Dans la mÍme rubrique

Leader Fanilo Jean Max Rakotomamonjy no filoha ara-dalŗna

24/04/2017

Manamafy ary manizingizina ny avy ao aminíny birao nasionaliníny antoko Leader Fanilo fa fisandohana nyanaraníny antoko no ataoníizay olona miteny etsy sy eroa ka tsy nahazo fankatoavana avy aminíny filoha nasionaly Jean Max Rakotomamonjy sy ny birao nasionaly.Efa mazava ny taratasy hoy izy ireo ka tsy tokony asiana adihevitra be intsony ;

Leader Fanilo Jean Max Rakotomamonjy no filoha ara-dalŗna

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Solonandrasana ďAoka tsy hifanoso-potakaĒ

24/04/2017

Nampiaka-peo ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier ny faraníny herinandro lasa teo fa aleo ny fitsarana hanao ny asany, ary aoka tsy hifanoso-potaka aminíny zavatra tsy misy porofo.

Praiminisitra Solonandrasana ďAoka tsy hifanoso-potakaĒ

Hamaky ny tohiny...

Tanoraníny DISTIM Toamasina I Ravalomanana ho filoha no tanjona

24/04/2017

Nanao ny fifampiarahabany noho ny taona vaovao tao aminíny foibeníny Tiako I Madagasikara ao Ambodisoanambo, ireo tanoraníny Distrika Tim (Dist-Tim) Toamasina I, izay notarihaníny mpandrindra azy ireo, Raharivelo Jerry sy Razanadrakoto Tokiniaina.

Tanoraníny DISTIM Toamasina I Ravalomanana ho filoha no tanjona

Hamaky ny tohiny...

Minisitra tsy mety voadaka Nandoa vola hatraminíny 4 miliara Ariary ?

24/04/2017

Tsy nesorina taminíny toerany ireo minisitra maromaro voalaza fa malaza aminíny kolikoly sy ny afera maizina.

Minisitra tsy mety voadaka Nandoa vola hatraminíny 4 miliara Ariary ?

Hamaky ny tohiny...

Leader Fanilo Tany tsy misy fanjakana i Madagasikara

22/04/2017

Mahery vaika ny fanambaraníny antoko Leader Fanilo manoloana ny raharahampirenena. Nivantana ny teniníity antoko naoriníi Herizo Razafimahaleo ity, fa toy ny tany tsy misy fanjakana intsony eo Madagasikara, ary mihavery ny maha izy azy ny Malagasy. Tsy voaaro ny ainy sy ny fananany na an-tanŗn-dehibe na ambanivohitra, potehina ny soatoavina.

Leader Fanilo Tany tsy misy fanjakana i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana sy Zafy Albert Nihaona manokana teny Ivandry

22/04/2017

Nihaona manokana teny aminíny aminíny Villa La Franchise Ivandry ny filoha teo aloha Zafy Albert sy Marc Ravalomanana omaly.

Marc Ravalomanana sy Zafy Albert Nihaona manokana teny Ivandry

Hamaky ny tohiny...

Hoso-pifidianana tao Vakinankaratra Nitory ny Fivmpama

22/04/2017

Tsy mitombina ny filazana fa efa manana filoha aminíizao fotoana izao ny tranobeníny varotra ao Vakinankaratra, raha ny fanazavaníny filoha rejionaliníny fivondronaníny mpandraharaha malagasy (Fivmpama) ao an-toerana, Fenosoa Raheriharivony.

Hoso-pifidianana tao Vakinankaratra Nitory ny Fivmpama

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fivorianíny FrankŰfŰnia Hanao tsidi-pahitra i Hollande

16/11/2016

Miha mazava ny zava-drehetra ankehitriny. Voasokajy ao anatiníny faritra mena aminíny resaka fandriampahalemana sy ny ahiahy mety hisiana asa fampihorohoroana ny eto Madagasikara.

 

Efa hatramin’ny volana septambra no nandefa olona hitsirika ny zava-misy marina eto ny Frantsay. Tonga matetika teto Ramatoa Michaelle Jean sekereta jeneralin’ny OIF, naka toky tsara raha ho zakan’i Madagasikara ny fampiantranoana ilay fihaonana an-tampony. Nijery raha manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny fotodrafitrasa sy ny fitaovana rehetra ampiasaina.

Re izao fa mety tsy hijanona maharitra eto ny filoha Frantsay François Hollande fa tena hanatrika fotsiny ny fivorian’ireo filoham-pirenena sy ny fiaraha-misakafo dia handao an’i Madagasikara. Tsiliantsofina avy amina diplaomaty vahiny no nandrenesana fa tsy hatory eto Antananarivo i François Hollande fa raha misy aza ny mety fitaran’ny fijanonany eto dia hiondrana atsy amin’ny nosy La Réunion izy ny alina ka miverina eto Madagasikara indray ny maraina. Hatry ny omaly hariva moa dia tsy mbola hita tao amin’ny tranonkalan’ny fiadidiana ny repoblika Frantsay  www.elysee.  Ny daty mazava mety hahatongavan’ny filoha Frantsay eto Madagasikara sy ny fe-potoana mety hijanonany eto.

Na dia eo aza izany, ny fandraisana fepetra maro be hanova ny fiainan’ny mponina eto Iarivo ataon’ny fitondram-panjakana dia tsy hanova na inona na inona fa tsy mahatoky antsika ihany ny vahiny raha filaminana sy fandriampahalemana no resahana. Niaraha-nahita tokoa ireo karazana korontana, famonoan’olona amin’ny fomba feno habibiana na vahiny io na Malagasy nitranga teto tato anatin’ny taona vitsivitsy izay tahaka ny tany Nosy be, Sainte Marie, Mandritsara, Toliara, Mananjary, Antananarivo…Tranga manaratsy endrika an’i Madagasikara ireny, indrindra moa fa mitarazoka loatra ny fanadihadiana mba hahafantarana ny tena marina ka hanasaziana ireo rehetra nandika lalàna.


RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana