Dans la mÍme rubrique

Andry Rajoelina sy Ny Rado Rafalimanana Kandidaníny Arabo aminíny 2018?

16/01/2017

Samy manomana ny paikadiny aminíny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo kandida sy vondrona na antoko mikendry ny hitantana aníi Madagasikara aorina kely.

Andry Rajoelina sy Ny Rado Rafalimanana Kandidaníny Arabo aminíny 2018?

Hamaky ny tohiny...

Diplaomasia Malagasy Hankalaza ny faha-100 taonany

16/01/2017

Noho izao fahatrarana ny taona vaovao 2017 izao, dia tonga niarahaba ny filoha Hery Rajaonarimampianina teny aminíny lapam-panjakana Iavoloha ny avy aminíny Vondro ďCEDSĒ, notarihiníny

Diplaomasia Malagasy Hankalaza ny faha-100 taonany

Hamaky ny tohiny...

Fitokanana ny kianjaníny demokrasia Ho tsarovana rahampitso

16/01/2017

Ny zoma teo no tafapetraka teo anivoníny fiadidiana ny kaomininíAntananarivo Renivohitra etsy aminíny lapaníny tanŗna Analakely ny taratasy fangatahana fahazoan-dalana voalohany hanatanteraka fotoam-pahatsiarovana ny nametrahana ny kianjaníny demokrasia eo Ambohijatovo ny talata ho avy izao manomboka aminíny 10 ora ka hatraminíny 11 ora.

Fitokanana ny kianjaníny demokrasia Ho tsarovana rahampitso

Hamaky ny tohiny...

MAPAR II sy VPM Manohana an-dRajaonarimampianina

16/01/2017

Tonga niarahaba aníi Hery Rajaonarimampianina teny Iavoloha ny Vondrona politika roa eo anivoníny Antenimieram-pirenena ny sabotsy lasa teo.

MAPAR II sy VPM Manohana an-dRajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny...

Ranjivason Jean Thťodore ę Fotoana hitenenana izao. Ľ

16/01/2017

Nandritra iny taon-dasa iny dia tsy nandrenesam-peo firy ny minisitra teo aloha, Ranjivason Jean Thťodore, izay ao aminíny antoko Matsilo saingy saika nahitana azy kosa ny ankamaroaníny fivorianíireo vondrona politika izay nilaza azy ho tsy manaiky intsony ny zava-misy ankehitriny.

Ranjivason Jean Thťodore ę Fotoana hitenenana izao. Ľ

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana any Etazonia Nihaona taminíny Banky Iraisam-pirenena

16/01/2017

Mbola tena atokisaníny mpiara-miasa sy ireo mpamatsy vola i Marc Ravalomanana ary mazoto hatrany izy ireo ny hiara-kiasa aminy.

Marc Ravalomanana any Etazonia Nihaona taminíny Banky Iraisam-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Filoha Tiorka ho avy eto Madagasikara Tsy tena mazava ny anton-diany

13/01/2017

Ny sabotsy 21 janoary izao, raha tsy miova ny fandaharam-potoana, no higadona eny aminíny seranam-piaramanidina Ivato ny filoham-pireneníi Tiorkia, Recep Tayyip Erdogan. Hiaraka amina mpandraharaha manodidina ny 300 isa izy,

Filoha Tiorka ho avy eto Madagasikara Tsy tena mazava ny anton-diany

Hamaky ny tohiny...


Politique

Minisitry ny fitsarana ďNy olona mihitsy no efa mafana raĒ

05/11/2016

Tany Antsirabe nandritra ny lanonana ofisialy nametrahana ny mpampanoa lalŗna vaovao Rtoa Djaojoma Colette no nitondraníny minisitry ny fitsarana Charles Andriamiseza fanazavana momba ny trangan-javatra niseho tato ho ato izay momba ny resaka fitsaram-bahoaka.



Nolazainy fa ny olona mihitsy no efa mafana ra ka tsy mahafehy tena intsony fa tsy resaka hoe mahatoky na tsy mahatoky fitsarana izany ilay izy. Raha ny nahamay ny Jirama Farafangana sy ny nandoran’olona ilay vehivavy tao Mananjary, ohatra, dia tsy mbola nisy nidiran’ny fitsarana mihitsy ny raharaha fa ny olona no nihetsika avy hatrany. Tontosa omaly tany Antsirabe moa ny fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny mpampanoa lalàna vaovao, Rtoa Djaojoma Colette. Nanambarany fa hiezaka ny hiady mafy amin’ny asa efa natomboky ny teo aloha izy, dia ny fanafoanana ireo mpanelanelana sy mpisoloky izay malaza ao Antsirabe ary hiasa araka ny fahamarinana tokoa ary hiady amin’ny kolikoly sy ny fanelanelanana diso tafahoatra ataon’ny manampahefana, izay toa efa malaza any ambony any. Efa fantany fa anisan’ny olana miandry azy ny olan’ny tany ankoatra ny fitsaram-bahoaka izay melohin’ny lalàna, ka hiezaka ny hiasa am-pahamarinana ny tenany, hoy izy. Tany Antsiranana moa no niasany teo alohan’izao nandraisany ny asa ao Antsirabe izao ka mahatoky azy ny fitsarana satria voalaza fa efa voafehiny ny “Foroches” tany Antsiranana.

Caius R

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana