Dans la même rubrique

Augustin Andriamananoro Tsy re feo intsony

20/02/2017

Ny 27 desambra 2016 teo no nivoaka ny fonjan'Antanimora rehefa notanana 17 andro tao ny filoha lefitry ny vondrona Mapar Augustin Andriamananoro. Tsy re feo intsony izy nanomboka teo.

Augustin Andriamananoro Tsy re feo intsony

Hamaky ny tohiny...

COMTIM Ivato Tratran’ny antsojay tamin’ny ora farany

20/02/2017

Nifamotoana teny Ilaivola ny sabotsy 18 febroary 2017 teo ireo mpikambana Tiako I Madagasikara ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ivato.

COMTIM Ivato Tratran’ny antsojay tamin’ny ora farany

Hamaky ny tohiny...

Ady anatin’ny HVM Mamono afo i Rivo Rakotovao

20/02/2017

Niezaka nandiso ny resaka momba ny ady an-tranon’ny antoko HVM ny filoha nasionaliny Rivo Rakotovao ny faran’ny herinandro teo.

Ady anatin’ny HVM Mamono afo i Rivo Rakotovao

Hamaky ny tohiny...

Ravalo sy Rajoelina Hopotehin’ny HVM ?

18/02/2017

Tsy nitohy intsony ny resaka momba ny fampihavanam-pirenena, izay mbola misy endrika fanilihana ny hafa sy fanomezana tombondahiny ny mpitondra am-perinasa,

Ravalo sy Rajoelina Hopotehin’ny HVM ?

Hamaky ny tohiny...

Toavina Ralambomahay “Miandry izay higadonany sisa isika»

18/02/2017

Samy manao izay tiany atao avokoa ny vazaha sy ny mpanao politika rehetra amin’izao fotoana izao, hoy ny mpandinika politika, Toavina Ralambomahay.

Toavina Ralambomahay “Miandry izay higadonany sisa isika»

Hamaky ny tohiny...

Mpandinika ny raharaham-pirenena Miantso fifampidinihana

18/02/2017

Azo lazaina ho manao resaky ny moana sy ny marenina ihany amin’izao fotoana izao ny mpitondra sy ny mpanohitra ary samy toy ny manao antso an’efitra ihany.

Mpandinika ny raharaham-pirenena Miantso fifampidinihana

Hamaky ny tohiny...

« Légaliste de Madagascar » Manaja ny fifandimbiasam-pahefana ara-demokratika

18/02/2017

Mitana ny foto-kevitra nijoroany sy nahafantarana azy hatramin’izay ny fikambanana « Légaliste de Madagascar » tarihin-dRalainirina Marcel

« Légaliste de Madagascar » Manaja ny fifandimbiasam-pahefana ara-demokratika

Hamaky ny tohiny...


Politique

Frankôfônia Mety halefa any Mahajanga ny fiaramanidina sasany ?

18/11/2016

Filoham-pirenena telopolo eo hatreto no nambaran’ny mpikarakara ny fandraisan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampony faha-16 ny Frankôfônia, fa ho avy


. Aiza ny toerana hasiana ny fiaramanidina hitondra azy ireo raha samy hitondra iray avokoa izy ireo ? Marina fa nasiam-panitarana ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato, saingy raha irony fiaramanidina lehibe na “gros porteur” irony avy no mitondra an’ireo filoham-pirenena sy Mpanjaka ho avy ireo dia azo antoka fa tsy ho antonona an’izany telopolo izany ny toerana eny Ivato. Ny seranam-piaramanidina Philibert Tsiranana ao Amborovy Mahajanga ihany anefa no hany afaka mandray karazam-piaramanidina lehibe toy ireny aorian’Ivato. Halefa any ve sa hifanisika eo Ivato ? Mbola baraingo ihany koa ny amin’ireo fitaovana eo am-pelatanan’ny Air Madagascar, hisintonana ireo fiaramanidina haka toerana amin’ny “parking”. Hahatanty ny asa hataony mandritra ny hadimiana haharetan’ny  Frankôfônia ve ny eo am-pelatanana, izay ny teo ihany no teo, tsy nisy fanavaozana. Ampy ihany koa ve ny olona manana traikefa amin’ny fampidirana sy fandefasana fiaramanidina hiasa mandritra io fe-potoana io. Izay nanontaniana moa omaly dia nilaza fa eo am-pandaminana ny amin’izany.

Jean D.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana