Dans la męme rubrique

Ravalomanana sy Pr Zafy Nihaona teny Ivandry

19/09/2017

Nihaona sy nifampiresaka teny Ivandry omaly ny filoha teo aloha mirahalahy Marc Ravalomanana sy Albert Zafy.

Ravalomanana sy Pr Zafy Nihaona teny Ivandry

Hamaky ny tohiny...

Fisokafan’ny MBS Tsy mbola ho amin’ity fitondran’ny HVM ity

19/09/2017

Tsotra sady mazava ny valin-tenin’i Hery Rajaonarimampianina raha nanontaniana ny antony tsy amelan’ny fanjakana ny hisokafan’ny haino aman-jery MBS ny tenany.

Fisokafan’ny MBS Tsy mbola ho amin’ity fitondran’ny HVM ity

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filohan’ny CFM Tsara toerana Rabe Landry sy i Maka Alphonse

19/09/2017

Amin’ireo mpikambana CFM na Conseil du Fampihavanana Malagasy vao avy nanao fianianana ny alarobia 13 septambra 2017 lasa teo toa an-dry Mangalaza Eugène,

Fifidianana filohan’ny CFM Tsara toerana Rabe Landry sy i Maka Alphonse

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Tsy hihemotra mihitsy aho”

18/09/2017

Nanatrika ny Fihaonamben'ny Synodam-paritany Miarinarivo Fahazavana 27, natao tany Anorana Miarinarivo Andriamatoa Marc Ravalomanana sy Ramatoa vadiny omaly alahady 17 septambra.

Marc Ravalomanana “Tsy hihemotra mihitsy aho”

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana 2018 Efa mahatoky tena Rajaonarimampianina

18/09/2017

Ora telo no naharetan’ny adihevitra teo amin’ny fihaonan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny mpanao gazety teny Iavoloha ny sabotsy 14 septambra lasa teo.

Fifidianana 2018 Efa mahatoky tena Rajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny...

Lalaina Rabezanahary « Aleo haneho ny heviny ny vahoaka tompon’ny fahefana »

18/09/2017

Tsy afa-misaraka amin’ny fiainam-pirenena ny sehatry ny fanabeazana. Fanavaozana goavana misongadina eto amin’ny firenena moa ankehitriny ny fanavaozana ny rafi-pampianarana.

Lalaina Rabezanahary « Aleo haneho ny heviny ny vahoaka tompon’ny fahefana »

Hamaky ny tohiny...

Fifandraisana amin’ny any ivelany Manjavozavo ny politikan’ny fanjakana

18/09/2017

Niditra tamin’ny laharana faha-20 tamin’ity herinandro ity ilay fandaharana manokan’ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, ezahany haparitaka amin’ny haino aman-jery hoe “Fotoam-bita”, raha tany amin’ny volana mey ny laharana voalohany.

Fifandraisana amin’ny any ivelany Manjavozavo ny politikan’ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...


Politique

Tolon’ny fanorenana ifotony (TFI) Niala maina indray ny mpitarika

26/11/2016

Tsy hay na tahotry ny korontana na ny fanentanana no tsy nahomby fa tsy nisy namaly ny antso sy famoriam-bahoaka nataon’ny Tolona ho Fanorenana Ifotony (TFI) tarihin-dry Joseph Yolande, Réné Rasolofo, Solonavalona …

 teny amin’ny tsangambato Ralaimomongo Analakely omaly. Efa nanambara moa ny mpitandro ny filaminana fa tsy azo atao io hetsika noho ny tsy fahazoana alalana, indrindra noho ny fisian’ny frankofonia. Efa nisy rahateo ny resaka nivoaka fa hosamborina ireo mpitarika. Anton’ny hetsika ny fanoherana ny politikan'ny fitondrana izay manome vahana ireo vahiny hangoron-karena sy maka ny tanin'ny Malagasy, ka zary lasa tompony mangataka atiny saingy izao nitsefotra izao indray. Efa maro ny hetsika tsy nahomby toy izao, izay mampametra-panontaniana ihany hoe ny mpitarika ve no tsy maharesy lahatra vahoaka sa ny olona mihitsy no efa tsy liana intsony ? Tokony handini-tena ihany na ny vahoaka na ireo mpitarika hetsika politika. Matoa ny olona tsy mamaly ny antso dia misy zavatra tsy maharesy lahatra azy ataon’ny mpanao politika. Maro rahateo ireo efa hita foana ary niarahan’ny maro nahita ny nafitsony ka aleon’ny vahoaka mipetraka sy manaja tena. Tsy takona afenina ihany koa anefa ny olana mahazo ny firenena ka raha hitazam-potsiny sy himenomenona eny anivon’ny fiarahamonina dia tsy hisy na inona na inona hiova eto. Hanohy ny tsy nety nataony ihany ny mpitondra satria tsy misy hery hanery azy hanitsy ny diany. Ny fahanginan’ny vahoaka dia midika fa fankatoavana ny tsy mety.

Toky R.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana