Dans la męme rubrique

Tsy mahatoky valera !

15/12/2017

Ao ve ry Jean a ? Inona indray moa ity mamely am-pitaka ity e ! Tsy manomboka akory ve ny lalao dia efa migafy sahady ianareo ?

Tsy mahatoky valera !

Hamaky ny tohiny...

Orana...orana..

14/12/2017

Ambanivolo anaty orana, ambanivolo fahavaratra Manangon-drano ny vahoaka,isan'andro oram-baratra. Mandomando ny zavaboahary,tsara tondraka aok'izany Velombolo ny tantsaha, fa hamokatra ny tany.

Orana...orana..

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Manao ady mitsatsaka

13/12/2017

Miarahaba anao aho ry Jean amin’izao tsingerintaonako izao. Isaorako hatrany ianao na dia tsy mba tazako tety amin’ity toerana mba navelanao hifalianay mianakavy kely ity aza e !

Taratasin’i Jean Manao ady mitsatsaka

Hamaky ny tohiny...

Tsy mbola menatra foana ve ?

12/12/2017

Miarahaba ry Jean a ! Arahabaina aloha ianareo tratry ny tsingerin-taonan’ny nanangananareo ilay Repoblikan’ny fandrosoana sy ny fivoarana, izay feno 7 taona katroka omaly e !

Tsy mbola menatra foana ve ?

Hamaky ny tohiny...

Efa zatra fita-bitro izahay e !

09/12/2017

Ao ve ry Jean a ! Manao ahoana ihany ny gidragidranareo ao e ? Toa renay mantsy fa dia efa tena mifanjinja sy mifamango mihitsy ry Rabekonetaka sy ry Solobe ao an !

Efa zatra fita-bitro izahay e !

Hamaky ny tohiny...

Mazotoa eee…

08/12/2017

Miarahaba Jean a ! Reko fa hoe tonga mba mandalo kely eto an-tanàna ianao, rehefa avy any amin’ny Amperora dia hiova akanjo sy kiraro kely fotsiny dia efa hanainga indray.

Mazotoa eee…

Hamaky ny tohiny...

Porofoy amiko…

07/12/2017

Porofoy amiko fa mahantra ny Malagasy, Asehoy amiko fa tsy taka-bidy ny kafé sy mofogasy. Atondroy ahy fa mirongatra ny olon-dratsy, Hamarino amiko fa efa foana ny parasy..

Porofoy amiko…

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Diso vanim-potoana !

12/10/2017

Io indray ianao Rabekonetaka ilay tsy mahay mifidy ny vanim-potoana hitenenana sy tsy misaina akory izay zavatra resahina an !

Aiza ve ka ao anatin’izao fotoan-tsarotra izao ianao sy ny ekipanao no mirehareha fa Rafôrsa ihany no hatolotrareo amin’ny 2018 fa iny ihany no mahavita azy. Mbola sahinareo ihany ny mirehareha fa mahavita azy ianareo, kanefa dia nabaribarinao tsy mahay manavaka vanim-potoana io akory fa tena fatritra ianareo satria ny olona maro efa mitsoaka noho ny tahotra ny hatelin-drapesta, kanefa ny anareo mbola zavatra hafa, dia ny hibodo an-drafahefana ihany. Dia mbola miseho hatrany ilay adin’ny kanosa amin’ny hikakana ny adversera matanjaka. Handeha indray ny fitsarana petatoko hamotehana iny olona iny sy ny mitovitovy aminy. Ny tsara aminao angamba Rabekonetaka mba mitsapa hery kely aloha hoe hatraiza ny donanao sy ny tanjakao fa ianao ity mantsy raha ny fahalalako anao dia ilay olona nasondro-potsiny tahaka ny kilaoty tapaka lasitika hatramin’izay ! Tsy adala r’ise izahay miteny hoe tsapao aloha ny herinareo a !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana