Dans la m麥e rubrique

Rivo Rakotovao Mamita-bahoaka

24/01/2017

Mampikaikaika vahoaka, indrindra fa ny tantsaha mpamokatra amin地y Faritra maro ny tsy fisian地y orana eto amintsika amin段zao fotoana izao.

Rivo Rakotovao Mamita-bahoaka

Hamaky ny tohiny...

TIM Boriborintany faha-VI Manohana ny firotsahan-kofidian段 Dada

24/01/2017

Manomana ny fiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo antoko politika mivonona amin地y fifandimbiasam-pahefana ara-demokratika. Samy manana ny paikadiny izy ireo amin段zany.

TIM Boriborintany faha-VI Manohana ny firotsahan-kofidian段 Dada

Hamaky ny tohiny...

Dinika ho amin地y fanavotam-pirenena Miantso fiaraha-mitantana

24/01/2017

Hitondra fanavotana sa fandetehana ny firenena ny fahatongavan地y filoham-pirenena tiorka eto ?

Dinika ho amin地y fanavotam-pirenena Miantso fiaraha-mitantana

Hamaky ny tohiny...

Manomboka misisika eto ny Arabo Higadona anio ny filoha Tiorka

24/01/2017

Higadona anio alina eto Madagasikara ny filoha Tiorka Recep Tayyip Erdoğan, izay hanao fitsidihana eto amintsika mandritry ny 2 andro.

Manomboka misisika eto ny Arabo Higadona anio ny filoha Tiorka

Hamaky ny tohiny...

fikambanana Ambalambahoaka Manohana ny fanovana governemanta

24/01/2017

Mandeha be ny feo ankehitriny fa hotanterahina amin地y faran地y volana janoary ho avy izao raha ela indrindra ny fanovana ireo mpikambana eo anivon地y governemanta.

fikambanana Ambalambahoaka Manohana ny fanovana governemanta

Hamaky ny tohiny...

PM Solonandrasana Manambitamby Fiangonana

23/01/2017

Nafonja ny hafatry ny praiminisitra lehiben地y governemanta, Mahafaly Olivier Solonandrasana, ho an段reo kristianina FJKM sy izay rehetra nanotrona ny ivon地y fankalazana ny faha-150 taona nitokanana ny FJKM tranovato Ambatonakanga omaly.

PM Solonandrasana Manambitamby Fiangonana

Hamaky ny tohiny...

Seranam-piaramanidina Ivato Fefen地y tandapa ny tan瀟a

23/01/2017

Miteraka fimenomenonana amin段reo kaompania tsy miankina sy mpandraharaha miasa eny amin地y seranam-piaramanidina Ivato ny famefena toerana malalaka amin地y ilany andrefan地y faritry ny seranana.

Seranam-piaramanidina Ivato Fefen地y tandapa ny tan瀟a

Hamaky ny tohiny...


Politique

Razanamahasoa Christine Kabary volan-kakafotra ny an地y filoha

09/01/2017

Tsy mbola mitsahatra mihitsy hatreto ny amin地y fanehoan-kevitra samihafa taorian地y kabary nataon地y filohan地y Repoblika Hery Rajaonarimampianina farany teo teny Iavoloha tamin地y zoma 6 janoary 2017 lasa teo.

Anisan’izany ny nambaran-dRtoa Christine Razanamahasoa mpitondra tenin’ny MAPAR nilaza fa kabary volan-kakafotra ireny nataon’ny filoha Hery Rajaonarimampianina ireny ka tsy misy fiovana fa ny teo ihany no teo. Nambarany fa tsy misy afa tsy ny resaka fisondrotan-karama 7 %  an’ireo mpiasam-panjakana sy fanalefahan-tsazy efa mahazatra homena ireo ampahana gadra no nasongadina tamin’iny kabary iny nefa ny tena nandrasan’ny vahoaka dia ny finiavana hanambarana mazava ny hampiasana an’ireo vola 10,2 miliara dolara, voatonontonona tany Paris fa ho azon’ny firenena Malagasy tamin’ny firesahana tamin’ireo mpamatsy vola avy any ivelany, mba hisy fiantraikana amin’ny andavanandrom-piainan’ny vahoaka Malagasy efa tena sahirana tanteraka.

Ntsoavina Evariste


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana