Dans la mme rubrique

Marc Ravalomanana « Havotantsika i Madagasikara »

23/10/2017

Maizina ny hoavin’i Madagasikara ary miaina ao anatin’ny fahasahiranana sy ny fitaintainan-dava ny vahoaka Malagasy.

Marc Ravalomanana « Havotantsika i Madagasikara »

Hamaky ny tohiny...

Depiote Nicolas Randrianasolo Avoahy izay manana « Dossier » mikasika ahy

23/10/2017

Tafaverina an-tanindrazana ny sabotsy 21 oktobra teo ny solombavambahoakan’i Madagasikara Randrianasolo Jean Nicolas voafidy tany Betroka rehefa avy nanatrika ny fivorian’ny parlemanta Panafrikana notontosaina tatsy Afrika Atsimo ny 03-19 oktobra lasa teo.

Depiote Nicolas Randrianasolo Avoahy izay manana « Dossier » mikasika ahy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana 2018 Mila 40 miliara ariary

21/10/2017

40 miliara ariary no voafaritry ny tetibolam-panjakana hampiasaina amin’ny fanomanana ny fifidianana rehetra ho avy amin’ny taona 2018.

Fifidianana 2018 Mila 40 miliara ariary

Hamaky ny tohiny...

Lalaina Berthnès “Hampidi-kizo mpandimby i Rajaonarimampianina”

21/10/2017

Vaovao mafana eo amin’ny tontolo politika eto Madagasikara amin’izao ny fitsanganan’ny rafitra vaovao misahana ny fampihavanam-pirenena na CFM sy ny fikasan’ny filoham-pirenena,

Lalaina Berthnès “Hampidi-kizo mpandimby i Rajaonarimampianina”

Hamaky ny tohiny...

Fetison Andrianirina Mamboly korontana ny fitondrana

20/10/2017

Tsy fotoanan’ny fanovana na fanovanana ny lalàmpanorenana intsony izao famaranana ny fe-potoana voalohany amin’ny Repoblika faha-4 izao, hoy i Fetison Andrianirina, Filohan’ny antoko Roso ho amin’ny Demokrasia Sosialy (RDS).

Fetison Andrianirina Mamboly korontana ny fitondrana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Pesta Niditra an-tsehatra ny Frantsay

19/10/2017

Mbola mandravarava ny pesta, ary miitatra amina sehatra maro samihafa eto amin’ny firenena. Toa ny antontan’isa no voafehy, fa tsy ny pesta. Efa ny sehatra iraisam-pirenena no mandray an-tànana ny zava-misy.

Ady amin’ny Pesta Niditra an-tsehatra ny Frantsay

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Mahay mangala-bato be, hoy ny antoko AME

19/10/2017

Elaela no tsy nahenoana izany antoko Miombona ezaka na AME izany teo amin’ny tontolo politika eto Madagasikara. Taorian’ny fodiamandrin’ny filohan’ny antoko teo aloha, Clement Ravalison, dia naneho hevitra omaly ny filoha vaovao, Ramilina.

Praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Mahay mangala-bato be, hoy ny antoko AME

Hamaky ny tohiny...


Politique

Olom-pirenena ankehitriny Te hampandini-tena mpitondra, hoy ny VAMI

17/06/2017

Te hampandini-tena ny mpitondra ankehitriny ireo olom-pirenena tsy manangan-tsaina, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko VAMI (VAhoaka MIray), Gaby Vakiniadiana, raha naneho ny heviny mikasika ny antony mahavitsy ireo sainam-pirenena mitsangana isan-tokantrano amin’izao fotoana.

 Namidin’ny mpitondra ny tolona sy ra latsaka tamin’ny 1947, hoy izy, ary tsapan’ny olom-pirenena izany. Miharihary io amin’ny fivarotana ny tanintsika amin’ny vazaha sy sinoa sy karana. Fampandinihan-tena ny mpitondra sady fitakiana ny fametraham-pialany ny antony tsy fananganan-tsaina, hoy izy. Ireo vazaha indray no mandrafitra ny firenena Malagasy kanefa mpiara-miombon’antoka fa tsy mpiara-mitantana akory ny PNUD.

Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana