Dans la mÍme rubrique

Rugby Malagasy Nifoha taminíny torimasony i Fafah

16/01/2017

Noho ny fahatsapany fa milentika andro amaníalina any anaty lavaka mangitsokitoka ny taranja rugby ŗ XV noho ny fampidirana lalina resaka politika ao anatiny

Rugby Malagasy Nifoha taminíny torimasony i Fafah

Hamaky ny tohiny...

Fandrefiala Club 57 taona nitaizana tanora

17/12/2016

Klioba voalohany nitondra anarana Malagasy, nijoro taminíny taona 1960 ny Fandrefiala Club.

Fandrefiala Club 57 taona nitaizana tanora

Hamaky ny tohiny...

Tsipy kanetibe Hanolotra kianja filalaovana ny tanŗnaníAntananarivo

10/12/2016

Tonga tao aminíny lapaníny tanŗna Analakely nanome voninahitra sy nisaotra ny Beníny tanŗnaníAntananarivo Lalao Ravalomanana, omaly,

Tsipy kanetibe Hanolotra kianja filalaovana ny tanŗnaníAntananarivo

Hamaky ny tohiny...

Ekipaníny CNaPS Sport Noraisina taminíny fomba manetriketrika

10/12/2016

Nigadona omaly teny Ampefiloha misy ny foibeníny CNaPS ny ekipaníny CNaPS Sport avy any Itasy rehefa avy niatrika ny lalao farany teo aminíny fiadiana ny anaram-boninahitra taminíny fifaninanam-pirenena ę THB Championís league Ľ.

Ekipaníny CNaPS Sport Noraisina taminíny fomba manetriketrika

Hamaky ny tohiny...

Tsipy kanetibe Notolorana 4 tapitrisa ariary avy izy efa-dahy

09/12/2016

Taorianíny resabe niparitaka momba ny tokony hankasitrahana manokana ireo mpilalao miisa 4 niaro ny voninahi-pirenena ka nahavoahosotra aníi Madagasikara tompondaka erantany teo aminíny taranja tsipy kanetibe, dia noraisiníny filoham-pirenena teny Iavoloha ireo maherifo omaly.

Tsipy kanetibe Notolorana 4 tapitrisa ariary avy izy efa-dahy

Hamaky ny tohiny...

Tsipy kanetibe Homena trano sa fiara izy efa-dahy tompondaka erantany ?

07/12/2016

Tompondaka erantany aminíny tsipy kanetibe i Madagasikara, taorianíny andiany faha-47 notanterahina teto amintsika.

Tsipy kanetibe Homena trano sa fiara izy efa-dahy tompondaka erantany ?

Hamaky ny tohiny...

Tsipy kanetibe Tompondaka erantany ny Malagasy

05/12/2016

Voahosotra ho tompondaka erantany eo aminíny taranja tsipy kanetibe ny ekipam-pirenena Malagasy notarihaníAndrianiaina Christian na i Nanou misy aníi Tita ę Mims Ľ Razakarisoa, Hery Razafimahatratra ary Lova Rakotondrazafy

Tsipy kanetibe Tompondaka erantany ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...


Sport

Rallye International de Madagascar andiany faha-37 Notoloraníny Airtel loka ireo mpamily mendrika indrindra

17/11/2016

Tsy namela fotsiny ireo mpamily sy ny mpanampy azy telo voalohany mendrika indrindra taminíny RIM andiany faha-37 notanterahina teto amintsika ny faraníny herinandro teo ny orinasam-pifandraisana Airtel.

 Nanolotra amboara sy loka ho azy  ireo tamin’ny alalan-dRatsimbason Andry,  tale misahana ny maha-olona eo anivon’ny orinasa izy ireo omaly entina  hanehoana amin’ny rehetra fa manohana ny taranja ara-panatanjahantena misy eto amintsika ity orinasam-pifandraisana iray ity.  Anisan’ny notolorana izany voalohany Razafinjoelina Tahiana sy Rajaonarison Baovola izay nitondra ny fiara Sabira impreza. Teo ihany koa Solofonirina Herivonjy sy Solofonirina Sandy niaraka tamin-dRanaivoson Ralambozafy sy Ralambolanja. Nambaran-dRatsimbason Andry nandritra izany fa mendrika  valisoa avokoa ny ezaka hatao rehetra hahafahana mamporisika hatrany ny mpandray anjara, indrindra fa ireo nahavitabe tahaka azy enina mianadahy mianaka ireto. Nanambara moa ny Airtel fa vonona hatrany izy ireo ny hanohana ny hetsika tahaka izao raha anisan’ny tena nahafa-po azy ireo ny RIM tamin’ity taona 2016 ity.

Pati


 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana