Dans la męme rubrique

Governemanta Minisitra maromaro miozongozona

17/11/2017

Mananontanona indray ny fanovana governemanta. Ny volana desambra izao no mety hanatanterahana azy io raha ny loharanom-baovao iray akaiky ny fitondrana.

Governemanta Minisitra maromaro miozongozona

Hamaky ny tohiny...

Firaisamonim-pirenena Ataovy mazava ny lalĂ m-pifidianana

17/11/2017

Zava-dehibe ny firosoana amin’ny fifidianana saingy tsy zavatra hatatao fahatany ohatr’izao fa tsy maintsy mitaky zavatra betsaka, ary hajaina ny lalàmpanorenana, hoy ny Firaisamonim-pirenena tamin’ny alalan-dRandriamihavana.

Firaisamonim-pirenena Ataovy mazava ny lalĂ m-pifidianana

Hamaky ny tohiny...

Antoko TIM - Ambohimanarina Nitrotro am-bavaka ireo asa ho tanterahina

17/11/2017

Fanompoam-pivavahana ho fisaorana sy fiderana an’Andriamanitra ary fametrahana ny asa rehetra tanterahina eny amin’ny Vohitr’Ambohimanarina Boriborintany faha-6 na an-tsaha na an-tanàna notarihan’ny mpitandrina Rabemanana Tojo no nisantarana an’ireo hetsika 5 ho tanterahan’ny TIM

Antoko TIM - Ambohimanarina Nitrotro am-bavaka ireo asa ho tanterahina

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana 2018 Tsy tokony hijabahan’ny fanjakana

17/11/2017

Mamboatra ny kajy politikany ny HVM ankehitriny ary anisan’ireny ny fifehezana ny andrim-panjakana.

Fifidianana 2018 Tsy tokony hijabahan’ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Ben’ny tanàna ambanivohitra Mivondrona hifanohana sy hitaky ny zony feno

17/11/2017

Betsaka ireo tsindry hazo lena mihatra amin’ ireo ben’ny tanàna eny anivon’ny kaominina ambanivohitra amin’izao.

Ben’ny tanàna ambanivohitra Mivondrona hifanohana sy hitaky ny zony feno

Hamaky ny tohiny...

Fanavaozana ny lisi-pifidianana Hatao izay hahatomombana azy, hoy ny CENI

16/11/2017

Roa herinandro tsy hahatongavan’ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanavaozana ny lisi-pifidianana (RALE),

Fanavaozana ny lisi-pifidianana Hatao izay hahatomombana azy, hoy ny CENI

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonim-pirenena Tsy mahavita miaro ny vahoaka akory

16/11/2017

Anarana fotsiny fa tsy mahovoka akory rehefa tena misy ny ilana ireo fiarahamonim-pirenena ahitana ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa sy mpiaro ny zon’olombelona.

Fiarahamonim-pirenena Tsy mahavita miaro ny vahoaka akory

Hamaky ny tohiny...


Politique

Toamasina Ambohipihaonan’ireo Ben’ny tanŕna an-tanŕn-dehibe

06/05/2017

Tanterahina ao Toamasina omaly zoma 5 sy anio sabotsy 6 mey ny fivoriambe fahatelon’ny Fikambanan’ireo Ben’ny tanŕna an-tanŕn-dehibe eto Madagasikara.

 

 Ny fandaniana ny fitsipika anatin’ny fikambanana sy ny fandinihana ny fandraisana ireo mpikambana vaovao no anisan’ny lahadinika mandritra izao fivoriambe izao. Mety horesahina ihany koa ny fikasana hanolo ho PDS ireo Ben’ny tanàna sasany, toy ny ao Mahajanga sy Toamasina. Re fa ho avy hanokatra ny fivoriana anio ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier. Niforona tamin’ny jona 2016 ny fikambanana ary ahitana mpikambana folo amin’izao, dia ireo Ben’ny tanàna amin’ny renivohi-paritany enina, miampy ny an’i Nosy-Be, Sainte-Marie, Tolagnaro ary Antsirabe. Mety hanatevin-daharana azy ireo ny an’Antalaha, Ambilobe ary Morondava. Manatanteraka fivoriambe in-droa isan-taona ny fikambanana, ka tao Mahajanga ny voalohany ny jona 2016. Ny tanànan’Antsiranana kosa no nampiantrano ny fivoriambe faharoa.

Jean D.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana