Dans la m麥e rubrique

Hetsiky ny MAGRO Horavan地y Emmo reg ?

28/03/2017

Nivoitra nandritra ny fanambaran地y mpitandro ny filaminana avy amin地y CIRGN Analamanga, ny Emmo reg, ary ny prefektiora omaly fa voarara ny mivorivory sy manao fidinana an-dalambe mandritra ny fanamarihana ny 29 martsa.

Hetsiky ny MAGRO Horavan地y Emmo reg ?

Hamaky ny tohiny...

TIM Atsimo Andrefana Manamafy fa tsy maintsy 1 er tour dia lany Ravalomanana

28/03/2017

Nambaran地y mpandrina ny REG TIM any Atsimo Andrefana, Atoa Sazalahy Tsianihy, fa manamafy ny tsy maintsy hahatanteraka ny 1 er Tour dia vita ny fifidianana hahalany ny prezid Ravalomanana

TIM Atsimo Andrefana Manamafy fa tsy maintsy 1 er tour dia lany Ravalomanana

Hamaky ny tohiny...

CUA- R馮ion Ile-De France Mafonja ny fiaraha-miasa

28/03/2017

Noraisin'ny Ben'ny tan瀟a Lalao Ravalomanana tao amin'ny Lapan'ny tan瀟a Analakely ny talen地y fiaraha-miasa Iraisam-pirenena sy ny fizahantany eo anivon'ny R馮ion Ile-De France, Eric Fajole omaly tolakandro.

CUA- R馮ion Ile-De France Mafonja ny fiaraha-miasa

Hamaky ny tohiny...

Fanamarihana ny 29 martsa 2017 Vonona ny TIM

28/03/2017

Tsy avelan地y Tiako I Madagasikara handalo fotsiny ny tsingerin-taona faha-70 nisian地y tolom-panafahana tamin地y 29 martsa 1947.

Fanamarihana ny 29 martsa 2017 Vonona ny TIM

Hamaky ny tohiny...

Toekarena sy fandraharahana Maka toerana ny Sinoa

28/03/2017

Naharitra iray ora ny fihaonan地y filoha Sinoa Xi Jinping sy ny filoha Malagasy Hery Rajaonarimampianina tao amin地y Lapan地y vahoaka tao Beijing omaly.

Toekarena sy fandraharahana Maka toerana ny Sinoa

Hamaky ny tohiny...

FITSINJARAM-PAHEFANA TENA IZY Mbola maro ireo kaominina tsy misitraka azy

28/03/2017

Mbola betsaka amin段reo kaominina eto amintsika no tsy misitraka akory ny fitsinjaram-pahefana tena izy.

FITSINJARAM-PAHEFANA TENA IZY Mbola maro ireo kaominina tsy misitraka azy

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana tany Frantsa Nahaliana tokoa ny ォ Diaspora Malagasy サ

27/03/2017

Tontosa ny faran地y herinandro teo ny fihaonan段 Marc Ravalomanana tamin段reo Malagasy monina sy miasa any Frantsa. Tao Paris renivohitra sy tany Toulouse no nanaovana ny fihaonana ary tonga maro be hatrany ireo Malagasy nanatrika.

Marc Ravalomanana tany Frantsa Nahaliana tokoa ny ォ Diaspora Malagasy サ

Hamaky ny tohiny...


Politique

Tetikasan地y filoham-pirenena Tafiditra hatramin地y zaridainan地y kaominina

24/11/2016

Mahafinaritra ny nahita ny fiovana tampoka nihatra tamin段reo zaridaina kaominaly sasantsasany nasiana fanatsarana tao anatin地y fotoana fohy, toy ny eny amin段ny faritr段 Soanierana anelanelan地y tranombarotra Descours sy ny toeram-pivarotana solika Galana iny.

Rehefa nozohina anefa ny zava-misy dia tsy ny kaominin’Antananarivo no niandraikitra ny fanatsarana fa ny minisitera M2PATE na ny minisiteran’ny fanajariana ny tany izay miandraikitra mivantana ny fanatanterahana ny  tetikasan’ny filoham-pirenena malagasy ary dia misoratra mivandravandra eo amin’ny ilay zaridaina mihitsy ny anaran’ity minisitera ity. Raha tsorina dia tafiditra ao anaty tetikasan’ny filoham-pirenena koa izany ny fanamboarana zaridaina efa nisy talohan’ny lalana vao namboarina. Ny mampanontany tena ny mpanara-baovao dia ny hoe : tsy foin’ity minisitera ity homena ny CUA ve ny ampaham-bola hanatsarana ny tanàna amin’izao fandraisana ny fivorian’ny frankofonia izao ? Naleony niditra tamin’ny fifangalarana andraikitra noho ny resaka disadisam-politika mbola iniana volena eo amin’ny fitondram-panjakana sy ny mpitantana ny kaominin’Antananarivo Renivohitra.  

Ntsoavina Evariste


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana