Dans la m麥e rubrique

Boriborintany faha-4 Fanatanjahantena no iadiana amin地y zava-mahadomelina

20/02/2017

Arovana tsy hirona amin地y fifohana sy fidorohana zava-mahadomelina ireo tanora ao amin地y Boriborintany fahefatra.

Boriborintany faha-4 Fanatanjahantena no iadiana amin地y zava-mahadomelina

Hamaky ny tohiny...

Kianjaben段 Mahamasina Hotantanan地y CUA tanteraka

16/02/2017

Nahavelombolo ny mpanao baolina Malagasy na ry zareo avy any ivelany koa ankehitriny ny hatsaran地y bozaka filalaovam-baolina etsy Mahamasina ankehitriny.

Kianjaben段 Mahamasina Hotantanan地y CUA tanteraka

Hamaky ny tohiny...

Ekipa ォ fair play サ Hampihavana amin地y alalan地y fanatanjahantena

13/02/2017

Hampivondrona ny malagasy amin地y alalan地y baolina kitra izay mpanjakan地y fanatanjahantena, hoy ry zareo avy eo anivon地y ekipa 吐air play

Ekipa ォ fair play サ Hampihavana amin地y alalan地y fanatanjahantena

Hamaky ny tohiny...

Stadium Barikadimy-Toamasina Hahazo kianja sentetika

23/01/2017

Tany Toamasina nitokana zava-bita telo sosona ny minisitra Rafidimanana Narson minisi-panjakana misahana ny fandaharan誕san地y filoham-pirenena sy ny fanajariana ny tany ary ny fampitaovana.

Stadium Barikadimy-Toamasina Hahazo kianja sentetika

Hamaky ny tohiny...

Rugby Malagasy Nifoha tamin地y torimasony i Fafah

16/01/2017

Noho ny fahatsapany fa milentika andro aman誕lina any anaty lavaka mangitsokitoka ny taranja rugby XV noho ny fampidirana lalina resaka politika ao anatiny

Rugby Malagasy Nifoha tamin地y torimasony i Fafah

Hamaky ny tohiny...

Fandrefiala Club 57 taona nitaizana tanora

17/12/2016

Klioba voalohany nitondra anarana Malagasy, nijoro tamin地y taona 1960 ny Fandrefiala Club.

Fandrefiala Club 57 taona nitaizana tanora

Hamaky ny tohiny...

Tsipy kanetibe Hanolotra kianja filalaovana ny tan瀟an但ntananarivo

10/12/2016

Tonga tao amin地y lapan地y tan瀟a Analakely nanome voninahitra sy nisaotra ny Ben地y tan瀟an但ntananarivo Lalao Ravalomanana, omaly,

Tsipy kanetibe Hanolotra kianja filalaovana ny tan瀟an但ntananarivo

Hamaky ny tohiny...


Sport

Rallye International de Madagascar andiany faha-37 Notoloran地y Airtel loka ireo mpamily mendrika indrindra

18/11/2016

Tsy namela fotsiny ireo mpamily sy ny mpanampy azy telo voalohany mendrika indrindra tamin地y RIM andiany faha-37 notanterahina teto amintsika ny faran地y herinandro teo ny orinasam-pifandraisana Airtel.

  Nanolotra amboara sy loka ho azy  ireo tamin’ny alalan-dRatsimbason Andry,  tale misahana ny maha-olona eo anivon’ny orinasa izy ireo omaly entina  hanehoana amin’ny rehetra fa manohana ny taranja ara-panatanjahantena misy eto amintsika ity orinasam-pifandraisana iray ity.  Anisan’ny notolorana izany voalohany Razafinjoelina Tahiana sy Rajaonarison Baovola izay nitondra ny fiara Sabira impreza. Teo ihany koa Solofonirina Herivonjy sy Solofonirina Sandy niaraka tamin-dRanaivoson Ralambozafy sy Ralambolanja. Nambaran-dRatsimbason Andry nandritra izany fa mendrika  valisoa avokoa ny ezaka hatao rehetra hahafahana mamporisika hatrany ny mpandray anjara, indrindra fa ireo nahavitabe tahaka azy enina mianadahy mianaka ireto. Nanambara moa ny Airtel fa vonona hatrany izy ireo ny hanohana ny hetsika tahaka izao raha anisan’ny tena nahafa-po azy ireo ny RIM tamin’ity taona 2016 ity.

Pati


 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana