Dans la m麥e rubrique

JIRAMA Voadaka ny Tale Jeneraly

20/01/2017

Efa mamay be ny toe-draharaha, mahery vaika ny fimenomenomana sy ny hatezerana koa dia tsy maintsy nanapa-kevitra ny fitondram-panjakana ka natao sorona sy nesorina ny tale jeneralin地y Jirama Nestor Razafindroriaka.

JIRAMA Voadaka ny Tale Jeneraly

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mbola tena akaikin'ny Amerikanina

20/01/2017

Hotanterahina anio ny fianianan地y Filoha Amerikanina vaovao Donald Trump, ka anisan地y miatrika izany ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana Mbola tena akaikin'ny Amerikanina

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mikaroka mpiara-miasa any Etazonia

18/01/2017

Mivezivezy ao New York sy Washington DC ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana amin地y diany any Etazonia.

Marc Ravalomanana Mikaroka mpiara-miasa any Etazonia

Hamaky ny tohiny...

Hetsika teny Ambohijatovo Ny Emmoreg no maro an'isa

18/01/2017

Efa nampoizina ihany fa ho rakotra Emmoreg indray ny ivelan地y kianjan但mbohijatovo omaly taorian地y nahenoana fa tsy nangataka alalana eny anivon地y prefektioran但ntananarivo ry zareo mpikambana ao anatin段lay hetsika politika rodoben地y malagasy tia tanindrazana ho amin地y fanorenana na ny RMTF.

Hetsika teny Ambohijatovo Ny Emmoreg no maro an'isa

Hamaky ny tohiny...

Depiote Brunel ォ Misy rafitra manimba tontolo iainana eto サ

18/01/2017

Rehefa tonga ny volana septambra sy oktobra ka manaraka iny lalam-pirenena voalohany, faharoa, faha-44 ary faha-4 iny isika, hoy ny depiote Brunel Razafitsiandraofa, dia mahita doro tanety.

Depiote Brunel ォ Misy rafitra manimba tontolo iainana eto サ

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Hanova fomba fiasa

18/01/2017

Tanteraka ny marainan地y talata 17 janoary teo, teny amin地y Lapan段 Tsimbazaza,

Antenimieram-pirenena Hanova fomba fiasa

Hamaky ny tohiny...

Me Razafimanantsoa Hanitriniaina Nanara-maso ny asa hatao amin段lay volan地y CLD

18/01/2017

Manomboka ny fanatanterahana ny asa avy amin段lay vola 200 tapitrisa Ariary isaky ny Distrika, avy amin地y fanjakana, hanatanterahana asa eny ifotony araka ny voarakitra ao amin'ny lal瀟a mifehy ny tetibola taona 2016.

Me Razafimanantsoa Hanitriniaina Nanara-maso ny asa hatao amin段lay volan地y CLD

Hamaky ny tohiny...


Politique

Governemanta Hodakana ny PM Mahafaly Olivier ?

28/12/2016

Mangingina ny tontolo politika amin段zao vanim-potoanan地y fety izao.

Maro no manombana fa fakana bahana amin’ny raharaha mafampana amin’io taona vaovao higadona io no ao ambadik’io. Mandeha ny resaka fa hisy ny fanovana ny mpikamban’ny governemanta vao miandoha ny taona, ka miozongozona amin’izany ny toeran’ireo minisitra tsy HVM. Mifamatotra amin’ny paikady hoenti-miatrika ny fifidianana 2018 no tanjona, raha ny fahitana azy, ka governemanta hanao propagandin’ny antokon’ny mpitondra am-perinasa no hisy fa tsy governemanta hiasa sy hamaha ny olan’ny Malagasy. Misy amin’ireo mpikambana ankehitriny no tsy tena namana ny sasany, tsy salama lava nefa ny raharaham-pirenena tsy miandry, ka handraisana fepetra. Tsikaritra ihany koa ny ady an-trano eo amin’ny samy mpikambana ao anatin’ny antokon’ny fitondrana. Efa mivoaka ihany koa ny resaka amin’ny mety handakana ny praiminisitra am-perinasa Mahafaly Solonandrasana Olivier, izay anisan’ny niady mafy tamin’ny fampandresena ny HVM tamin’ireo fifidianana nifandimby teto amin’ny firenena hatramin’ny 2015, izy rahateo minisitry ny Atitany. Ho avy indray izany ny fitsipahan-doha ny laka-nitana ?

Toky R.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana