Dans la mÍme rubrique

Tiako I Madagasikara Vonona hiara-kiasa aminíny rehetra

22/05/2017

Taorianíny nahatongavaníny filoha teo aloha Marc Ravalomanana avy any Eoropa sy nandraisany ireo solotenaníny SADC teny Ambohitsorohitra, dia nitsidika aníi Mahjanga izy sy ny vadiny niatrika ny fivorianíny synodaníny Fiangonana FJKM any aminíny faritra Boeny ny faraníny herinandro teo.

Tiako I Madagasikara Vonona hiara-kiasa aminíny rehetra

Hamaky ny tohiny...

Antoko Maitso Hasiníi Madagasikara Mbola misy ny fanantenana, hoy Alexandre Georget

22/05/2017

Raha mbola misy ny Maitso, mbola misy ny fanantenana, hoy Atoa Georget Alexandre filohaníny antoko politika Maitso Hasiníi

Antoko Maitso Hasiníi Madagasikara Mbola misy ny fanantenana, hoy Alexandre Georget

Hamaky ny tohiny...

Fanesorana ny praiminisitra Lasa gidragidra ao an-dapa

22/05/2017

Efa mampizarazara ny samy oloníny HVM ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasa Olivier aminíizao fotoana izao.

Fanesorana ny praiminisitra Lasa gidragidra ao an-dapa

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanam-pirenena Baiko midina ny nandaniana azy

20/05/2017

Tsy voatery ho mahay lalŗna na mahafehy ny fomba fandanian-dalŗna avokoa ireo solombavambahoaka na loholona lany eny anivoníny parlemanta, hoy ny depiote Hanitra Razafimanantsoa.

Fampihavanam-pirenena Baiko midina ny nandaniana azy

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Ialaníny ekipany tsimoramora

20/05/2017

An-dalam-paharendrehana ny sambo ka manomboka ialaníny namany i Hery Rajaonarimampianina aminíizao fotoana.

Hery Rajaonarimampianina Ialaníny ekipany tsimoramora

Hamaky ny tohiny...

Adiníny SMM sy ny governemanta Nandamin-dresaka ny praiminisitra

20/05/2017

Niteraka tsy fifankahazoana lalina teo aminíny fitsarana sy ny governemanta ny fanambarana nataoníny praiminisitra,

Adiníny SMM sy ny governemanta Nandamin-dresaka ny praiminisitra

Hamaky ny tohiny...

Dinika ho fanavotam-pirenena (DFP) Mitaky ny hisamborana ny praiminisitra

19/05/2017

Tsy mety tonga ao aminíny minisiteraníny atitany tarihiníny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly mihitsy ny fanadihadiana mikasika ireo raharaha misaringotra amina fanodinkodinana tsenam-panjakana hatreto, hoy ry zareo avy eo anivoníny dinika ho fanavotam-pirenena na DFP.

Dinika ho fanavotam-pirenena (DFP) Mitaky ny hisamborana ny praiminisitra

Hamaky ny tohiny...


Politique

Hery Rajaonarimampianina Nomeníi FranÁois Hollande lesona

17/11/2016

FrankŰfŰnia ? Raikitra io ary filoham-pirenena maheriníny telopolo izao no efa nanamafy fa ho avy eto Madagasikara, hamonjy ny Fihaonana an-tampony faha-16 hotanterahina ny 22 ka hatraminíny 27 novambra 2016.


Tsaho ny ankoatra izay, hoy ny mpitondra. Tany Marrakech Maroc, raha namonjy ny fihaonana iraisam-pirenena momba ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetr’andro ny filoha Rajaonarimampianina dia nanamafy fa ho avy eto Madagasikara hamonjy io Frankôfônia 2016 io ny filoha frantsay François Hollande. Ny ambasadaoro frantsay eto Madagasikara, Rtoa Vouland-Aneini ihany koa efa nilaza fa na feno aza ny fandaharam-potoanan’ny filoha frantsay dia ho tonga eto Madagasikara izy, handray anjara amin’io Fihaonana an-tampony io. Ny fanampim-baovao re manodidina io fiavian’i François Hollande io, dia hatory eto izy saingy tsy handany vola hipetraka any amin’ny hotely fa ho eny amin’ny trano fonenan’ny masoivoho frantsay eny Ivandry. Ny biraon’ny masoivoho sy ny trano fonenany anefa dia sokajiana ho anisan’ny sombin-tanin’io firenena soloiny tena io. Raha tsorina dia toy ny any Frantsa ihany i François Hollande raha matory eny amin’ny trano fonenan’ny masoivoho frantsay eny Ivandry. Ho avy hamonjy an’io Frankôfônia 2016 ihany koa ny Mpanjakan’i Maraoka, Mohammed VI ary tsy hatory amin’ny hotely ihany koa fa eny amin’ny trano fonenan’ny masoivoho maraokanina eny Androhibe. Lesona ho an’ny filoha Hery Rajaonarimampianina ny tranga toy izao. Ny antsika raha mamonjy fivoriana iraisam-pirenena na dia aleha any ivelany any, dia mazàna any amin’ny hotely hatrany no mitoetra na manana masoivoho any amin’io firenena alehany io aza i Madagasikara.

Jean D.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana