Dans la mÍme rubrique

Hita ny misy an'i Lylison Ho avy ny fisamborana ...

23/02/2017

Taorianíny fametrahana taratasy mangataka ny hevitry ny Fitsarana avo momba ny lalŗmpanorenana (HCC) nataoníny filohaníny antenimierandoholona mikasika ny raharaha loholona Lylison Renť de Rolland ny 27 janoary, dia namoaka ny heviny ity andrim-panjakana ity omaly.

Hita ny misy an'i Lylison Ho avy ny fisamborana ...

Hamaky ny tohiny...

Tonga masiaka i Dadavalo sy Rajoelina Mihorohoro ny HVM

23/02/2017

Fifidianana malalaka tsy misy sakantsakana no andrandrainíny rehetra aminíny taona 2018.

Tonga masiaka i Dadavalo sy Rajoelina Mihorohoro ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Sahia ry Gasy Ndao ę Mbola mamim-bahoaka ny filoham-pirenena Ľ

23/02/2017

Nifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona tetsy aminíny live hotel 67 hektara omaly ry zareo mpikambana ao anatiníny Sahia ry Gasy Ndao (SGN) na ilay vovonana ho aníny fiarovana ny repoblika fahefatra sy ny fiandrianam-pirenena izay tarihiníny depioteníi Moramanga, Charles Randriamahefa.

Sahia ry Gasy Ndao ę Mbola mamim-bahoaka ny filoham-pirenena Ľ

Hamaky ny tohiny...

Antoko TAMAMI ďOmeo fahefana ny faritra ! Ľ

23/02/2017

Ny nanovana ny didim-pitondrana taminíny taona 1973 izay misy andininy 3 dia ny andininy 012, 013 ary 014, hoy ny filohaníny antoko TAnora Malagasy MIroso (TAMAMI), Samihary Floriot, no fototry ny olana eto amintsika aminíizao fotoana izao.

Antoko TAMAMI ďOmeo fahefana ny faritra ! Ľ

Hamaky ny tohiny...

Berija Ravelomanantsoa Izay misy vola ihany no akama !

23/02/2017

Nivahiny tamina onjam-peo tsy miankina iray i Berija Ravelomanantsoa omaly.

Berija Ravelomanantsoa Izay misy vola ihany no akama !

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Tsy matahotra fifidianana ny TIM

23/02/2017

Mitaky fifidianana demokratika, mangarahara sy tsy manavaka ny fianakaviambe iraisampirenena ary miandrandra voka-pifidianana lavitry ny hala-bato sy safidim-bahoaka malalaka tsy misy fanodinkodinana ihany koa ny olom-pirenena,

Marc Ravalomanana Tsy matahotra fifidianana ny TIM

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanana sy fitoniana Vonona tokoa ve ireo mpanao politika ?

22/02/2017

Hifarana anio indray, etsy aminíny carlton Anosy, ny atrikasa iray izay natomboka omaly natokana ho an'ny antoko politika ary miompana aminíny tarika sy fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny demokrasia eto aminíny firenena.

Fampihavanana sy fitoniana Vonona tokoa ve ireo mpanao politika ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Pastera Edouard Tsarahame ę Tsy ankasitrahaníny olona io FrankŰfŰnia ioĒ

16/11/2016

Nivoaka taminíny fahanginany indray ny pastera Edoaurd Tsarahame mpikambana eo anivoníny Rodobe Malagasy Tia tanindrazana ho aníny fanovana ifotony omaly manoloana ny fandraisana ny frankofonia hotanterahina eto amintsika ny herinandro ho avy io.

Nambarany fa samy tsy mankasitraka ny hahatongavana sy hanatanterahana izany eto amintsika na ny vahiny avy any ivelany na ny mpampianatrano. Porofo ny tsy mbola  namalian’ny Frantsay ny hetaheta sy ny antsoantson’ny vahoaka Malagasy mikasika ny tokony hamerenana amintsika ireo Nosy Malagasy nobodoin’izy ireo. Faharoa dia  ny fanafenana ny dosie mikasika ny raharaha tolona 1947  nitranga teto amintsika ary fahatelo ny fahafantarana fa tsy hatory eto amintsika ny filoham-pirenena Frantsay François Hollande mandritra io herinandro hanatanterahana ny frankofonia io fa handalo fotsiny ihany ary atsy amin’ny Nosy La Réunion izy no hatory. Midika io fa tsy matoky ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana intsony ny Frantsay ka tokony ho tonga saina iretsy voalohany.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana