Dans la m麥e rubrique

Fanesorana ny praiminisitra Mampiady ny ao an-dapa

26/05/2017

Mivoaka ny feo avy any an-dapa amin段zao fotoana izao fa mifanditra sy tsy mitovy hevitra intsony ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha nasionalin地y antoko HVM Rivo Rakotovao manoloana ny hanoloana ny praiminisitra.

Fanesorana ny praiminisitra Mampiady ny ao an-dapa

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

26/05/2017

Kely finoana amin地y hisian地y fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokon地y Kongresin地y Fahaleovantenan段 Madagasikara).

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...

Fanilikilihana ny Ben地y tan瀟a Aza mifanindritsindry, hoy i Dada

26/05/2017

Manana andraikitra ato amin地y kaominina aho amin地y maha mpanolotsain地y Ben地y tan瀟a ahy, hoy i Marc Ravalomanana ny alarobia lasa teo.

Fanilikilihana ny Ben地y tan瀟a Aza mifanindritsindry, hoy i Dada

Hamaky ny tohiny...

Governemanta iaraha-mitantana Manome fampitandremana tapa-bolana ny DFP

26/05/2017

Vory lanona tetsy amin地y Panorama Andrainarivo avokoa ny alarobia teo ny ankamaroan段reo hery politika eto amin地y firenena taorian地y antso avo nataon-dry zareo avy anivon段lay vovonana dinika ho fanavotam-pirenena (DFP)

Governemanta iaraha-mitantana Manome fampitandremana tapa-bolana ny DFP

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Namantsipantsika ny fitondrana

24/05/2017

Tena hampihatra marina ny demokrasia eto Madagasikara isika. Manana olona isika sady manana tanora, hoy i Marc Ravalomanana nandritra ny dinika politika nokarakarain地y sampandraharahan地y firenena mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD) ary fiaraha-miasa aminy teny amin地y Hotely Carlton omaly.

Marc Ravalomanana Namantsipantsika ny fitondrana

Hamaky ny tohiny...

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas ォ Tsy nahazo 4 x4 vaovao izany aho サ

24/05/2017

Samy nilaza ho tsy nahazo an段lay fiara 4 x 4 voalaza fa nanambatambazana ny sasantsasany tamin段reo depiote mivory eny Tsimbazaza avokoa ireo voatonontonona ho nahazo tamin地y fitondram-panjakana.

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas ォ Tsy nahazo 4 x4 vaovao izany aho サ

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

24/05/2017

Kely finoana amin地y hisian地y fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokon地y Kongresin地y Fahaleovantenan段 Madagasikara). Misavorovoro be mantsy ny fiainam-pirenena ankehitriny, hoy ny filohany Rakotomanga Eric.

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...


Politique

Vola azo tamin地y Frankofonia Ataovy mangarahara, hoy ny Wake Up Madagascar

28/11/2016

Mangataka ny hisian地y mangarahara amin地y lafiny rehetra tamin地y fitantanana ny vola azo nandritra ny frankofonia ny fikambanana Wake Up Madagascar, anisan地y mijery akaiky ny maharary ireo olona eny ifotony.

Ho azy ireo dia tokony ho fantatry ny vahoaka Malagasy amin’ny antsipirihany izany satria avy amin’ny Malagasy ny fahefana nomena ny fanjakana mijoro amin’izao fotoana. Nandritra ilay hetsika tabataban’ny olom-pirenena notanterahina teny amin’ny kianjan’i Maki ny sabotsy maraina teo no nahafantarana ny hetsika izay marihina fa nahavory olona marobe tokoa, niaraka tamin’ny sorabaventy sy ny fitsofana kiririoka ary ny fikapohana vilany sy lovia. Nambaran’izy ireo  fa tsy matahotra ny hanohizana ny hetsika tahaka izao izy ireo mba ho fantatry ny vahiny fa mijaly ny vahoaka Malagasy. Anisan’ny nisongadina tamin’ny fitakian’izy ireo moa ny fiarovana ireo Nosy Malagasy nobodoin’ny Frantsay, ny famerenana amin’ny laoniny ireo tany lasan’ny vahiny hanaovana fitrandrahana toy ny ao Soamahamanina. Niezaka nisakana azy ireo ny mpitandro ny filaminana saingy rehefa niakatra teny amin’ny lalankely ambonin’ny digy izy ireo dia afaka naneho hevitra tamin-kalalahana ihany.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana