Dans la męme rubrique

Taratasin’i Jean Dia aiza ny anjaranareo ry Jean ?

03/07/2017

Miarahaba anao aho ry Jean ! Tena nahafinaritra ahy rangahy ny fanazavana nomenao mikasika an’ity kandranay ity ilay tamin’ny indray mandeha iny a !

Taratasin’i Jean Dia aiza ny anjaranareo ry Jean ?

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Rehefa any andafy

30/06/2017

Manakory Jean a ! Tadidinareo ve ilay hira hoe “Rehefa any andafy ialahy dia mihanahana, rehefa any andafy ialahy dia ohatry ny gana…” iny ?

Taratasin’i Jean Rehefa any andafy

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Voadingana i Jeanne.

29/06/2017

Miarahaba aho ry Jean ! Hono aho rangahy ity, fa maninona kosa no voadingana foana i Jeanne rehefa mba misy miteniteny azy any ambadika any e ?

Taratasin’i Jean Voadingana i Jeanne.

Hamaky ny tohiny...

Hodian’ny olona vendrana!

23/06/2017

Manao ahoana ry Jean a ! Manao ahoana ny fiomankomanana ao e ? Inona indray izany izao ry Jean ny zavatra tsy hampoizina hiseho amin’ity fety indray mitoraka ity ?

Hodian’ny olona vendrana!

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Ampianaro tsara ny zaza

22/06/2017

Ianareo ve ry Jean tsy nandia fianarana a ? Manakory sy manakory aloha ! Na ny zaza tsy tonga volana aza tsy hanao toy io fanaonareo io.

Taratasin’i Jean Ampianaro tsara ny zaza

Hamaky ny tohiny...

Aza jamban’ny taolana !

21/06/2017

Tena miaiky antsika mihitsy aho ry Jean fa tena mora hampirevena mihitsy isika an ! Mody maka tsy taitra Rafôrsa sy ny ekipany hatramin’izay ka navelany ho donton-drafahantrana teto isika

Aza jamban’ny taolana !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mampijaly zaza

20/06/2017

Miarahaba ry Jean a ! Dia ho tahaka izao foana ve ny fiainanao sy itondranao ity revy ity ? Fa maninona raha tonga dia omena an’io zaza io izay tena ilainy fa tsy tapi-maso sy tampim-bava lava izao ?

Taratasin’i Jean Mampijaly zaza

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Iza ary no hihaino eo ?

17/06/2017

Miarahaba Jean a ! Midera ny fahasahianao omaly aloha izahay fa dingana lehibe iny vitanao iny e ! Tena efa avo be mihitsy anie le antsonareo teo e ! Izahay indray ity no raiki-tahotra.

 Marina aloha ilay voalazanareo hoe zonay tokoa ny mitroatra rehefa misy ny hadisoana tafahoatra e ! Kanefa anie tsy misy miraharaha an’izany intsony ny eto e ! Rehefa mety amin’ny bizin-dry zareo ny atao dia lazainy fa manara-dalàna fa rehefa manelingelina kosa anefa dia lazainy fa azo enjehina amin’ny lalàna. Izahay asainareo mitroatra io anie izao manahy be mihitsy hoe izahay irery no asainareo manahy nify sy mihetsi-po fa ianareo hitarika fotsiny toy ny mahazatra indray dia iny avy eo no tsy hita e ! Izay ry Jean io mampihazohazo anay io fa aleo aloha izahay hiatrika fetim-pirenena a!

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana