Dans la m麥e rubrique

Governemanta Miady an-trano ny HVM

17/02/2017

Araka ny loharanom-baovao iray, dia tsy mifankahazo ny minisitra miisa 3 ao anaty governemanta, kanefa samy olon地y HVM avokoa.

Governemanta Miady an-trano ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana Rajaonarimampianina Ampy azy ny 5 taona, hoy ny Marina

17/02/2017

Nandritry ny fifampiarahaban地y antoko politika Marina teny amin地y villa verte Ambatomirahavavy no nanaovany fanambarana miezinezina omaly,

Fitondrana Rajaonarimampianina Ampy azy ny 5 taona, hoy ny Marina

Hamaky ny tohiny...

Fanamelohana an段 Lylison Foano hoy, ny Mapar

17/02/2017

Tsy ara-dal瀟a fa tsy nahazoan地y voapanga na ny mpisolovavany fampiantsoana akory ny nanaovana ny fitsarana ny Loholon段 Madagascar, Lilyson Ren de Rolland, hoy ny vondrona Mapar nivoaka tamin地y fahanginany omaly teny Ambodivona.

Fanamelohana an段 Lylison Foano hoy, ny Mapar

Hamaky ny tohiny...

Didy mikasika an段 Lilyson Ramatahora, hoy i Doudou

17/02/2017

Anisan段reo mpanao politika naneho ny heviny mikasika ilay didim-pitsarana mikasika ny fisamborana ny loholona Lilyson ihany koa ny filohan地y dinika fanavotam-pirenena (DFP),

Didy mikasika an段 Lilyson Ramatahora, hoy i Doudou

Hamaky ny tohiny...

DISTIM Atsimo Andrefana Tafatsangana koa ny any Betioky sy ny manodidina

17/02/2017

Fantatra fa tafatsangana koa ireo Distim any Betioky Atsimo tarihan但toa Alphonse, sy any Ankazoabo Atsimo tarihan但toa Mamy Benoit ary ny any Beroroha tarihan但toa Velonay R駑i,

DISTIM Atsimo Andrefana Tafatsangana koa ny any Betioky sy ny manodidina

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Mikoropaka ny lohandohany

17/02/2017

Nivoaka ny resaka amin地y fisian地y fitantanam-bola tsy mazava amin地y antenimierandoholona, ary misy mihitsy ny mivoy ny hanaovana grevy manoloana ny tsy fisian地y mangarahara.

Antenimierandoholona Mikoropaka ny lohandohany

Hamaky ny tohiny...

Amoron段 Mania Miady an-trano ny HVM

17/02/2017

Mitsingilahila ny toeran地y lehiben地y Faritra Amoron段 Mania. Mahoraka ao Ambositra renivohitry ny faritra tato anatin地y herinandro teo izay fa misy mikononkonona hanala amin地y toerany ny Administratera sivily Rakotomanankiafarana Tsimihonoraibe Jol, lehiben地y Faritra am-perinasa, ary avy ao amin地y HVM ihany no miketrika izany.

Amoron段 Mania Miady an-trano ny HVM

Hamaky ny tohiny...


Politique

Savorovoro, delestazy, asan-dahalo Malemy ny fanjakana

08/11/2016

Hita taratra tamin地y fanambarana nataon地y filoham-pirenena tany Vohipeno sy ny valin-tenin地y praiminisitra teny Mahazoarivo raha niresaka tamin地y mpanao gazety izy omaly fa difotry ny olana ny fitondram-panjakana ka sahirana mikaroka vahaolana.

Niresaka fihavanana sy firaisam-pirenena ny filoha Hery Rajaonarimampianina tany Vohipeno omaly kanefa nodiany fanina tanteraka ilay fampihavanam-pirenena natomboky ny FFKM. Nanjavona tsy hita popoka ilay fehin-kevitra 19 pejy nivoaka tamin’ny fikaonan-doha teny Ivato herintaona mahery kely lasa izay. Ny praiminisitra Solonandrasana indray moa omaly dia nipasoka ny efa malama ka nilaza fa vita amin’ny 90% ny asa fanorenana ireo fotodrafitrasa handraisana ny fivorian’ny Frankôfônia, hotanterahana eto afaka 12 andro. Nambarany fa hisy koa ny « Opération sécurisation des zones rouge » na hetsika hametrahana ny filaminana any amin’ireo faritra mena. Voakasik’izany i Maevatanana, Bongolava, Matsiatra Ambony, Vatovavy Fitovinany, Ihorombe, Anosy ary Androy. F’angaha moa tsy efa hatry ny ela no fantatra fa faritra mena amin’ny asan-dahalo ireo faritra ireo ? Nahoana no tsy efa nandraisana fepetra mifanaraka amin’izany fa izao dia hoe mbola afaka herinandro vitsivitsy no hanombohan’ny hetsika ? Efa am-polony ve ny olona maty vao milaza ny fitondram-panjakana fa handray fepetra momba ny firongatry ny fitsaram-bahoaka ? Fa angaha nisy fetr’isan’ny maty nandrasana mihitsy vao tonga saina fa ratsy ny raharaha ? Tsy hitan’ny fitondram-panjakana ve ny olona amina faritra maro eto amin’ny nosy efa tsy matahotra mpitandro ny filaminana intsony fa tena sahy manafika toby sy fonja tsotra izao io ? Inona ary ny vahaolana amin’izany ? Dia hoe ho avy koa ny fanasaziana ireo mangalatra jiro sy rano ary hotapahana ny jiro sy ranon’ny biraom-panjakana tsy mahaloa faktiora ara-dalàna. Ingahy filoham-pirenena ihany anefa no efa namoaka vavabe hoe ny fanjakana manampy ara-bola ny Jirama ka nahoana no hotapahana raha tsy mahaloa faktiora. Midika izany fa tsy misy paikady vaovao mihitsy entin’ny fitondrana HVM hanarenana ny firenena sy handaminana ny fiainana eto fa resadresaka no betsaka. Fanaon’ny olona malemy sy kanosa ary tsy mahavita asa, araka ny fandinihan’ny manampahaizana ny be resaka sy be lazao satria ny vavany no tena mailaka dia iny no ampiasainy hampandriana adrisa na hanambakana ny hafa.


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana