Dans la męme rubrique

Taratasin’i Jean Ampianaro tsara ny zaza

22/06/2017

Ianareo ve ry Jean tsy nandia fianarana a ? Manakory sy manakory aloha ! Na ny zaza tsy tonga volana aza tsy hanao toy io fanaonareo io.

Taratasin’i Jean Ampianaro tsara ny zaza

Hamaky ny tohiny...

Aza jamban’ny taolana !

21/06/2017

Tena miaiky antsika mihitsy aho ry Jean fa tena mora hampirevena mihitsy isika an ! Mody maka tsy taitra Rafôrsa sy ny ekipany hatramin’izay ka navelany ho donton-drafahantrana teto isika

Aza jamban’ny taolana !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mampijaly zaza

20/06/2017

Miarahaba ry Jean a ! Dia ho tahaka izao foana ve ny fiainanao sy itondranao ity revy ity ? Fa maninona raha tonga dia omena an’io zaza io izay tena ilainy fa tsy tapi-maso sy tampim-bava lava izao ?

Taratasy ho an’i Jean Mba mailo amin’izay

19/06/2017

Mino aho izao ry Jean fa mba efa naharay lesona tamin’ny zava-nisy hatramin’izay isika an !

Taratasy ho an’i Jean Mba mailo amin’izay

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Iza ary no hihaino eo ?

17/06/2017

Miarahaba Jean a ! Midera ny fahasahianao omaly aloha izahay fa dingana lehibe iny vitanao iny e ! Tena efa avo be mihitsy anie le antsonareo teo e ! Izahay indray ity no raiki-tahotra.

Taratasin’i Jean Iza ary no hihaino eo ?

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Loza amin’atambo !

08/11/2016

Salam ave ry Jean ? Efa loza amin’atambo anie ity mitranga ity e ! Tsy henonao sy tsy hitanao mihitsy ve ireny dorodoro sy kantsankantsana eran’ny tanŕna ireny ?

 Io izany izao tsy misy hakanatitra eny amin’ny manampahefana izany intsony fa rehefa manao ny tsy mety dia lasa iharan’ny daroka sy famonoana ho faty an-kalamanjana avy hatrany ! Na ireo mpitandro ny filaminana aza efa mialangalana mihitsy amin’ilay izy ! Mba henonao ve izany lazaiko izany e ? Na izaho koa aza moa ity lasa mila hivadika atidoha amin’ilay zava-mitranga. Mba eritrereto ihany ny atao a ! Dia avela hifamono eto foana ve ny mpiray tanindrazana e ? Dia avela hambanian’ny olona eto foana ve e ? Havela hotsinotsiniavin’ny olona eto foana ve ? Ianareo ho aho mba mahaiza mitsinjo lavitra fa tsy hoe donin’olona tapany dia handoa erany  foana. Raha tsy mbola mandray izany teniko izany aloha ianao ry Jean dia mieritrereta fa mety ho efa any amin’ny tontolon’ny hafa angamba ka !

Marco 

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana