Dans la m麥e rubrique

Hetsiky ny MAGRO Amin地y sabotsy ny fotoana

24/03/2017

Tsy azo ekena ny don-tandroka isaky ny mihetsika sy ny fampiesonana. Nifanarahana tany am-boalohany fa ajanona ny hetsiky ny zanak段 Dada ao amn地y Magro Behoririka,

Hetsiky ny MAGRO Amin地y sabotsy ny fotoana

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

24/03/2017

Mihantsy ady, miteniteny foana no anton-draharahan地y filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin段zao fotoana.

Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

24/03/2017

Tsy naneho hevitra elaela mikasika ny raharaham-pirenena noho ny tsy fahasalamana ny filohan地y hetsika dinika ho fanavotam-pirenena (DFP), Tolojanahary Maharavo na i Doudou, raha ny fanazavana nomeny omaly teny amin地y fonenany eny Ambohipo.

Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

Hamaky ny tohiny...

Antoko Tambatra 溺ila ovaina ny lal瀘panorenana

23/03/2017

Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny antoko Tambatra, tarihin段 Pety Rakotoniaina.

Antoko Tambatra 溺ila ovaina ny lal瀘panorenana

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

21/03/2017

Saika miresaka sy manaratsy an段 Marc Ravalomanana avokoa ireo haino aman-jery mpomba ny mpitondra sy ny mpanongam-panjakana tamin地y taona 2009 amin段zao fotoana izao.

Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

Hamaky ny tohiny...

CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

21/03/2017

Niteraka resabe teto an-drenivohitra ny tsy nahitana an段reo mari-pamantarana ireo kaominina Antananarivo Renivohitra toy ny saina, fitomboka

CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Manetsika ny 泥iaspora Malagasy any Eoropa

20/03/2017

Naseho voalohany tany Copenhague-Danemark ny sabotsy 18 martsa teo ilay horonantsary ォ Return of a president.. サ,

Marc Ravalomanana Manetsika ny 泥iaspora Malagasy any Eoropa

Hamaky ny tohiny...


Politique

Kaominin段 Tsaraeso Tsy fantatra intsony ny tena ben地y tan瀟a

09/12/2016

Misavoritaka ambony ambany amin段zao fotoana izao ny zava-misy ao amin地y kaominina ambanivohitra Tsaraeso, distrikan段 Betroka

. Tsy fantatra intsony izay tena ben’ny tanàna ao an-toerana taorian’ny fametrahana amboletra ny ben’ny tanàna mpisolo toerana nanomboka ny volana novambra 2015 teo, raha ny fanazavan’ny ben’ny tanàna voafidy tao an-toerana, Etono Marcellin Benois. Nizotra tamim-pilaminana, ny fifidianana tany an-toerana ny 31 jolay 2015, hoy ity ben’ny tanàna voafidy ity. Tsy nisy fanamarihana ihany koa ny tatitra an-tsoratra (P.V) izay nalefa tany amin’ny tompon’andraikitra. Nisy nitory ahy ho nangala-bato, hoy izy, avy eo saingy voaporofo fa tsy nitombina ny fitoriana.  Natao ny fametrahana tamim-pomba ofisialy ny tenako ary efa nandray ny asako efa-bolana aho vao naharay antso avy amin’ny filankevi-panjakana fa tsy izaho indray no ben’ny tanàna. Ny nahagaga dia tsy mba nanaraka arofenitra akory, toy ny nataon’ny tribonaly misahana ny raharaham-panjakana (tribunal administrative) ny tsy maha olo-meloka ahy fa avy dia nametraka olon-kafa hisolo ny toerako ny fanjakana. Notoriana indray aho taty aoriana fa nanakarama dahalo nanapoaka basy in-telo tao amin’ny fokontanin’Ambondrombe, hono, sady nampiditra vato amboletra tao anaty vata fandatsaham-bato tamin’ny anarako. Tsy vitan’izay fa nanova ny P.V sy ny isam-bato teny an-dalana ihany koa. Tsy mitombina anefa ny fiampangana fa ireo no nahalany ny tenako satria tsy hisy olona mbola hifidy sy hahavita P.V ary nahare poa-basy, hoy izy.

Mirija


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana