Dans la m麥e rubrique

Governemanta Miady an-trano ny HVM

17/02/2017

Araka ny loharanom-baovao iray, dia tsy mifankahazo ny minisitra miisa 3 ao anaty governemanta, kanefa samy olon地y HVM avokoa.

Governemanta Miady an-trano ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana Rajaonarimampianina Ampy azy ny 5 taona, hoy ny Marina

17/02/2017

Nandritry ny fifampiarahaban地y antoko politika Marina teny amin地y villa verte Ambatomirahavavy no nanaovany fanambarana miezinezina omaly,

Fitondrana Rajaonarimampianina Ampy azy ny 5 taona, hoy ny Marina

Hamaky ny tohiny...

Fanamelohana an段 Lylison Foano hoy, ny Mapar

17/02/2017

Tsy ara-dal瀟a fa tsy nahazoan地y voapanga na ny mpisolovavany fampiantsoana akory ny nanaovana ny fitsarana ny Loholon段 Madagascar, Lilyson Ren de Rolland, hoy ny vondrona Mapar nivoaka tamin地y fahanginany omaly teny Ambodivona.

Fanamelohana an段 Lylison Foano hoy, ny Mapar

Hamaky ny tohiny...

Didy mikasika an段 Lilyson Ramatahora, hoy i Doudou

17/02/2017

Anisan段reo mpanao politika naneho ny heviny mikasika ilay didim-pitsarana mikasika ny fisamborana ny loholona Lilyson ihany koa ny filohan地y dinika fanavotam-pirenena (DFP),

Didy mikasika an段 Lilyson Ramatahora, hoy i Doudou

Hamaky ny tohiny...

DISTIM Atsimo Andrefana Tafatsangana koa ny any Betioky sy ny manodidina

17/02/2017

Fantatra fa tafatsangana koa ireo Distim any Betioky Atsimo tarihan但toa Alphonse, sy any Ankazoabo Atsimo tarihan但toa Mamy Benoit ary ny any Beroroha tarihan但toa Velonay R駑i,

DISTIM Atsimo Andrefana Tafatsangana koa ny any Betioky sy ny manodidina

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Mikoropaka ny lohandohany

17/02/2017

Nivoaka ny resaka amin地y fisian地y fitantanam-bola tsy mazava amin地y antenimierandoholona, ary misy mihitsy ny mivoy ny hanaovana grevy manoloana ny tsy fisian地y mangarahara.

Antenimierandoholona Mikoropaka ny lohandohany

Hamaky ny tohiny...

Amoron段 Mania Miady an-trano ny HVM

17/02/2017

Mitsingilahila ny toeran地y lehiben地y Faritra Amoron段 Mania. Mahoraka ao Ambositra renivohitry ny faritra tato anatin地y herinandro teo izay fa misy mikononkonona hanala amin地y toerany ny Administratera sivily Rakotomanankiafarana Tsimihonoraibe Jol, lehiben地y Faritra am-perinasa, ary avy ao amin地y HVM ihany no miketrika izany.

Amoron段 Mania Miady an-trano ny HVM

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rajaonah Andrianjaka - Otrikafo ォ Misolelaka amin地y Frantsay ny filoham-pirenena サ

16/11/2016

Efa tsy any amin地y tsy fankasitrahanay ny anaovana ny frankofonia eto intsony no hipetrahan地y olana amin段zao fotoana izao, hoy ny filohan地y antoko otrikafo,

 

 Rajaonah Andrianjaka, raha naneho hevitra tetsy amin’ny foibeny etsy Andravoahangy omaly. Efa nisy ny fangatahana napetrakay tamin’ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina mba hametrahana fifanarahana amin’ny frantsay ny amin’ny hamerenan’izy ireo ny nosy malagasy. Mino aho fa tsy hampita izany ny filoha satria misoleladelaka amin’ny frantsay izy amin’izao fotoana izao. Tsy tiany hohelingelenina ity fihaonambe ity. Ny olana dia tsy mbola marisika ny hihetsika amin’izao fotoana izao ny vahoaka malagasy. Raha tsy diso aho dia misy antso ho amina hetsika atao eny Ivato amin’izao fotoana izao ho fitsenana ireo vahiny ho tonga eto. Tsara rehefa misy hetsika atao fa tokony hitambarana sy homanina. Ny hany vahaolana anefa dia tsy misy afa-tsy ny fidinan’ny vahoaka an-dalambe saingy tsy marisika izy ireo ka ny hany fanavotan-tenany dia ny fitsaram-bahoaka, hoy izy.

Mirija


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana