Dans la m麥e rubrique

Boriborintany faha-4 Fanatanjahantena no iadiana amin地y zava-mahadomelina

20/02/2017

Arovana tsy hirona amin地y fifohana sy fidorohana zava-mahadomelina ireo tanora ao amin地y Boriborintany fahefatra.

Boriborintany faha-4 Fanatanjahantena no iadiana amin地y zava-mahadomelina

Hamaky ny tohiny...

Kianjaben段 Mahamasina Hotantanan地y CUA tanteraka

16/02/2017

Nahavelombolo ny mpanao baolina Malagasy na ry zareo avy any ivelany koa ankehitriny ny hatsaran地y bozaka filalaovam-baolina etsy Mahamasina ankehitriny.

Kianjaben段 Mahamasina Hotantanan地y CUA tanteraka

Hamaky ny tohiny...

Ekipa ォ fair play サ Hampihavana amin地y alalan地y fanatanjahantena

13/02/2017

Hampivondrona ny malagasy amin地y alalan地y baolina kitra izay mpanjakan地y fanatanjahantena, hoy ry zareo avy eo anivon地y ekipa 吐air play

Ekipa ォ fair play サ Hampihavana amin地y alalan地y fanatanjahantena

Hamaky ny tohiny...

Stadium Barikadimy-Toamasina Hahazo kianja sentetika

23/01/2017

Tany Toamasina nitokana zava-bita telo sosona ny minisitra Rafidimanana Narson minisi-panjakana misahana ny fandaharan誕san地y filoham-pirenena sy ny fanajariana ny tany ary ny fampitaovana.

Stadium Barikadimy-Toamasina Hahazo kianja sentetika

Hamaky ny tohiny...

Rugby Malagasy Nifoha tamin地y torimasony i Fafah

16/01/2017

Noho ny fahatsapany fa milentika andro aman誕lina any anaty lavaka mangitsokitoka ny taranja rugby XV noho ny fampidirana lalina resaka politika ao anatiny

Rugby Malagasy Nifoha tamin地y torimasony i Fafah

Hamaky ny tohiny...

Fandrefiala Club 57 taona nitaizana tanora

17/12/2016

Klioba voalohany nitondra anarana Malagasy, nijoro tamin地y taona 1960 ny Fandrefiala Club.

Fandrefiala Club 57 taona nitaizana tanora

Hamaky ny tohiny...

Tsipy kanetibe Hanolotra kianja filalaovana ny tan瀟an但ntananarivo

10/12/2016

Tonga tao amin地y lapan地y tan瀟a Analakely nanome voninahitra sy nisaotra ny Ben地y tan瀟an但ntananarivo Lalao Ravalomanana, omaly,

Tsipy kanetibe Hanolotra kianja filalaovana ny tan瀟an但ntananarivo

Hamaky ny tohiny...


Sport

Tsipy kanetibe Notolorana 4 tapitrisa ariary avy izy efa-dahy

09/12/2016

Taorian地y resabe niparitaka momba ny tokony hankasitrahana manokana ireo mpilalao miisa 4 niaro ny voninahi-pirenena ka nahavoahosotra an段 Madagasikara tompondaka erantany teo amin地y taranja tsipy kanetibe, dia noraisin地y filoham-pirenena teny Iavoloha ireo maherifo omaly.

Raha tsiahivina, ny taona 1999 no nahazoantsika io anaram-boninahitra io ary 17 taona aty aoriana vao tafaverina eo am-pelatanan’ny Malagasy indray izany. Velom-pisaorana ireo mpilalao ary nidera ny herimpon’izy ireo ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina nandritra ny fandraisany ireo mpilalao izay notarihin’ny minisitry ny fanatanjahantena sy ny avy ao amin’ny Federasionin’ny tsipy kanetibe. Noho ny fanandratana avo ny voninahi-pirenena dia notolorana vola mitentina 4 tapitrisa ariary avy izy 4 mirahalahy izay nahitana an-dRakotondrazafy Lova, Razakarisoa Tita, Razafimahatratra Hery ary Andrianiaina Christian. Nisaotra manokana ny filoham-pirenena tamin’ny fihetsika sy fankasitrahany ireo ekipam-pirenena kosa ny mpanazatra ny ekipam-pirenena Andriamarohaja David Doris. Nanambara ny minisitry ny fanatanjahantena Andriamosarisoa Jean Anicet fa tsy ho ela ny hetsika goavana hankasitrahana manokana ireo mpilalao sy atleta nanandratra avo ny voninahi-pirenena tamin’ny fifaninanana iraisam-pirenena. Zava-dehibe ny fankasitrahana sy fijerena manokana ny mpanao fanatanjahantena mba hahatonga azy ireo hiezaka hatrany. Voninahitry ny firenena rahateo no harovana, ka rariny raha tsinjovina manokana ireo hita fa tena miezaka ka mahita vokatra, ka manome voninahitra ny tanindrazana.

Toky R.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana