Dans la m麥e rubrique

Tapatapany Blueline TV

15/12/2016

Miketrika hatrany ny fahafaham-pon段reo mpanjifa ny orinasa ォbluelineサ. Misongadina manokana ny hetsika fampihenana ny vidin段reo vokatra haroson段ty orinasa fifandraisan-davitra ity eo amin地y lafiny fampisitrahana ireo fandaharana hita ao amin地y fahitalavitra amin段zao ankatoky ny fetin地y Noely 2016 izao

Tapatapany Blueline TV

Hamaky ny tohiny...

Marion Vaovao mampalahelo no nianjady amin地y mpanakanto Marion. Nodimandry ny sabotsy teo ny rainy niteraka azy noho ny aretina nahazo azy. Izahay eto amin地y gazety tia tanindrazana dia mirary fiononana feno ho an段ty mpanakanto sangany ity sy ny fia

21/11/2016

Ivandry Trano iray misy rihana, nirehitra omaly maraina teny Ivandry akaikin'ny siniben-drano. Namoizana ain弛lona ity loza ity.

Marion Vaovao mampalahelo no nianjady amin地y mpanakanto Marion. Nodimandry ny sabotsy teo ny rainy niteraka azy noho ny aretina nahazo azy. Izahay eto amin地y gazety tia tanindrazana dia mirary fiononana feno ho an段ty mpanakanto sangany ity sy ny fia

Hamaky ny tohiny...


Tapatapany

TAPATAPANY FARITRA BOENY

24/11/2016

3.513.800 Ariary no voaangona tamin地y Telefood notanterahina nanoloana ny Lapan地y tan瀟a Mahajanga ny 11 novambra 2016.

Vokatra avy amin’ny Distrika telo dia i Mahajanga I, Soalala ary Mitsinjo io. Mbola andrasana ny avy any Mahajanga II, Marovoay, Ambato-Boeny. Tamin’ny taon-dasa dia i Mahajanga no lohalaharana manerana an’i Madagasikara tamin’ny hetsika Telefood tamin’ny vola mitotaly, 2.777.500 Ariary.

TANJOMBATO
Hanomboka anio alakamisy 24 novambra etsy amin’ny “Forello Expo” Tanjombato ny Salon de l’Industrie de Madagascar. Andiany faha-3 izy ity, izay tsy hifarana raha tsy amin’ny alahady 27 novambra 2016.

BEKILY

Tsy mba nahazo fanampiana vary tamin’ny PAM ny tao an-tampon-tanànan’i Bekily. Mitaraina koa ny mpampianatra prescolaire any an-toerana izay vatsian’ny UNICEF vola fa efa am-bolana maro no tsy nandray karama.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana