Dans la mÍme rubrique

Leader Fanilo Jean Max Rakotomamonjy no filoha ara-dalŗna

24/04/2017

Manamafy ary manizingizina ny avy ao aminíny birao nasionaliníny antoko Leader Fanilo fa fisandohana nyanaraníny antoko no ataoníizay olona miteny etsy sy eroa ka tsy nahazo fankatoavana avy aminíny filoha nasionaly Jean Max Rakotomamonjy sy ny birao nasionaly.Efa mazava ny taratasy hoy izy ireo ka tsy tokony asiana adihevitra be intsony ;

Leader Fanilo Jean Max Rakotomamonjy no filoha ara-dalŗna

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Solonandrasana ďAoka tsy hifanoso-potakaĒ

24/04/2017

Nampiaka-peo ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier ny faraníny herinandro lasa teo fa aleo ny fitsarana hanao ny asany, ary aoka tsy hifanoso-potaka aminíny zavatra tsy misy porofo.

Praiminisitra Solonandrasana ďAoka tsy hifanoso-potakaĒ

Hamaky ny tohiny...

Tanoraníny DISTIM Toamasina I Ravalomanana ho filoha no tanjona

24/04/2017

Nanao ny fifampiarahabany noho ny taona vaovao tao aminíny foibeníny Tiako I Madagasikara ao Ambodisoanambo, ireo tanoraníny Distrika Tim (Dist-Tim) Toamasina I, izay notarihaníny mpandrindra azy ireo, Raharivelo Jerry sy Razanadrakoto Tokiniaina.

Tanoraníny DISTIM Toamasina I Ravalomanana ho filoha no tanjona

Hamaky ny tohiny...

Minisitra tsy mety voadaka Nandoa vola hatraminíny 4 miliara Ariary ?

24/04/2017

Tsy nesorina taminíny toerany ireo minisitra maromaro voalaza fa malaza aminíny kolikoly sy ny afera maizina.

Minisitra tsy mety voadaka Nandoa vola hatraminíny 4 miliara Ariary ?

Hamaky ny tohiny...

Leader Fanilo Tany tsy misy fanjakana i Madagasikara

22/04/2017

Mahery vaika ny fanambaraníny antoko Leader Fanilo manoloana ny raharahampirenena. Nivantana ny teniníity antoko naoriníi Herizo Razafimahaleo ity, fa toy ny tany tsy misy fanjakana intsony eo Madagasikara, ary mihavery ny maha izy azy ny Malagasy. Tsy voaaro ny ainy sy ny fananany na an-tanŗn-dehibe na ambanivohitra, potehina ny soatoavina.

Leader Fanilo Tany tsy misy fanjakana i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana sy Zafy Albert Nihaona manokana teny Ivandry

22/04/2017

Nihaona manokana teny aminíny aminíny Villa La Franchise Ivandry ny filoha teo aloha Zafy Albert sy Marc Ravalomanana omaly.

Marc Ravalomanana sy Zafy Albert Nihaona manokana teny Ivandry

Hamaky ny tohiny...

Hoso-pifidianana tao Vakinankaratra Nitory ny Fivmpama

22/04/2017

Tsy mitombina ny filazana fa efa manana filoha aminíizao fotoana izao ny tranobeníny varotra ao Vakinankaratra, raha ny fanazavaníny filoha rejionaliníny fivondronaníny mpandraharaha malagasy (Fivmpama) ao an-toerana, Fenosoa Raheriharivony.

Hoso-pifidianana tao Vakinankaratra Nitory ny Fivmpama

Hamaky ny tohiny...


Politique

PM Mahalafy Olivier Tsy misy mihaino

19/12/2016

Hentitra ny teniníny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier ny zoma lasa teo fa tsy azo ekena intsony ity delestazy ity ka nanome baiko hentitra izy fa tapitra manomboka androany (zoma) ny delestazy eto Antananarivo.

Tsy ekena intsony ny fahatapahan-jiro lavareny, hoy hatrany i Solonandrasana Olivier. Tsy tokony hihoatra ny folo minitra raha ela indrindra ny fahatapahana ekena raha ara-teknika ihany hoy izy nibaiko ny Jirama. Nihevitra ny mponin'Antananarivo fa dia tantara ho tsaroan'ny taranaka sisa izany delestazy izany satria ny praiminisitra mihitsy no mibaiko fa tapitra ny delestazy. Inona akory no teo, fa mbola maharitra sy lavareny ny fahatapahan-jiro teto an-drenivohitra tamin’ny faran’ny herinandro iny. Tsy misy mihaino ny praiminisitra sa aretina efa tsy azo sitranina intsony ity delestazin’ny Jirama ity ?

Jean D.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana