Dans la męme rubrique

Mihanahana loatra ka…

16/01/2018

Tsy misy ezaka azo atao mihitsy ve manoloana ity fidanganan’ny vola vahiny ity ry mpitondra ? ny fahaizana mihitsy ve no tsy ampy aminareo sa ny fahazotoana hanampy ny vahoaka no tsy misy ?

Mihanahana loatra ka…

Hamaky ny tohiny...

Efa voaozona ve ?

15/01/2018

Raha mba nijery kely tany Ivelany aho ; Nalahelo sy ontsa ery nahatsiaro anao. Ry Tanindrazana Malala tena mafy ady loatra Ry malagasy namako be mpanararaotra.

Efa voaozona ve ?

Hamaky ny tohiny...

Managadra ve no atao lahasa e ?

10/01/2018

Tena tsy manana fika hafa mba handaniana tena mihitsy ve ianareo ao ry jean forsa fa dia ny fanakanana sy ny fandrahonana no tena stratejia entinareo miady amin’i dada ah ? Dia efa hita izao fa valim-pitsarana navoakan’ny ministra voasazy sy fitondrana voasazy tamin’izany fotoana ve no atao izay ampiharana azy ankehitriny ?

Managadra ve no atao lahasa e ?

Hamaky ny tohiny...

Taitaitra lava

09/01/2018

Oh ry Jean a ! ary toa tsy hita popoka tampoka te indray ianareo e, tany atsinanana no nandrenesana anareo farany dia izay no vita..

Taitaitra lava

Hamaky ny tohiny...

O ry Jean pan a !

08/01/2018

Mety efa fifaliam-be any aminareo any ry Jean pan amin'izao fotoana mampanjombona ny firenena izao a ! Fotoan-dehibe hisehosehoana ato ho ato ho anareo mpanararaotra mody hamonjena sy hampisehoana amin'ny Malagasy rehetra fa olona tsara ianareo. Rehefa andavanandro mantsy ianareo tsy misy apoaka nefa maniry mafy ny hilatsaka hofidiana, hany ka rehefa misy traboina tahaka izao dia andro lehibe ho anareo mba hilazana fa mba olona ianareo.

O ry Jean pan a !

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana

05/01/2018

Raha tena hisy tokoa ilay fifidianana. Izay ho filoha lohalaharana. Aoka re mba ahay hisafidy, Fa tsy hijabaka any amin'ny mangidy.

Fifidianana

Hamaky ny tohiny...

Kalma fotsiny a !

29/12/2017

Miarahaba e ! Misimisy ihany ry Jean izay taratasy nosoratana teto izay fa ny omaly tsy niova ihany ny eto amin’ny tanàna a !

Kalma fotsiny a !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Aza jamban’ny malety !

06/05/2017

Miandry izay hataonareo indray izahay izao ry Jean a ! Ianareo mantsy izao no tompon’ny baolina ary efa renay fa efa maro be tokoa ianareo no vonona amin’ilay fandakana an-dry Solobe sy ekipany


 

 noho izy ireo efa hita fa tsy mamokatra kanefa dia mbola midongizina sy variana mameno paosy noho ny tanana efa zatra mitsotra niarahany tamin-dry Dinina be. Efa manantena izahay fa tsy ho resy tosiky ny mena miraviravy indray ianareo, ka hinia hikimpy tsy hiraharaha ny efa nifanarahana manoloana drala be sy ny malety ataon’ny fianakaviamben-drabekolikoly an ! Hainareo ihany mantsy fa ny alika jamban’ny taolana ary ianareo efa ambaran’ny maro fa jamban’ny malety. Porofoy aminay manomboka eto fa mbola olona azo hitokisana ianareo. Sao mantsy ka ho tratr’ilay hoe indro ny drala hanaovana bazary amin’izao faran’ny herinandro izao, ka homena ny samy variana indray izahay amin’ny fiandohan’ny herinandro a !

Marco

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana