Dans la męme rubrique

Tsapan-kevitra Fifidianana 2018 Ravalomanana 58 %, Rajoelina 16%

24/07/2017

Mandeha ny tsapan-kevitra isan-karazany amin'ny mety ho vokatry ny fifidianana 2018 na dia mbola misy herintaona mahery kely aza.

Tsapan-kevitra Fifidianana 2018 Ravalomanana 58 %, Rajoelina 16%

Hamaky ny tohiny...

Faha-15 taonan’ny TIM Eny Mahamasina ny 29 jolay

22/07/2017

Nanao fanambarana teny Tsimbazaza ny Birao politikan’ny Antoko Tiako I Madagasikara omaly, ka nivoitra tamin’izany ny fampitam-baovao fa nandresy sy nahazo rariny tany amin'ny Filan-kevi-pankajana (Conseil d'Etat)

Faha-15 taonan’ny TIM Eny Mahamasina ny 29 jolay

Hamaky ny tohiny...

Atallah BĂ©atrice Hatosika ho praiminisitra ?

22/07/2017

Nangingina ny resaka fanovana governemanta tato ho ato. Mifamahofaho tanteraka ny vaovao ary efa nandeha hatry ny ela ny resaka fa tsy maintsy halana ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier.

Atallah BĂ©atrice Hatosika ho praiminisitra ?

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Nihaona tamin’ny filoha Ivoarianina

22/07/2017

Ny alakamisy lasa teo no efa nigadona tany Côte d’Ivoire ny Filoham-pirenena Malagasy noho ny fanatanterahana ny Lalaon’ny Frankofonia andiany faha-8

Hery Rajaonarimampianina Nihaona tamin’ny filoha Ivoarianina

Hamaky ny tohiny...

Fivoahan’ny vola vaovao Afa-baraka tanteraka ny HVM

22/07/2017

Zary resa-be eny anivon’ny fiarahamonina sy any anaty tambajotra sosialy ny namoahan’ny fanjakana ireo vola taratasy amin’ny endriny vaovao.

Fivoahan’ny vola vaovao Afa-baraka tanteraka ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Vovonana mampiray Hisoroka ady an-trano

22/07/2017

Efa nilaza izahay fa tsy hiteny raha tsy efa manan-katolotra ny vahoaka Malagasy, hoy ny filohan’ny Vovonana mampiray, Arlette Ramaroson, omaly, tetsy amin’ny Arrupe Faravohitra.

Vovonana mampiray Hisoroka ady an-trano

Hamaky ny tohiny...

Politika sy Fifidianana Mipararetra amin-dRavalo ny HVM

21/07/2017

Hiakam-pifaliana no nandraisan’ny vahoaka tany Mandritsara an’i Marc Ravalomanana omaly.

Politika sy Fifidianana Mipararetra amin-dRavalo ny HVM

Hamaky ny tohiny...


Politique

Riribe « Hifampihinana eto isika ny farany»

05/11/2016

Nifarana omaly ny fiaraha-mivavaka ho an’ny firenena nataon’ny filohan’ny fikambanana zatovo sady mpanao politika, Rakotomalala Henri na Riribe sy ny namany

. Vita iny ny vavaka natao ho   an’ny mpitondra sy ireo izay niharan’ny tsy rariny rehetra noho ny fitiavan-tanindrazana teto. Manao antso avo amin’ny vahoaka Malagasy rehetra izahay mba samy hitondra am-bavaka ialana amin’izao ratsy mianjady amin’ny firenena izao. Noho izany, tsy azo ekena intsony ny mitazona ela ny mpanao ampihimamba eto. Ny zava-misy koa dia miovaova hevitra foana ny mpanao politika. Ny dikan’izany dia tokony ho ny Malagasy rehetra no miara-mientana fa tsy hiandrasana olona iray. Raha izao no mitohy dia hifampihinana eto ny vahoaka Malagasy rahampitso sy rahafakampitso, hoy izy.

Mirija


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana