Dans la m麥e rubrique

Marc Ravalomanana ツォ Havotantsika i Madagasikara ツサ

23/10/2017

Maizina ny hoavin窶冓 Madagasikara ary miaina ao anatin窶冢y fahasahiranana sy ny fitaintainan-dava ny vahoaka Malagasy.

Marc Ravalomanana ツォ Havotantsika i Madagasikara ツサ

Hamaky ny tohiny...

Depiote Nicolas Randrianasolo Avoahy izay manana ツォ Dossier ツサ mikasika ahy

23/10/2017

Tafaverina an-tanindrazana ny sabotsy 21 oktobra teo ny solombavambahoakan窶冓 Madagasikara Randrianasolo Jean Nicolas voafidy tany Betroka rehefa avy nanatrika ny fivorian窶冢y parlemanta Panafrikana notontosaina tatsy Afrika Atsimo ny 03-19 oktobra lasa teo.

Depiote Nicolas Randrianasolo Avoahy izay manana ツォ Dossier ツサ mikasika ahy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana 2018 Mila 40 miliara ariary

21/10/2017

40 miliara ariary no voafaritry ny tetibolam-panjakana hampiasaina amin窶冢y fanomanana ny fifidianana rehetra ho avy amin窶冢y taona 2018.

Fifidianana 2018 Mila 40 miliara ariary

Hamaky ny tohiny...

Lalaina Berthnティs 窶廩ampidi-kizo mpandimby i Rajaonarimampianina窶

21/10/2017

Vaovao mafana eo amin窶冢y tontolo politika eto Madagasikara amin窶冓zao ny fitsanganan窶冢y rafitra vaovao misahana ny fampihavanam-pirenena na CFM sy ny fikasan窶冢y filoham-pirenena,

Lalaina Berthnティs 窶廩ampidi-kizo mpandimby i Rajaonarimampianina窶

Hamaky ny tohiny...

Fetison Andrianirina Mamboly korontana ny fitondrana

20/10/2017

Tsy fotoanan窶冢y fanovana na fanovanana ny lalテmpanorenana intsony izao famaranana ny fe-potoana voalohany amin窶冢y Repoblika faha-4 izao, hoy i Fetison Andrianirina, Filohan窶冢y antoko Roso ho amin窶冢y Demokrasia Sosialy (RDS).

Fetison Andrianirina Mamboly korontana ny fitondrana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin窶冢y Pesta Niditra an-tsehatra ny Frantsay

19/10/2017

Mbola mandravarava ny pesta, ary miitatra amina sehatra maro samihafa eto amin窶冢y firenena. Toa ny antontan窶冓sa no voafehy, fa tsy ny pesta. Efa ny sehatra iraisam-pirenena no mandray an-tテnana ny zava-misy.

Ady amin窶冢y Pesta Niditra an-tsehatra ny Frantsay

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Mahay mangala-bato be, hoy ny antoko AME

19/10/2017

Elaela no tsy nahenoana izany antoko Miombona ezaka na AME izany teo amin窶冢y tontolo politika eto Madagasikara. Taorian窶冢y fodiamandrin窶冢y filohan窶冢y antoko teo aloha, Clement Ravalison, dia naneho hevitra omaly ny filoha vaovao, Ramilina.

Praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Mahay mangala-bato be, hoy ny antoko AME

Hamaky ny tohiny...


Politique

Lehiben地y Faritra Alaotra Mangoro Hapetraka ofisialy amin地y alatsinainy izao

09/12/2016

Hotanterahina amin地y alatsinainy 12 desambra ho avy izao ny lanonana hametrahana amin地y toerany ny lehiben地y faritra Alaotra Mangoro vaovao, Ranarisoa Desir.


 Filankevitry ny minisitra tamin'ny 18 novambra 2016 no nanendrena azy ho lehiben’ny Faritra Alaotra Mangoro. Ny 2 desambra izy no nandray ofisialy ny asa maha lehiben’ny Faritra azy taorian’ny fifamindram-pitantanana teo aminy sy dokotera Raminoarison Honoré, nodimbiasiny toerana. Mila mifanome tanana ny rehetra ary koa miara-mientana ny daholobe, hoy Ranarisoa Desiré amin'ny fampandrosoana ny Faritra Alaotra Mangoro.

Jean D.


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana