Dans la męme rubrique

Tsapan-kevitra Fifidianana 2018 Ravalomanana 58 %, Rajoelina 16%

24/07/2017

Mandeha ny tsapan-kevitra isan-karazany amin'ny mety ho vokatry ny fifidianana 2018 na dia mbola misy herintaona mahery kely aza.

Tsapan-kevitra Fifidianana 2018 Ravalomanana 58 %, Rajoelina 16%

Hamaky ny tohiny...

Faha-15 taonan’ny TIM Eny Mahamasina ny 29 jolay

22/07/2017

Nanao fanambarana teny Tsimbazaza ny Birao politikan’ny Antoko Tiako I Madagasikara omaly, ka nivoitra tamin’izany ny fampitam-baovao fa nandresy sy nahazo rariny tany amin'ny Filan-kevi-pankajana (Conseil d'Etat)

Faha-15 taonan’ny TIM Eny Mahamasina ny 29 jolay

Hamaky ny tohiny...

Atallah BĂ©atrice Hatosika ho praiminisitra ?

22/07/2017

Nangingina ny resaka fanovana governemanta tato ho ato. Mifamahofaho tanteraka ny vaovao ary efa nandeha hatry ny ela ny resaka fa tsy maintsy halana ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier.

Atallah BĂ©atrice Hatosika ho praiminisitra ?

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Nihaona tamin’ny filoha Ivoarianina

22/07/2017

Ny alakamisy lasa teo no efa nigadona tany Côte d’Ivoire ny Filoham-pirenena Malagasy noho ny fanatanterahana ny Lalaon’ny Frankofonia andiany faha-8

Hery Rajaonarimampianina Nihaona tamin’ny filoha Ivoarianina

Hamaky ny tohiny...

Fivoahan’ny vola vaovao Afa-baraka tanteraka ny HVM

22/07/2017

Zary resa-be eny anivon’ny fiarahamonina sy any anaty tambajotra sosialy ny namoahan’ny fanjakana ireo vola taratasy amin’ny endriny vaovao.

Fivoahan’ny vola vaovao Afa-baraka tanteraka ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Vovonana mampiray Hisoroka ady an-trano

22/07/2017

Efa nilaza izahay fa tsy hiteny raha tsy efa manan-katolotra ny vahoaka Malagasy, hoy ny filohan’ny Vovonana mampiray, Arlette Ramaroson, omaly, tetsy amin’ny Arrupe Faravohitra.

Vovonana mampiray Hisoroka ady an-trano

Hamaky ny tohiny...

Politika sy Fifidianana Mipararetra amin-dRavalo ny HVM

21/07/2017

Hiakam-pifaliana no nandraisan’ny vahoaka tany Mandritsara an’i Marc Ravalomanana omaly.

Politika sy Fifidianana Mipararetra amin-dRavalo ny HVM

Hamaky ny tohiny...


Politique

Ratsimbazafy Jean Paul Manjavozavo ny hoavin’ny fikambanana AV 7

14/11/2016

Tafaresaka fohy tamin’ny mpanao gazety teto Antananarivo omaly ny filoha lefitry AV 7 na ny « Association des victimes du 7 février 2009 », Jean-Paul Ratsimbazafy na Tsimirehadava.

 

Nambarany fa manjavozavo tanteraka ankehitriny ny fampiharana an’ilay didim-panjakana navoakan’ny filohan’ny Repoblika Malagasy, Hery Rajaonarimampianina, ny hampiditra ho mpiasam-panjakana an’ireo niharam-boina tamin’ny raharaha 7 feborary 2009. Nambarany fa misy ampahana rafi-panjakana vitsivitsy izay tsy manaiky ny hampiasa ireo mpikambana AV 7 halefa any amin’izy ireo. Mba hialana amin’izay mety ho vesatry ny kitapombolam-panjakana amin’ny fanoloram-potsiny fanampiana ho azy ireo sy mba ho fiarovana azy ireo dia rariny raha mba miasa ho an’ny firenena izy ireo.  Mila hovana koa, hoy ity filoha lefitry ny AV 7 ity, ny fepetra navoaka miaraka amin’io didy navoakan’ny filoham-pirenena io izay milaza fa isaky ny 5 taona ihany fa azo havaozina ny fifanarahana tokony hataon’ireo mpikambana AV 7 horaisina ho mpiasam-panjakana. Manoloana ny zava-misy dia manainga ireo namana mpitolona AV 7 fototry ny fananganana izao Repobika faha-4 izao, ity filoha lefiny ity,  mba hiray hina ka hanambatra ny herin’izy ireo mba hampanjary an’i Madagasikara ho firenena matanjaka sy mahaleotena tanteraka.

Ntsoavina Evariste


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana