Dans la męme rubrique

Pierrot Rajaonarivelo Miantso fitoniana

23/06/2017

Nanohana ny filoha Rajaonarimampianina hatrany ny MDM (Mouvement pour la Démocratie à Madagascar) nanomboka ny fihodinana faharoan’ny fifidianana filoham-pirenena tamin’ny 2013

Pierrot Rajaonarivelo Miantso fitoniana

Hamaky ny tohiny...

Dada sy Neny Vonona hanarina firenena

23/06/2017

Hankalaza ny faha-15 taonany ny antoko TIM ny 8 jolay ho avy izao. Mialoha ny hanaovana izany sy hanamarihana ny fetim-pirenena dia niatrika ny fivorian’ny fikambanan’ny Ben’ny tanàna miteny amin’ny ampahany na manontolo

Dada sy Neny Vonona hanarina firenena

Hamaky ny tohiny...

Force de changement Hamory vahoaka anio

23/06/2017

Nanao antso avo tamin’ny alalan’ny ireo tanora mpikambana ao aminy tetsy amin’ny foiben’ny antoko AKFM etsy Andravoahangy ho an’ny vahoaka malagasy omaly ny vovonana politika Force de changement taorian’ireo fivoriana samihafa natao hanomanana ilay fihetseham-bahoaka

Force de changement Hamory vahoaka anio

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy ny sendikan’ny mpitsara Tsy mbola milamina

23/06/2017

Hiitatra any andafin’ny riaka ny akon’ny fitakian’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) noho ny teritery isan-karazany ataon’ny manampahefana amin’ny asan’ny mpitsara Malagasy.

Fanjakana sy ny sendikan’ny mpitsara Tsy mbola milamina

Hamaky ny tohiny...

Depiote Randrianarisoa Stanislas Nanampy ny Lycée St Etienne Ambanidia

23/06/2017

Ao anatin’ny fanamarihan’ny lisea tsy miankina Md Etienne etsy Ambanidia ny faha-55 taona niorenany, 1962-2017,

Depiote Randrianarisoa Stanislas Nanampy ny Lycée St Etienne Ambanidia

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Hampiesona any Imerintsiatosika indray ?

22/06/2017

Manaitra ny mponina ny fiomankomanana any Imerintsiatosika efa ho andro vitsivitsy izao.

Hery Rajaonarimampianina Hampiesona any Imerintsiatosika indray ?

Hamaky ny tohiny...

Faneva Raholdina Fieken-keloka sy Famelan-keloka vao fampihavanana

22/06/2017

Nandamoka ny fampihavanana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina nokasaina hotanterahina,

Faneva Raholdina Fieken-keloka sy Famelan-keloka vao fampihavanana

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rajaonah Andrianjaka “Tsy azo antenaina intsony ny fitondrana HVM”

09/01/2017

Raha ny fanazavana nomen’ny filohan’ny antoko politika Otrikafo, Rajaonah Andrianjaka,

  dia tamin’ny fotoana izay nandalovan’ny fihaonana an-tampon’ny frankofonia farany teo no fotoana farany ihany koa nanantenana zavatra hitondra fiovana eto amin’ny firenena avy amin’ny fitondrana ankehitriny sy ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina. Fifanekena tokana anisan’ny nandrandraina tamin’iny fotoana iny ny mikasika ny famerenan’ny Frantsay ireo nosy manodidina antsika. Tsy nataon’ny filoham-pirenena anefa io ka dia tsy misy hantenaina intsony amin’izao fitondrana ankehitriny izao. Raha ny fifidianana ihany koa no andrasana hitondra fiovana dia tsy misy hantenaina. Fitakiana 4 no nitondra fanovana teto taorian’ny fahaleovantena, hoy izy. Ny vahoaka sisa no andrasana ny fanapahan-keviny na hiandry fotsiny na hijery izay azony atao, raha ny fanehoan-kevitr’ity oloben’ny tontolo politika ity hatrany.

Mirija


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana