Dans la mÍme rubrique

Taratasiníi Jean Zatra ny lalan-dririnina

22/02/2017

Miarahaba aníi Jean indray aloha nahatratra izao maraina vaovao ahafahana manambaka anay izao e ! Atao ahoana moa fa sendra izay mpiara-monina efa resy tanteraka ka dia eo ambany fahefanareo manontolo e !

Taratasiníi Jean Zatra ny lalan-dririnina

Hamaky ny tohiny...

Efa mandeha ny fanadihadianaÖ

21/02/2017

Salama tsara ve ry Jean a ! Ahoana indray ity aferan-dry lava orona mifampitifitra eto aminíny tanŗna ity ?

Efa mandeha ny fanadihadianaÖ

Hamaky ny tohiny...

Taratasiníi Jean Ampiana foana

20/02/2017

Miarahaba anareo indray aho ry Jean malala ! Mbola velom-pisaorana anareo ihany koa manome fahazarana anay handray lalandava fanampiana aminíolona e !

Taratasiníi Jean Ampiana foana

Hamaky ny tohiny...

Fanamafisana ny fahaiza-manaoníny beníny tanŗna Kaominina folo no miatrika fiofanana

18/02/2017

Kaominina miisa folo eto aminíny Faritra Analamanga no miatrika fiofanana etsy Anosy nanomboka omaly hahafahana manatsara sy manamafy ny fahaiza-manaoníireo Beníny tanŗna.

Fanamafisana ny fahaiza-manaoníny beníny tanŗna Kaominina folo no miatrika fiofanana

Hamaky ny tohiny...

Taratasiníi Jean Tia tanindrazana ?

17/02/2017

Miarahaba anao indray aloha ry Jean a ! Tia tanindrazana marina moa i Jean ity ? Ianao moa ve tsy hiteny hoe eny tia tokoa !

Taratasiníi Jean Tia tanindrazana ?

Hamaky ny tohiny...

Mitady tambiny sy tombony !

16/02/2017

Io indray ianao ry Jean fa mody miketrika an ! Manaiky anao aloha izahay e !

Mitady tambiny sy tombony !

Hamaky ny tohiny...

Taratasiníi Jean Tsy miato intsony !

15/02/2017

Salama ve ry Jean a ! Tena tsy miato intsony mihitsy izany fitetezam-paritra sy fizarana tapimaso eraníny tanŗna ataonareo izany a !

Taratasiníi Jean Tsy miato intsony !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Aleo mifandamina e !

07/11/2016

Mba hampita hafatra sy hananatra kely fa ohatraníny efa mivaona mihitsy isika ry Jean ! Ekena fa tsy mahavita ny asany ry bebaoty sy ry be kolikoly saingy aleo mitady vahaolana hafa e !

Raha ry mpihevotrevotra sy ry mpikiravaty manga mantsy no andrasana eto na ho ripaka eto aza isika mianakavy tsy misy hirarahany an’izany. Ny frankofonia izao no mahadodona azy ka zarany aza misy an’ireny tranga ireny hanariana dia antsika tsy hisaina sy hanakiana io amboletran’izy ireo io. Na izany aza, ny fo ranomafana ve no hamotehana fananana iombonana sy handatsahana ny ain’ny mpiray tanindrazana ry jean a ! Saika manerana ny nosy ve r’ise dia ahenoana korontana sy fifamonoana avokoa. Raha mba nieritreritra ny tenanay fa mba ho zava-mahafaly sy mahafinaritra indray no ho heno ato ho ato dia mbola ny omaly tsy miova e ! Aleo ihany ry Jean manindry fo fa isika samy isika ihany ve no hifandatsaka aina eto a ! Sady hifamono ve ry jean no mbola hanao fanabeazana aizana ka hisy olona intsony ve eto afaka 50 taona a ! Aleo mifandamina fa raha ireo andevozim-pahefana sy matim-boninahitra ireo no andrasana dia tsy hisy olana hivaha eto fa mety hifandripaka eto isika mianakavy. Tsara ny miray hina fa aleo amin’ny tsara e !

Marco

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana