Dans la męme rubrique

Governemanta Minisitra maromaro miozongozona

17/11/2017

Mananontanona indray ny fanovana governemanta. Ny volana desambra izao no mety hanatanterahana azy io raha ny loharanom-baovao iray akaiky ny fitondrana.

Governemanta Minisitra maromaro miozongozona

Hamaky ny tohiny...

Firaisamonim-pirenena Ataovy mazava ny lalĂ m-pifidianana

17/11/2017

Zava-dehibe ny firosoana amin’ny fifidianana saingy tsy zavatra hatatao fahatany ohatr’izao fa tsy maintsy mitaky zavatra betsaka, ary hajaina ny lalàmpanorenana, hoy ny Firaisamonim-pirenena tamin’ny alalan-dRandriamihavana.

Firaisamonim-pirenena Ataovy mazava ny lalĂ m-pifidianana

Hamaky ny tohiny...

Antoko TIM - Ambohimanarina Nitrotro am-bavaka ireo asa ho tanterahina

17/11/2017

Fanompoam-pivavahana ho fisaorana sy fiderana an’Andriamanitra ary fametrahana ny asa rehetra tanterahina eny amin’ny Vohitr’Ambohimanarina Boriborintany faha-6 na an-tsaha na an-tanàna notarihan’ny mpitandrina Rabemanana Tojo no nisantarana an’ireo hetsika 5 ho tanterahan’ny TIM

Antoko TIM - Ambohimanarina Nitrotro am-bavaka ireo asa ho tanterahina

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana 2018 Tsy tokony hijabahan’ny fanjakana

17/11/2017

Mamboatra ny kajy politikany ny HVM ankehitriny ary anisan’ireny ny fifehezana ny andrim-panjakana.

Fifidianana 2018 Tsy tokony hijabahan’ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Ben’ny tanàna ambanivohitra Mivondrona hifanohana sy hitaky ny zony feno

17/11/2017

Betsaka ireo tsindry hazo lena mihatra amin’ ireo ben’ny tanàna eny anivon’ny kaominina ambanivohitra amin’izao.

Ben’ny tanàna ambanivohitra Mivondrona hifanohana sy hitaky ny zony feno

Hamaky ny tohiny...

Fanavaozana ny lisi-pifidianana Hatao izay hahatomombana azy, hoy ny CENI

16/11/2017

Roa herinandro tsy hahatongavan’ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanavaozana ny lisi-pifidianana (RALE),

Fanavaozana ny lisi-pifidianana Hatao izay hahatomombana azy, hoy ny CENI

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonim-pirenena Tsy mahavita miaro ny vahoaka akory

16/11/2017

Anarana fotsiny fa tsy mahovoka akory rehefa tena misy ny ilana ireo fiarahamonim-pirenena ahitana ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa sy mpiaro ny zon’olombelona.

Fiarahamonim-pirenena Tsy mahavita miaro ny vahoaka akory

Hamaky ny tohiny...


Politique

Hoso-pifidianana tao Vakinankaratra Nitory ny Fivmpama

22/04/2017

Tsy mitombina ny filazana fa efa manana filoha amin’izao fotoana izao ny tranoben’ny varotra ao Vakinankaratra, raha ny fanazavan’ny filoha rejionalin’ny fivondronan’ny mpandraharaha malagasy (Fivmpama) ao an-toerana, Fenosoa Raheriharivony.

Vondrom-pandraharaha 2 no nifaninana tamin’ny fifidianana izay saika natao ny 22 martsa teo kanefa dia nahemotra ny 9 aprily, hoy izy. Araka ny fanamarihany dia ny Fivmpama sy ny fivondronan’ny orinasa ao Vakinankaratra (Fiova) ireo nifaninana ary tao anatin’ny fanemorana ny datin’ny no niaingan’ny ahiahy amin’ny fisian’ny hosoka. Manahirana, ohatra, ny mikarakara ilay antsoina hoe RCS na régistre  de commerce et social satria mila pitsompitson-taratasy maro toy ny fanamarinam-panambadiana orijinaly sy vola aloa 8 000 ariary. Io no  sakana tsy nahafahan’ny ankamaroan’ny mpikambana tao aminay nifidy kanefa ny zakan-dry zareo an-kilany vetivety kely dia vita kanefa dia efa antomotra ny fifidianana vao notakiana io RCS io. Manaporofo ny hosoka koa ny nahitana nomerao miverina in-droa tanaty lisi-pifidianana. 197 sisa niafaran’ny mpifidy voasoratra tanaty lisitra ary tsy  mbola afaka nifidy koa ny 14 kanefa 12 000 ireo mpandraharaha ao Vakinankaratra. Sombiny ihany ireo, hoy izy, fa mbola maro ny dosie anananay ka antony nametrahanay fitoriana any amin’ny Bianco sy ny “Chambre administrative”.

Mirija


 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana