Dans la m麥e rubrique

Masoivoho Frantsay sy Amerikanina Horoahina fa manelingelina ?

27/04/2017

Mihalalina ny hantsana manasaraka ny fanjakana HVM amin地y Frantsay sy ny Amerikanina. Niaraha-nahita ny fihetsik段reto firenen-dehibe 2 ireto tamin地y alalan段reo masoivoho 2 dia i V駻onique Vouland-Aneini sy Robert Yamate,

Masoivoho Frantsay sy Amerikanina Horoahina fa manelingelina ?

Hamaky ny tohiny...

Paolo Emilio Raholinarivo Nanatsikafona ny aferan地y mpitondra fanjakana

27/04/2017

Ela ny ela fa misy olona tonga saina ihany ao anatin地y fitondrana Hery Rajaonarimampianina. Lohalaharana amin段zany Ingahy Paolo Emilio Raholinarivo Solonavalona, mpanolotsain地y praiminisitra Solonandrasana Olivier.

Paolo Emilio Raholinarivo Nanatsikafona ny aferan地y mpitondra fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina any Antsiranana Raikitra indray ny fitokanana zava-bita

27/04/2017

Tontosaina anio 27 aprily any Antsiranana ny dinika politika iarahan地y Vondrona Iraisam-pirenena sy ny fanjakana Malagasy, ka omaly dia efa tonga any an-toerana ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina,

Rajaonarimampianina any Antsiranana Raikitra indray ny fitokanana zava-bita

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mbola matanjaka any SAVA

27/04/2017

Ny tany Antalaha faritra SAVA omaly no tena nahavory olona maro indrindra tamin地y fitsidiham-paritra rehetra nataony tamin段ty taona ity i Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana Mbola matanjaka any SAVA

Hamaky ny tohiny...

Fitsipaham-pitokisana ny governemanta Raikitra sahady ny fizarana malety ?

27/04/2017

Tsy tonga eny amin地y antenimieram-pirenena akory ny resaka fitsipaham-pitokisana, dia efa mandeha sahady ny hevi-petsy hisakanana azy tsy ho tanteraka.

Fitsipaham-pitokisana ny governemanta Raikitra sahady ny fizarana malety ?

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Claudine Razaimamonjy Aoka halalaka ny fitsarana, hoy ny Amerikanina

26/04/2017

Antenaina fa ho salama tsara Rtoa Claudine Razaimamonjy ary hitohy araka ny tokony ho izy sy araka ny lal瀟a velona eto Madagasikara ny fanadihadiana momba ny raharaha mahakasika azy ,

Raharaha Claudine Razaimamonjy Aoka halalaka ny fitsarana, hoy ny Amerikanina

Hamaky ny tohiny...

Fametrahana ny demokrasia Nofanina ny vehivavy

26/04/2017

Vehivavy dimampolo mitarika sy mitantana orinasa na fikambanana eto amin地y firenena no nomen地y sampandraharahan地y firenena mikambana misahana ny fampandrosoana (PNUD) fiofanana ahafahana mametraka tany mandry fahalemana sy hanjakan地y demokrasia tetsy amin地y Ibis Ankorondrano omaly.

Fametrahana ny demokrasia Nofanina ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...


Politique

Kolikolin地y Frankofonia 600 tapitrisa Ar nisy nanodina ?

28/11/2016

Vita iny ny fihaonana an-tampon地y Frankofonia. Misy ny zavatra tsy mazava toy ny loharanom-bola marina nikarakarana azy,

ny totalin’ny tetibola ary ny fomba nitsinjarana ireo tsena ho an’ny nanatanteraka ny asa toy ny fanamboaran-dalana, ny fananganana maimaika ny village de la francophonie, ny fanatsarana natao teny amin’ny trano fivorian’ny CCI Ivato, ny fikarakarana ilay fiaraha-misakafo teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha. Maro ny zavatra mampiahiahy ary efa nampaneno lakolosy nanaitra ireo tompon’andraikitra ny fikambanan’ny firaisamonim-pirenena na ny OSC tamin’ny atrikasa sy fifanakalozan-kevitra nataony ny 22 sy 23 novambra lasa teo teto Antananarivo. 107 ireo tsenam-barotra nozaraina, azo avy amin’ny famoahana tolobidy sy fiantsoana ireo izay liana ny 54 tamin’ireo, tamin’ny alalan’ny fifampiresahana kosa no nanomezana ny 53 ambiny.Ankoatra izay, araka ny nambaran’ny OSC ihany, dia matetika no latsaky ny 3 ny mpifaninana amin’ny tolobidy, kanefa dia natao ihany ilay izy. Tena fandikan-dalàna tsotra izao eo amin’ny resaka tsenam-panjakana anefa izany. Misy aza ny hoe olona iray monja no nandefa antontan-taratasy ary tonga dia nomena azy ilay tsena, araka ny tatitry ny firaisamonim-pirenena hatrany. Tahaka izany ohatra ny fiaraha-misakafo nanasana ireo filoham-pirenena teny Iavoloha izay nolazaina fa 297 tapitrisa Ariary no sandany kanefa 189 tapitrisa ariary tany am-boalohany no tetibola noeritreretina hikarakarana azy.

Efa misy ny anarana manomboka mivoaka ny amin’ireo tompon’andraikitra tao ambadik’izao kolikoly amin’ny fikarakarana ny Frankofonia izao, ka miandry izay mety ho fihetsiky ny Bianco ny rehetra. Hanadihady sa hody fanina fotsiny ? Tsy afa-bela amin’izao raharaha izao ary tokony hanazava ny komity mpikarakara ny Frankofonia sy ny avy ao amin’ny fiadidiana ny repoblika. Hatreto aloha, araka ny tsiliantofina re, dia manodidina ny 600 tapitrisa Ariary eo ho eo ny vola voahodina. Re ihany koa fa misy ramatoa mpandraharaha nahazo tsenam-barotra kanefa tsy nandefa antontan-taratasy akory fa mahafantatra olona sy mahay mandambolambo fotsiny dia mety ny afera rehetra. Ny ahiahiana dia kolikoly avo lenta tahaka izao no nampiongana ny filoha Breziliana Dilma Roussef , ary mampihozongozona ny sezan’ny filoha Afrikanina tatsimo Jacob Zuma ka tokony ho hentitra ary sahy mampanao fanadihadiana lalina ny Inspection Générale de l’Etat (IGE) ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina mba hanaporofoany fa mangarahara ny fitantanany ny firenena ary tsy misorona manasazy ireo mpanodinkodina volam-bahoaka ny fanjakana mahefa.

RTT

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana