Dans la mÍme rubrique

Fiainam-pirenena sy fifidianana Miomana fatratra ny TIM

27/05/2017

Omena fiofanana ireo mpitarika ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), avy aminíireo distrika 13 aminíny faritra Analamanga, ka nosokafana omaly teny aminíny Magro Behoririka.

Fiainam-pirenena sy fifidianana Miomana fatratra ny TIM

Hamaky ny tohiny...

Imbiky Anaclet ę Tsy ampy firaisankina ny fiarahamonim-pirenena. Ľ

27/05/2017

Mbola marobe ny lalŗna tsy ampiharina sy tsy hajainíny vahoaka ka mahatonga izao zava-misy izao, hoy ny mpahay lalŗna Imbiky Anaclet.

Imbiky Anaclet ę Tsy ampy firaisankina ny fiarahamonim-pirenena. Ľ

Hamaky ny tohiny...

Vahoaka mahantra,fanjakana be marenina ďHo avy ny fidinana an-dalambe !Ē

27/05/2017

Mamerimberina foana aho fa raha fampihavanam-pirenena tena izy dia tsy maintsy hatao mba hisianíny filaminana eto aminíny tany sy ny fanjakana.

Vahoaka mahantra,fanjakana be marenina ďHo avy ny fidinana an-dalambe !Ē

Hamaky ny tohiny...

Lalŗmpanorenana tandrametaka 2010 Ahitana tsininy, 7 taona aty aoriana

27/05/2017

Mitaky ny fanovana lalŗmpanorenana avokoa ankehitriny ny fianakaviambeníireo mpanao politika niara-nitantana tao anatiníny fitondrana tetezamita lavareny.

Lalŗmpanorenana tandrametaka 2010 Ahitana tsininy, 7 taona aty aoriana

Hamaky ny tohiny...

Fanesorana ny praiminisitra Mampiady ny ao an-dapa

26/05/2017

Mivoaka ny feo avy any an-dapa aminíizao fotoana izao fa mifanditra sy tsy mitovy hevitra intsony ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha nasionaliníny antoko HVM Rivo Rakotovao manoloana ny hanoloana ny praiminisitra.

Fanesorana ny praiminisitra Mampiady ny ao an-dapa

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

26/05/2017

Kely finoana aminíny hisianíny fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokoníny Kongresiníny Fahaleovantenaníi Madagasikara).

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...

Fanilikilihana ny Beníny tanŗna Aza mifanindritsindry, hoy i Dada

26/05/2017

Manana andraikitra ato aminíny kaominina aho aminíny maha mpanolotsainíny Beníny tanŗna ahy, hoy i Marc Ravalomanana ny alarobia lasa teo.

Fanilikilihana ny Beníny tanŗna Aza mifanindritsindry, hoy i Dada

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fivorianíny Frankofonia Efa tonga tsikelikely ireo filoham-pirenena

26/11/2016

Anio sabotsy no ho tonga ny filoha Frantsay FranÁois Hollande. Efa nisy kosa ireo filoham-pirenena sy praiminisitra tonga ny alakamisy sy omaly zoma. Anisaníizany ny filoha Vietnamiana Tran dai quang,

 

 ny filohan’i Seychelles Danny Faunemny, praiminisitra Maorisianina Arnood Jugnauthm. Samy tonga omaly kosa ny filohan’i Burkina faso Roch Marc Christian, ny filohan’i kaomoro Azali Assoumani, ny filohan’i Centrafrique Faustin Archange, ny filohan’i Djibouti Ismail Omar Guelleh, ny filohan’i Tchad Idriss Deby Itno ary ny filohan’i Senegal Macky Sall. Ity farany moa izay hanao famindram-pahefana amin’ny filoha Malagasy Hery Rajaonarimampianina satria ny tanànan’i Dakar any Senegal roa taona lasa izay no nampiantrano ny fihaonana an-tampony faha-15 an’ny Frankofonia. Araka ny  fantatra dia mbola misy ny filoham-panjakana andrasana ny fahatongavany anio sabotsy saingy tsy fantatra ny isan’izy ireo. Anio moa no hisy ny fivoriamben’ireo filoham-pirenena mandritra izao fihaonana an-tampony faha-16 n’ny Frankofonia izao ka hisy ny famoahana ilay fehin-kevitra antsoina hoe “Declaration d’Antananarivo” anio hariva amin’ny 6 ora sy sasany eny amin’ny CCI Ivato.


Nangonin’i RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana