Dans la mÍme rubrique

JIRAMA Voadaka ny Tale Jeneraly

20/01/2017

Efa mamay be ny toe-draharaha, mahery vaika ny fimenomenomana sy ny hatezerana koa dia tsy maintsy nanapa-kevitra ny fitondram-panjakana ka natao sorona sy nesorina ny tale jeneraliníny Jirama Nestor Razafindroriaka.

JIRAMA Voadaka ny Tale Jeneraly

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mbola tena akaikin'ny Amerikanina

20/01/2017

Hotanterahina anio ny fianiananíny Filoha Amerikanina vaovao Donald Trump, ka anisaníny miatrika izany ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana Mbola tena akaikin'ny Amerikanina

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mikaroka mpiara-miasa any Etazonia

18/01/2017

Mivezivezy ao New York sy Washington DC ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana aminíny diany any Etazonia.

Marc Ravalomanana Mikaroka mpiara-miasa any Etazonia

Hamaky ny tohiny...

Hetsika teny Ambohijatovo Ny Emmoreg no maro an'isa

18/01/2017

Efa nampoizina ihany fa ho rakotra Emmoreg indray ny ivelaníny kianjaníAmbohijatovo omaly taorianíny nahenoana fa tsy nangataka alalana eny anivoníny prefektioraníAntananarivo ry zareo mpikambana ao anatiníilay hetsika politika rodobeníny malagasy tia tanindrazana ho aminíny fanorenana na ny RMTF.

Hetsika teny Ambohijatovo Ny Emmoreg no maro an'isa

Hamaky ny tohiny...

Depiote Brunel ę Misy rafitra manimba tontolo iainana eto Ľ

18/01/2017

Rehefa tonga ny volana septambra sy oktobra ka manaraka iny lalam-pirenena voalohany, faharoa, faha-44 ary faha-4 iny isika, hoy ny depiote Brunel Razafitsiandraofa, dia mahita doro tanety.

Depiote Brunel ę Misy rafitra manimba tontolo iainana eto Ľ

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Hanova fomba fiasa

18/01/2017

Tanteraka ny marainaníny talata 17 janoary teo, teny aminíny Lapaníi Tsimbazaza,

Antenimieram-pirenena Hanova fomba fiasa

Hamaky ny tohiny...

Me Razafimanantsoa Hanitriniaina Nanara-maso ny asa hatao aminíilay volaníny CLD

18/01/2017

Manomboka ny fanatanterahana ny asa avy aminíilay vola 200 tapitrisa Ariary isaky ny Distrika, avy aminíny fanjakana, hanatanterahana asa eny ifotony araka ny voarakitra ao amin'ny lalŗna mifehy ny tetibola taona 2016.

Me Razafimanantsoa Hanitriniaina Nanara-maso ny asa hatao aminíilay volaníny CLD

Hamaky ny tohiny...


Politique

Governemanta Iza no hodakana ?

25/11/2016

Raha mbola anatiny tanteraka ny fihaonana an-tamponíny FrankŰfŰnia dia ny mety hitranga aorianíity andiany faha-16 ampiantranoaníi Madagasikara ity indray izao no be mpiresaka, indrindra eo aminíny fitantanam-panjakana.


 Vitan’i Madagasikara ny Frankôfônia saingy nisedrana ny firaisankinan’ny governemanta sy nitarafana ny anjara biriky nentin’ny minisitra mpikambana isanisany amin’ny fahombiazana na tsy fahatomombanan’ity fihaonambe ity ihany koa. Iza no nanao mosalahy ? Iza no tena nifofotra ? Iza no manabe tarehy hohitan’ny fakan-tsarin’ny mpanao gazety fotsiny ? Raha izao fizotrany izao anefa dia tsy azo ihodivirana ny fanovana ny mpikambana ao anatin’io governemanta io, na ho noho ny antony ara-pahasalamana fotsiny aza, ka tsy ahafahan’ny minisitra sasany mandray an-tanana 100% ny fampandehanana ny departemanta tantaniny. Ny sahanasa tononina isaky ny misy filankevitry ny governemanta sy ambaran’ny mpitondra any ampitetezam-paritra any anefa toa misimisy ihany. Toerana politika rahateo ny toerana minisitra ka tsy hatao mahagaga raha hisy ny hisaorana ka hosoloina. Ny fahitana ireo fikambanana niforomporona sy nanao fanambarana tao ho ao ihany koa toa manao pi-maso sy fihetsika miandrandra toerana ao anaty governemanta. Iza no minisitra hoesorina ? Hiandry amin’ny 2017 sa ho alohan’ny faran’ny taona ?

Jean D.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana