Dans la mÍme rubrique

Hita ny misy an'i Lylison Ho avy ny fisamborana ...

23/02/2017

Taorianíny fametrahana taratasy mangataka ny hevitry ny Fitsarana avo momba ny lalŗmpanorenana (HCC) nataoníny filohaníny antenimierandoholona mikasika ny raharaha loholona Lylison Renť de Rolland ny 27 janoary, dia namoaka ny heviny ity andrim-panjakana ity omaly.

Hita ny misy an'i Lylison Ho avy ny fisamborana ...

Hamaky ny tohiny...

Tonga masiaka i Dadavalo sy Rajoelina Mihorohoro ny HVM

23/02/2017

Fifidianana malalaka tsy misy sakantsakana no andrandrainíny rehetra aminíny taona 2018.

Tonga masiaka i Dadavalo sy Rajoelina Mihorohoro ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Sahia ry Gasy Ndao ę Mbola mamim-bahoaka ny filoham-pirenena Ľ

23/02/2017

Nifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona tetsy aminíny live hotel 67 hektara omaly ry zareo mpikambana ao anatiníny Sahia ry Gasy Ndao (SGN) na ilay vovonana ho aníny fiarovana ny repoblika fahefatra sy ny fiandrianam-pirenena izay tarihiníny depioteníi Moramanga, Charles Randriamahefa.

Sahia ry Gasy Ndao ę Mbola mamim-bahoaka ny filoham-pirenena Ľ

Hamaky ny tohiny...

Antoko TAMAMI ďOmeo fahefana ny faritra ! Ľ

23/02/2017

Ny nanovana ny didim-pitondrana taminíny taona 1973 izay misy andininy 3 dia ny andininy 012, 013 ary 014, hoy ny filohaníny antoko TAnora Malagasy MIroso (TAMAMI), Samihary Floriot, no fototry ny olana eto amintsika aminíizao fotoana izao.

Antoko TAMAMI ďOmeo fahefana ny faritra ! Ľ

Hamaky ny tohiny...

Berija Ravelomanantsoa Izay misy vola ihany no akama !

23/02/2017

Nivahiny tamina onjam-peo tsy miankina iray i Berija Ravelomanantsoa omaly.

Berija Ravelomanantsoa Izay misy vola ihany no akama !

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Tsy matahotra fifidianana ny TIM

23/02/2017

Mitaky fifidianana demokratika, mangarahara sy tsy manavaka ny fianakaviambe iraisampirenena ary miandrandra voka-pifidianana lavitry ny hala-bato sy safidim-bahoaka malalaka tsy misy fanodinkodinana ihany koa ny olom-pirenena,

Marc Ravalomanana Tsy matahotra fifidianana ny TIM

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanana sy fitoniana Vonona tokoa ve ireo mpanao politika ?

22/02/2017

Hifarana anio indray, etsy aminíny carlton Anosy, ny atrikasa iray izay natomboka omaly natokana ho an'ny antoko politika ary miompana aminíny tarika sy fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny demokrasia eto aminíny firenena.

Fampihavanana sy fitoniana Vonona tokoa ve ireo mpanao politika ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Tombontsoa aminíny frankofonia Tsy ampy ny fanazavana

24/11/2016

Na dia nanao izay ho afany tetsy aminíny Mon gouter AndrefaníAmbohijanahary aza ny mpanara-maso momba ny tanora no sady filohaníny antenimieram-pirenena sy depiote avy any Mahajanga teo aloha, Soalahy Tsaratsiry,

dia sahirana ireo mpanao gazety tonga teny an-toerana namantatra ny tena votoatin’ny tombontsoa tian’ity olom-panjakana teo aloha ity holazaina. Aoka ianareo ray aman-dreny, hoy ny tenany, tsy handrebireby ny tanora ka hilaza fa tsy misy tombontsoa ho antsika izao fihaonamben’ny frankofonia raisina eto amintsika amin’izao fotoana izao. Tombontsoa ao anatin’izy ity, hoy izy, dia firaisankina, fifanakalozana ary misy eo amin’ny lafiny toekarena koa dia famoronana asa. Anisan’ny nahitana izany resaka famoronana asa izany, hoy izy, izao ny fifanarahana 22 nifanaovana tamin’ny Maraokanina. Tsy nisy moa ny ohatra mazava nomen’ity olom-panjakana teo aloha ity mikasika ireo lafin-javatra ireo fa dia midadasika be tahaka izay fotsiny no nilazany azy.

Mirija


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana