Dans la m麥e rubrique

Fanesorana ny praiminisitra Mampiady ny ao an-dapa

26/05/2017

Mivoaka ny feo avy any an-dapa amin段zao fotoana izao fa mifanditra sy tsy mitovy hevitra intsony ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha nasionalin地y antoko HVM Rivo Rakotovao manoloana ny hanoloana ny praiminisitra.

Fanesorana ny praiminisitra Mampiady ny ao an-dapa

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

26/05/2017

Kely finoana amin地y hisian地y fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokon地y Kongresin地y Fahaleovantenan段 Madagasikara).

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...

Fanilikilihana ny Ben地y tan瀟a Aza mifanindritsindry, hoy i Dada

26/05/2017

Manana andraikitra ato amin地y kaominina aho amin地y maha mpanolotsain地y Ben地y tan瀟a ahy, hoy i Marc Ravalomanana ny alarobia lasa teo.

Fanilikilihana ny Ben地y tan瀟a Aza mifanindritsindry, hoy i Dada

Hamaky ny tohiny...

Governemanta iaraha-mitantana Manome fampitandremana tapa-bolana ny DFP

26/05/2017

Vory lanona tetsy amin地y Panorama Andrainarivo avokoa ny alarobia teo ny ankamaroan段reo hery politika eto amin地y firenena taorian地y antso avo nataon-dry zareo avy anivon段lay vovonana dinika ho fanavotam-pirenena (DFP)

Governemanta iaraha-mitantana Manome fampitandremana tapa-bolana ny DFP

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Namantsipantsika ny fitondrana

24/05/2017

Tena hampihatra marina ny demokrasia eto Madagasikara isika. Manana olona isika sady manana tanora, hoy i Marc Ravalomanana nandritra ny dinika politika nokarakarain地y sampandraharahan地y firenena mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD) ary fiaraha-miasa aminy teny amin地y Hotely Carlton omaly.

Marc Ravalomanana Namantsipantsika ny fitondrana

Hamaky ny tohiny...

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas ォ Tsy nahazo 4 x4 vaovao izany aho サ

24/05/2017

Samy nilaza ho tsy nahazo an段lay fiara 4 x 4 voalaza fa nanambatambazana ny sasantsasany tamin段reo depiote mivory eny Tsimbazaza avokoa ireo voatonontonona ho nahazo tamin地y fitondram-panjakana.

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas ォ Tsy nahazo 4 x4 vaovao izany aho サ

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

24/05/2017

Kely finoana amin地y hisian地y fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokon地y Kongresin地y Fahaleovantenan段 Madagasikara). Misavorovoro be mantsy ny fiainam-pirenena ankehitriny, hoy ny filohany Rakotomanga Eric.

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fivorian地y mpamatsy vola tany Paris Tsy misy tombontsoa ho an地y vahoaka, hoy ny Aro Riaka

09/12/2016

Mbola trosa ihany fa tsy omena fotsiny ilay famatsiam-bola nampanantenain段reo mpamatsy vola nivory tany Paris ny fiandohan地y herinandro teo sady tsy misy tombontsoa ho an地y vahoaka Malagasy velively,

hoy Rakotonirina Odon, filohan’ny Antoko Aro Riaka. Hanaporofo izany ny tsy fahazoan’ny Malagasy io famatsiam-bola io ankoatra ireo mpandraharaha frantsay toa an’ny Filatex…, tranga izay  nambarany fa efa tsy mahagaga intsony eto amintsika. Tanjon’ny Frantsay amin’ny fanatanterahana izany ny mba hahafahany mamahatra amin’ireo tany nozanahany toa antsika eto Madagasikara hahafahany manakona ny fahalemeny. Nambaran’ity filohan’ny antoko Aro Riaka ity hatrany moa fa diso ny filazana fa fa fitoniana ara-politika fotsiny ihany no fepetra takiana amin’ny fahazoana io vola. Mbola betsaka ny fepetra hafa hoy izy toy ny hoe : tsy maintsy frantsay no hitantana ny orinasa…Mikasika ny nosy Malagasy izay mbola hotakian’ity antoko iray ity hatrany moa dia nambarany fa fotoana tokony ho nitakiana izany tamin’ny filoha Frantsay Fançois Hollande ny fandraisantsika ny frankofonia farany teo saingy tsy nataon’ny filoha ankehitriny izany  na dia efa fantany aza fa tsy hilatsaka hofidiana intsony ity filoham-pirenena Frantsay ity.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana