay hira hoe “Rehefa any andafy ialahy dia mihanahana, rehefa any andafy ialahy dia ohatry ny gana…” iny ?

Taratasin’i Jean Rehefa any andafy

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Voadingana i Jeanne.

29/06/2017

Miarahaba aho ry Jean ! Hono aho rangahy ity, fa maninona kosa no voadingana foana i Jeanne rehefa mba misy miteniteny azy any ambadika any e ?

Taratasin’i Jean Voadingana i Jeanne.

Hamaky ny tohiny...

Hodian’ny olona vendrana!

23/06/2017

Manao ahoana ry Jean a ! Manao ahoana ny fiomankomanana ao e ? Inona indray izany izao ry Jean ny zavatra tsy hampoizina hiseho amin’ity fety indray mitoraka ity ?

Hodian’ny olona vendrana!

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Ampianaro tsara ny zaza

22/06/2017

Ianareo ve ry Jean tsy nandia fianarana a ? Manakory sy manakory aloha ! Na ny zaza tsy tonga volana aza tsy hanao toy io fanaonareo io.

Taratasin’i Jean Ampianaro tsara ny zaza

Hamaky ny tohiny...

Aza jamban’ny taolana !

21/06/2017

Tena miaiky antsika mihitsy aho ry Jean fa tena mora hampirevena mihitsy isika an ! Mody maka tsy taitra Rafôrsa sy ny ekipany hatramin’izay ka navelany ho donton-drafahantrana teto isika

Aza jamban’ny taolana !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Ahoana izany solomasonareo izany ?

25/11/2016

Tantanta Jean a ! izany, hono, ianareo dia nahazo solomaso vaovao ? Ilay hoe nozaraina tamin’ny frankofonia e ! Sady hafa kely hoe ilay izy ?

Tonga dia manakona ny mahantra, mampahita lalana tsara, tonga dia mampivadika ho toy ny paradisa an’i Gasikara e ! Saika tsara aloha ilay izy raha nisy kely e ! Hainao ve anefa ny lesoka? Indrisy fa fanakonana ihany ilay izy e ! Ezaka kely fotsiny anie izany izao dia lasa fanafoanana e ! Izany izao no tena ilainay, solomaso manafoana ny fahantrana sy ny fahasahiranana. Hainao koa angamba ny tiako holazaina fa tsy eo akory dia mody fanina eo a ! Vita ihany ve rangahy ny nanadio fahatany ny tanàna toy izao tao anatin’ny volana vitsy sy ny nampiseho azy tamin’ireo namana avy any Dilambato, ho toy ny ireny efa mba tany miha mandroso ireny ! Dia maninona izao raha mba tena nampandrosoana araka ny tokony ho izy ny tanàna tao anatin’izay naha teo anareo efa ho telo taona izay ? Mba tsy azoko mihitsy kosa aloha ilay hevitrareo e ! Mbola misy roa taona farafahakeliny e !

Marco  

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana