Dans la m麥e rubrique

Masoivoho Frantsay sy Amerikanina Horoahina fa manelingelina ?

27/04/2017

Mihalalina ny hantsana manasaraka ny fanjakana HVM amin地y Frantsay sy ny Amerikanina. Niaraha-nahita ny fihetsik段reto firenen-dehibe 2 ireto tamin地y alalan段reo masoivoho 2 dia i V駻onique Vouland-Aneini sy Robert Yamate,

Masoivoho Frantsay sy Amerikanina Horoahina fa manelingelina ?

Hamaky ny tohiny...

Paolo Emilio Raholinarivo Nanatsikafona ny aferan地y mpitondra fanjakana

27/04/2017

Ela ny ela fa misy olona tonga saina ihany ao anatin地y fitondrana Hery Rajaonarimampianina. Lohalaharana amin段zany Ingahy Paolo Emilio Raholinarivo Solonavalona, mpanolotsain地y praiminisitra Solonandrasana Olivier.

Paolo Emilio Raholinarivo Nanatsikafona ny aferan地y mpitondra fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina any Antsiranana Raikitra indray ny fitokanana zava-bita

27/04/2017

Tontosaina anio 27 aprily any Antsiranana ny dinika politika iarahan地y Vondrona Iraisam-pirenena sy ny fanjakana Malagasy, ka omaly dia efa tonga any an-toerana ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina,

Rajaonarimampianina any Antsiranana Raikitra indray ny fitokanana zava-bita

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mbola matanjaka any SAVA

27/04/2017

Ny tany Antalaha faritra SAVA omaly no tena nahavory olona maro indrindra tamin地y fitsidiham-paritra rehetra nataony tamin段ty taona ity i Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana Mbola matanjaka any SAVA

Hamaky ny tohiny...

Fitsipaham-pitokisana ny governemanta Raikitra sahady ny fizarana malety ?

27/04/2017

Tsy tonga eny amin地y antenimieram-pirenena akory ny resaka fitsipaham-pitokisana, dia efa mandeha sahady ny hevi-petsy hisakanana azy tsy ho tanteraka.

Fitsipaham-pitokisana ny governemanta Raikitra sahady ny fizarana malety ?

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Claudine Razaimamonjy Aoka halalaka ny fitsarana, hoy ny Amerikanina

26/04/2017

Antenaina fa ho salama tsara Rtoa Claudine Razaimamonjy ary hitohy araka ny tokony ho izy sy araka ny lal瀟a velona eto Madagasikara ny fanadihadiana momba ny raharaha mahakasika azy ,

Raharaha Claudine Razaimamonjy Aoka halalaka ny fitsarana, hoy ny Amerikanina

Hamaky ny tohiny...

Fametrahana ny demokrasia Nofanina ny vehivavy

26/04/2017

Vehivavy dimampolo mitarika sy mitantana orinasa na fikambanana eto amin地y firenena no nomen地y sampandraharahan地y firenena mikambana misahana ny fampandrosoana (PNUD) fiofanana ahafahana mametraka tany mandry fahalemana sy hanjakan地y demokrasia tetsy amin地y Ibis Ankorondrano omaly.

Fametrahana ny demokrasia Nofanina ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...


Politique

Frankofonia 2016 Baraingo ny isan段reo filoham-panjakana ho avy

25/11/2016

Ora sisa no hisaina dia higadona ny 26 novambra hanombohan段lay fihaonana an-tampon地y Frankofonia eto Antananarivo.

 

 Tsy mbola fantatra mazava anefa hatreto ny isan’ireo filoham-panjakana ho avy hanatrika izany. Manodidina ny 30 ireo filoham-pirenena sy lehiben’ny governemanta na solontenany, araka ny nohamafisin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny Malagasy Atallah Béatrice omaly tamin’ny famaranana ny filankevitry ny minisitra frankofonina teny Ivato. Handrasana anio zoma avokoa moa ny ankamaroan’ireo vahiny manan-kaja samihafa raha ny sabotsy maraina vao hanitsaka ny seranam-piaramanidina iraisampirenena eny Ivato kosa ny filoham-pirenena frantsay François Hollande. Efa fomba fiasa tsikaritra hatrany am-panombohana moa ny fanomezam-baovao manjavozavo. Ny alarobia teo, ohatra, vao nivoaka ny tarehimarika 7 tapitrisa euros tetibola fanomanana ny fampiantranoan’i Madagasikara ity fivoriana iraisampirenena iombonan’ireo tany mpikambana frankofonina ity izay nankatoavina tamin’ny volana novambra 2015. Izay tokoa angaha no tonga amin’ny fiteny frantsay fampiasa matetika hoe «Mieux vaut tard que jamais» na ilay hoe aleo tara toy izay tsy misy.

Ramano F.


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana