Dans la męme rubrique

Ravalomanana sy Rajoelina Nihaona tany Frantsa ?

18/01/2018

Asa na fifanandrifian-javatra fa samy tany Fratsa ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina ny herinandro lasa teo.

Ravalomanana sy Rajoelina Nihaona tany Frantsa ?

Hamaky ny tohiny...

Nahemotra ny fanadinam-panjakana Hihemotra koa ny fifidianana 2018…

18/01/2018

Sanganehana ny rehetra nandre ny vaovao amin’ny hanemorana ny fanadinam-panjakana eto amintsika amin’ity taom-pianarana ity. Raha ny tetiandro napetraka tany am-boalohany dia toy izao :

Nahemotra ny fanadinam-panjakana Hihemotra koa ny fifidianana 2018…

Hamaky ny tohiny...

Vazaha mpiray afera amin’ny HVM Vaky koa ny afera Ciro Visone

18/01/2018

Mivoaka ny resaka kimaizimaizina momba ny dian’ny delegasionina Malagasy notarihin’ny filoham-pirenena tany Italie ny volana oktobra 2017.

Vazaha mpiray afera amin’ny HVM Vaky koa ny afera Ciro Visone

Hamaky ny tohiny...

Filan-kevitry ny fampihavanana malagasy Tsy te hiresaka Ravalomanana

18/01/2018

Hidina ifotony izahay eto anivon’ny komisionin’ny fahamarinana sy famelana ary fifamelana (vérité, pardon et amnistie) ato anatin’ny filan-kevitry ny fampihavanana malagasy na CFM, hoy izy ireo tetsy amin’ny biraony etsy Ampefiloha.

Filan-kevitry ny fampihavanana malagasy Tsy te hiresaka Ravalomanana

Hamaky ny tohiny...

Tomban’ezaka momba ny lisi-pifidianana 9 500 000 no voasoratra anarana

18/01/2018

Nitarika fivoriana teny Mahazoarivo ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Mahafaly Solonandrasana Olivier, mahakasika ny tomban’ezaka vita amin’ny fanatsarana ny lisi-pifidianana.

Tomban’ezaka momba ny lisi-pifidianana 9 500 000 no voasoratra anarana

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonim-pirenena Handrakotra ny biraom-pifidianana rehetra

18/01/2018

Tontosa omaly tetsy amin’ny foiben’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI etsy Nanisana ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo anivon’ity vaomiera ity sy ny fivondronan’ireo fiarahamonim-pirenena na ny Rohy.

Fiarahamonim-pirenena Handrakotra ny biraom-pifidianana rehetra

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Inona marina no tena anton-diany tany amin’ny faritra Zafimaniry ?

18/01/2018

Manomboka mahalasa eritreritra ankehitriny ny antony marina nanosika ny filoha Hery Rajaonarimampianina hitsidika an’Ambohimitombo, renivohitry ny faritra Zafimaniry tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity. Nihaona mivantana tamin’ny vahoaka izy,

Hery Rajaonarimampianina Inona marina no tena anton-diany tany amin’ny faritra Zafimaniry ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Pasitera Mailhol Manjaka loatra ny tsy fifampitokisana

26/11/2016

Mahazo vahana ny rotaka sy fitsaram-bahoaka, saika manerana ny Nosy io. Nisongadina ny tany Mampikony sy tany Maintirano farany teo. Amin’i Pasitera Mailhol dia tsy fifampitokisana misy amin'ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana no mahatonga io endrika tsy herisetra ara-pirahamonina io.

Fa eo ihany koa ny tsy fahatokisan'ny mpitandro ny filaminana ny eo anivon'ny Fitsarana, tahaka izany ny tsy fifampitokisana eny amin'ny fonja satria misy hoy izy ireo mahitahita ka manao izay ivoahana tao. Izany dia hamafisin'ny teny baiko avy any ambony, hoy ihany i pasitera Mailhol ka manjary sehatra sarotra vahana io tranga io. Mahakasika ny Frankofonia ampiantranoan’i Madagasikara tamin’ity herinandro ity indray dia nilaza ny tenany fa maro ireo mahazo tombontsoa mivantana toy ireo mpampiantrano sy mpampanofa fiara sy ny sisa tsy voatanisa. Ho an'ny vahoaka Malagasy koa dia fotodrafitrasa mitoetra ireny naorina ireny, hoy ihany izy. Ao Fianarantsoa ny pasitera Mailhol amin’izao, hanatrika ny fankalazana ny faha-15 taona nijoroan'ny Fiangonana Apokalipsy ao an-toerana sy ny faha-20 taona nisian'ny Fiangonana tarihiny. « Manana tombony ny renivohitr'i Betsileo amin'ny fitoriana fa eto irery ihany no misy ny televiziona mivoy izany fireham-pinoana izany eto Madagasikara », hoy izy.

Nangonin’i Jean D.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana