Dans la mÍme rubrique

Masoivoho Frantsay sy Amerikanina Horoahina fa manelingelina ?

27/04/2017

Mihalalina ny hantsana manasaraka ny fanjakana HVM aminíny Frantsay sy ny Amerikanina. Niaraha-nahita ny fihetsikíireto firenen-dehibe 2 ireto taminíny alalaníireo masoivoho 2 dia i Vťronique Vouland-Aneini sy Robert Yamate,

Masoivoho Frantsay sy Amerikanina Horoahina fa manelingelina ?

Hamaky ny tohiny...

Paolo Emilio Raholinarivo Nanatsikafona ny aferaníny mpitondra fanjakana

27/04/2017

Ela ny ela fa misy olona tonga saina ihany ao anatiníny fitondrana Hery Rajaonarimampianina. Lohalaharana aminíizany Ingahy Paolo Emilio Raholinarivo Solonavalona, mpanolotsainíny praiminisitra Solonandrasana Olivier.

Paolo Emilio Raholinarivo Nanatsikafona ny aferaníny mpitondra fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina any Antsiranana Raikitra indray ny fitokanana zava-bita

27/04/2017

Tontosaina anio 27 aprily any Antsiranana ny dinika politika iarahaníny Vondrona Iraisam-pirenena sy ny fanjakana Malagasy, ka omaly dia efa tonga any an-toerana ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina,

Rajaonarimampianina any Antsiranana Raikitra indray ny fitokanana zava-bita

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mbola matanjaka any SAVA

27/04/2017

Ny tany Antalaha faritra SAVA omaly no tena nahavory olona maro indrindra taminíny fitsidiham-paritra rehetra nataony taminíity taona ity i Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana Mbola matanjaka any SAVA

Hamaky ny tohiny...

Fitsipaham-pitokisana ny governemanta Raikitra sahady ny fizarana malety ?

27/04/2017

Tsy tonga eny aminíny antenimieram-pirenena akory ny resaka fitsipaham-pitokisana, dia efa mandeha sahady ny hevi-petsy hisakanana azy tsy ho tanteraka.

Fitsipaham-pitokisana ny governemanta Raikitra sahady ny fizarana malety ?

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Claudine Razaimamonjy Aoka halalaka ny fitsarana, hoy ny Amerikanina

26/04/2017

Antenaina fa ho salama tsara Rtoa Claudine Razaimamonjy ary hitohy araka ny tokony ho izy sy araka ny lalŗna velona eto Madagasikara ny fanadihadiana momba ny raharaha mahakasika azy ,

Raharaha Claudine Razaimamonjy Aoka halalaka ny fitsarana, hoy ny Amerikanina

Hamaky ny tohiny...

Fametrahana ny demokrasia Nofanina ny vehivavy

26/04/2017

Vehivavy dimampolo mitarika sy mitantana orinasa na fikambanana eto aminíny firenena no nomeníny sampandraharahaníny firenena mikambana misahana ny fampandrosoana (PNUD) fiofanana ahafahana mametraka tany mandry fahalemana sy hanjakaníny demokrasia tetsy aminíny Ibis Ankorondrano omaly.

Fametrahana ny demokrasia Nofanina ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...


Politique

Lalaina Berthness ďAza mamita-bahoaka rehefa tsy mahavita azyĒ

15/11/2016

Tsy misy fanajana etika ao anatiníny fanaovana politika ankehitriny ka antony mahatonga ny mpitondra tsy hametra-pialana rehefa tsy mahomby, hoy ny filohaníny antoko Leader Fanilo eto aminíny faritra Analamanga,

 Lalaina Berthness, miaraka amin’i Zafera Antoine, raha naneho ny heviny tetsy amin’ny trano fonenany Antaninanandro, omaly. Mamitaka sy misoloky amin’ny vahoaka ianao raha mbola miziriziry kanefa efa tsy mahomby, hoy izy. Rehefa tsy mahatanteraka ny andraikitra takian’ny vahoaka aminy dia miala satria io no manjary antom-pisian’ny mpitondra tsy maty manota eto. Matoa nametra-pialana tsy ho praiminisitra lefitra intsony tompokolahy Herizo Razafimahaleo, tamin’ny fotoan’androny dia noho io resaka etika tsy voahaja io. Amin’izao fotoana, hatramin’ny praiminisitra aza milaza fa tsy hiala raha tsy hesorin’izay manala azy. Tsy ny filoham-pirenena anefa no nametraka azy teo amin’ny toerany fa ny vahoaka.

Mirija

ss (Tahirin-tsary)

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana