Dans la m麥e rubrique

Hetsiky ny MAGRO Amin地y sabotsy ny fotoana

24/03/2017

Tsy azo ekena ny don-tandroka isaky ny mihetsika sy ny fampiesonana. Nifanarahana tany am-boalohany fa ajanona ny hetsiky ny zanak段 Dada ao amn地y Magro Behoririka,

Hetsiky ny MAGRO Amin地y sabotsy ny fotoana

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

24/03/2017

Mihantsy ady, miteniteny foana no anton-draharahan地y filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin段zao fotoana.

Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

24/03/2017

Tsy naneho hevitra elaela mikasika ny raharaham-pirenena noho ny tsy fahasalamana ny filohan地y hetsika dinika ho fanavotam-pirenena (DFP), Tolojanahary Maharavo na i Doudou, raha ny fanazavana nomeny omaly teny amin地y fonenany eny Ambohipo.

Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

Hamaky ny tohiny...

Antoko Tambatra 溺ila ovaina ny lal瀘panorenana

23/03/2017

Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny antoko Tambatra, tarihin段 Pety Rakotoniaina.

Antoko Tambatra 溺ila ovaina ny lal瀘panorenana

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

21/03/2017

Saika miresaka sy manaratsy an段 Marc Ravalomanana avokoa ireo haino aman-jery mpomba ny mpitondra sy ny mpanongam-panjakana tamin地y taona 2009 amin段zao fotoana izao.

Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

Hamaky ny tohiny...

CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

21/03/2017

Niteraka resabe teto an-drenivohitra ny tsy nahitana an段reo mari-pamantarana ireo kaominina Antananarivo Renivohitra toy ny saina, fitomboka

CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Manetsika ny 泥iaspora Malagasy any Eoropa

20/03/2017

Naseho voalohany tany Copenhague-Danemark ny sabotsy 18 martsa teo ilay horonantsary ォ Return of a president.. サ,

Marc Ravalomanana Manetsika ny 泥iaspora Malagasy any Eoropa

Hamaky ny tohiny...


Politique

Mpitaky ny nosy manodidina Mitaky ny fiandrianam-pirenena

26/11/2016

Tsy azo hifampiraharahana na amin段za na amin段za ny fiandrianam-pirenena, hoy ny avy eo anivon段lay fikambanana nosy Malagasy na ANM, raha nandefa taratasy misokatra ho an地y filoham-pirenena Hery Rajaonarimampiana omaly.

Nivory tetsy amin’ny foiben’ny AKFM etsy Andravoahangy ihany koa ilay vondrona politika RMTF na ny Rodoben’ny Malagasy Tia tanindrazana ho an’ny fanorenana ifotony, omaly, ary nanazava fa zava-dehibe tsy azo tsinontsinoavina ny fiandrianam-pirenena. Nandefa taratasy misokatra ho an’ny filoham-pirenena frantsay ihany koa ity vondrona ity hanambaran’izy ireo fa gejain’ny frantsay tanteraka ireo nosy manodidina ary hangatahana ity firenena ity mba hamerina izany amin’ny tompony ahafahan’ny firenena roa tonta miverina mifanerasera tsy misy raorao intsony. Tsy ekena, hoy izy ireo, ny fidiran’i Madagasikara ao anaty frankofonia satria fikambanana miendri-panjanahana izany. Tsy ekena intsony koa ny fijanonan’ny filoha hery Rajaonarimampianina eo amin’ny toerany ary manentana ny Malagasy rehetra hihetsika. Nandray anjara  mavitrika sy nandray fitenenana tamin’ity fivoriana ity moa ny filohan’ny antoko Otrikafo sy AKFM.

Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana