Dans la m麥e rubrique

Hetsiky ny MAGRO Amin地y sabotsy ny fotoana

24/03/2017

Tsy azo ekena ny don-tandroka isaky ny mihetsika sy ny fampiesonana. Nifanarahana tany am-boalohany fa ajanona ny hetsiky ny zanak段 Dada ao amn地y Magro Behoririka,

Hetsiky ny MAGRO Amin地y sabotsy ny fotoana

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

24/03/2017

Mihantsy ady, miteniteny foana no anton-draharahan地y filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin段zao fotoana.

Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

24/03/2017

Tsy naneho hevitra elaela mikasika ny raharaham-pirenena noho ny tsy fahasalamana ny filohan地y hetsika dinika ho fanavotam-pirenena (DFP), Tolojanahary Maharavo na i Doudou, raha ny fanazavana nomeny omaly teny amin地y fonenany eny Ambohipo.

Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

Hamaky ny tohiny...

Antoko Tambatra 溺ila ovaina ny lal瀘panorenana

23/03/2017

Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny antoko Tambatra, tarihin段 Pety Rakotoniaina.

Antoko Tambatra 溺ila ovaina ny lal瀘panorenana

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

21/03/2017

Saika miresaka sy manaratsy an段 Marc Ravalomanana avokoa ireo haino aman-jery mpomba ny mpitondra sy ny mpanongam-panjakana tamin地y taona 2009 amin段zao fotoana izao.

Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

Hamaky ny tohiny...

CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

21/03/2017

Niteraka resabe teto an-drenivohitra ny tsy nahitana an段reo mari-pamantarana ireo kaominina Antananarivo Renivohitra toy ny saina, fitomboka

CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Manetsika ny 泥iaspora Malagasy any Eoropa

20/03/2017

Naseho voalohany tany Copenhague-Danemark ny sabotsy 18 martsa teo ilay horonantsary ォ Return of a president.. サ,

Marc Ravalomanana Manetsika ny 泥iaspora Malagasy any Eoropa

Hamaky ny tohiny...


Politique

Voahangy Rajaonarimampianina Fa lasa aiza e ?

25/11/2016

Taorian地y fihaonamben段reo firenena mivondrona ao anatin段lay komisionina mifanerasera ara-barotra aty amin地y fari-dranomasin段 afrika atsinanana na COMESA

izay notontosaina teto amintsika ny 10 ka hatramin’ny 19 oktobra teo dia tsy hitahita intsony ny vadin’ny filoham-pirenena, Ramatoa Voahangy Rajaonarimampianina. Adihevitra teraka noho io toe-javatra io ny hoe mety ho noho ilay sary naha diso toerana azy tamin’ity fihaonambe voalaza teo ity no antony nahatonga azy nisitrika sy tsy be fihetsiketsehana aloha. Raha tsiahivina dia niaraka naka ny sary iombonana na « photo de groupe » tamin’ireo filoham-pirenena i Voahangy Rajaonarimampianina izay tena tsy fanao mihitsy eo amin’ny resaka arofenitra iraisam-pirenena. Fantatra moa fa hitarika ny fihaonan’ireo vadina filoham-pirenena frakofonina eny Ivato ny tenany ny sabotsy izao, raha ny fandaharam-potoana.

Faralahimatoa

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana