Dans la mÍme rubrique

Taratasiníi Jean Ampiana foana

20/02/2017

Miarahaba anareo indray aho ry Jean malala ! Mbola velom-pisaorana anareo ihany koa manome fahazarana anay handray lalandava fanampiana aminíolona e !

Taratasiníi Jean Ampiana foana

Hamaky ny tohiny...

Fanamafisana ny fahaiza-manaoníny beníny tanŗna Kaominina folo no miatrika fiofanana

18/02/2017

Kaominina miisa folo eto aminíny Faritra Analamanga no miatrika fiofanana etsy Anosy nanomboka omaly hahafahana manatsara sy manamafy ny fahaiza-manaoníireo Beníny tanŗna.

Fanamafisana ny fahaiza-manaoníny beníny tanŗna Kaominina folo no miatrika fiofanana

Hamaky ny tohiny...

Taratasiníi Jean Tia tanindrazana ?

17/02/2017

Miarahaba anao indray aloha ry Jean a ! Tia tanindrazana marina moa i Jean ity ? Ianao moa ve tsy hiteny hoe eny tia tokoa !

Taratasiníi Jean Tia tanindrazana ?

Hamaky ny tohiny...

Mitady tambiny sy tombony !

16/02/2017

Io indray ianao ry Jean fa mody miketrika an ! Manaiky anao aloha izahay e !

Mitady tambiny sy tombony !

Hamaky ny tohiny...

Taratasiníi Jean Tsy miato intsony !

15/02/2017

Salama ve ry Jean a ! Tena tsy miato intsony mihitsy izany fitetezam-paritra sy fizarana tapimaso eraníny tanŗna ataonareo izany a !

Taratasiníi Jean Tsy miato intsony !

Hamaky ny tohiny...

Aza mifanabado !

14/02/2017

Manao ahoana ry Jean a ! Tehaka mirefodrefotra aloha fa mba somary nihena kely indray ny haizim-pito teto Iarivo tato anatiníny andro vitsy e !

Aza mifanabado !

Hamaky ny tohiny...

Taratasiníi Jean Nihaino firy taona ?

13/02/2017

Miarahaba ry Jean a ! Mahita hatao koa anie ianareo ao ambony ao e ! Ny filazana fa hoe maheno sy mahafantatra ny fitarainaníny vahoaka indray izany izao ry Jean no fihetsika mirindra aminíizao 2017 izao ?

Taratasiníi Jean Nihaino firy taona ?

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Nofy ratsy

28/12/2016

Arahabaina aloha ry Jean fa namaníny afa-bela fa tsy nataon-dRafŰrsa sy ny ekipany in-droa nahita ny maizina toy ny tainíomby natsentsin-davabary a !

Efa fantatray fa nakotroka mihitsy ny fandraisana anareo ho eo anivon’ny tontolo malalaka indray, ka zary nofy ratsy ny fihinanana gagazo teny Ambaniatsinanana. Fa ny mahagaga ahy r’ise dia i Jean kely sefonareo toa tsy miteny tsy mivolana ity a ! Hafahafa ihany mantsy izany hoe fotoana elaela ihany iny nahataraiky anao iny kanefa dia tsy niloa-bava mihitsy ny tenany. Mba omeo vaovao ihany izahay fa tsy arakay intsony ny  tantaranareo mianakavy. Toa zary mifanary fa tsy toy ilay fiedinedina teny an-kianja fahiny, fa mifandefona ivoho aza angamba. Henonay anie fa akamanareo tao ihany no manontsana ao e ! Dia izao anefa ingahirainy mbola ao anaty ekipa ao ihany ary mody mafana fo, ka izay no ilazako hoe : efa tena mifandefona ivoho ianareo. Hafatra kely : rehefa mba afaka dia jereo ihany ilay akamanareo mbola taraiky sao bobongolo ao iny. Amin’ny manaraka indray fa manaova fety sambatra e !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana