Dans la m麥e rubrique

Marc Ravalomanana Mikaroka mpiara-miasa any Etazonia

18/01/2017

Mivezivezy ao New York sy Washington DC ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana amin地y diany any Etazonia.

Marc Ravalomanana Mikaroka mpiara-miasa any Etazonia

Hamaky ny tohiny...

Hetsika teny Ambohijatovo Ny Emmoreg no maro an'isa

18/01/2017

Efa nampoizina ihany fa ho rakotra Emmoreg indray ny ivelan地y kianjan但mbohijatovo omaly taorian地y nahenoana fa tsy nangataka alalana eny anivon地y prefektioran但ntananarivo ry zareo mpikambana ao anatin段lay hetsika politika rodoben地y malagasy tia tanindrazana ho amin地y fanorenana na ny RMTF.

Hetsika teny Ambohijatovo Ny Emmoreg no maro an'isa

Hamaky ny tohiny...

Depiote Brunel ォ Misy rafitra manimba tontolo iainana eto サ

18/01/2017

Rehefa tonga ny volana septambra sy oktobra ka manaraka iny lalam-pirenena voalohany, faharoa, faha-44 ary faha-4 iny isika, hoy ny depiote Brunel Razafitsiandraofa, dia mahita doro tanety.

Depiote Brunel ォ Misy rafitra manimba tontolo iainana eto サ

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Hanova fomba fiasa

18/01/2017

Tanteraka ny marainan地y talata 17 janoary teo, teny amin地y Lapan段 Tsimbazaza,

Antenimieram-pirenena Hanova fomba fiasa

Hamaky ny tohiny...

Me Razafimanantsoa Hanitriniaina Nanara-maso ny asa hatao amin段lay volan地y CLD

18/01/2017

Manomboka ny fanatanterahana ny asa avy amin段lay vola 200 tapitrisa Ariary isaky ny Distrika, avy amin地y fanjakana, hanatanterahana asa eny ifotony araka ny voarakitra ao amin'ny lal瀟a mifehy ny tetibola taona 2016.

Me Razafimanantsoa Hanitriniaina Nanara-maso ny asa hatao amin段lay volan地y CLD

Hamaky ny tohiny...

Ny Rado Rafalimanana Kandidan地y Arabo amin地y 2018 ?

17/01/2017

Samy manomana ny paikadiny amin地y fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo kandida sy vondrona na antoko mikendry ny hitantana an段 Madagasikara aoriana kely. Tsy afa-misaraka amin段zany ny kajikajin地y firenen-dehibe, izay efa manomana ny olony avy.

Ny Rado Rafalimanana Kandidan地y Arabo amin地y 2018 ?

Hamaky ny tohiny...

VEHIVAVY BEN誰Y TANANA ETO ANALAMANGA Hanampy azy ireo ny filohan地y Antenimierandoholona

17/01/2017

Hiara-kiasa akaiky amin段reo vehivavy Ben地y tanana eto amin地y Faritra Analamanga manomboka izao ny filohan地y Antenimierandoholona, Rakotomanana Honor.

VEHIVAVY BEN誰Y TANANA ETO ANALAMANGA Hanampy azy ireo ny filohan地y Antenimierandoholona

Hamaky ny tohiny...


Politique

Madagasikara Ahiana ho lasan地y Sinoa

09/01/2017

Mivahiny eto Madagasikara nanomboka ny sabotsy 7 janoary 2017 lasa teo ny minisitry ny raharaham-bahiny Sinoa Wang Yi.

Tafiditra ao anatin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta efa nisy hatramin’ny taona 1972 izao fahatongavan’ny lehiben’ny fifandraisana iraisampirenena sinoa izao, hoy ny lehiben’ny diplaomasia Malagasy Atallah Béatrice. Niroborobo be rahateo ny fifandraisana teo amin’i Madagasikara sy Chine entim-bahoaka hatramin’ny fanonganam-panjakana ny taona 2009. Ny firenena sinoa rahateo no nanampy betsaka ny fitondrana tetezamita rehefa tapaka tanteraka ireo tohana ara-bola avy amin’ireo mpamatsy vola mahazatra.

Orinasa Sinao 800

Mpiara-miombon’antoka ara-barotra voalohany amin’ny firenena Malagasy moa ankehitriny i Chine izay manana orinasa 800 mahery miorina miaraka amin’ny teratany sinoa 6 alina monina eto Madagasikara. Efa mahatratra hatrany amin’ny 740 tapitrisa dolara ny fampiasam-bolan’ny sinoa manerana ny nosy ary ahitana azy ireo avokoa ny sehatry ny fambolena sy fiompiana, fanamboarana fotodrafitrasa, ny fandraharahana, raha ny tarehimarika farany. Mitentina 1,1 miliara dolara kosa ny hadirin’ny fifanakalozana eo amin’i Madagasikara sy i Chine raha 746 tapitrisa dolara ny fifandraisana ara-barotra Malagasy sy frantsay ny taona 2015, hoy ny Tahirimbola iraisampirenena. Re fa mbola miliara dolara maro no kasain-dry zareo Sinoa ampiasaina eto Madagasikara amin’ny sehatr’asa maro. Tsara homarihana fa fiaraha-miasa tamin’ny Sinoa no nahafahan’izao fitondrana HVM izao nanao ny lalam-baovao nandraisana ny frankôfônia ary mbola misy ilay tetikasa goavana fanamboarana Autoroute Antananarivo – Toamasina nosoniavina niaraka tamin’ny Sinoa. Faritra maro eto Madagasikara ihany koa no ahitana Sinoa manao fitsirihana fa hoe hitrandraka harena ankibon’ny tany. Tena manam-bola ny Sinoa satria mahatratra 3 000 miliara dolara no tahiry ao amin’ny banky foiben-dry zareo ka tena maivana aminy aloha raha ny hoe hampiasa 2 miliara dolara eto Madagasikara fa na hovidiany ambongadiny aza ity firenena ity ho azony, indrindra fa raha tia tena sy tsy mijery lavitra ary tsy mahay mifampiraharaha ny mpitondra.


Ramano F.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana