Dans la męme rubrique

Ravalomanana sy Pr Zafy Nihaona teny Ivandry

19/09/2017

Nihaona sy nifampiresaka teny Ivandry omaly ny filoha teo aloha mirahalahy Marc Ravalomanana sy Albert Zafy.

Ravalomanana sy Pr Zafy Nihaona teny Ivandry

Hamaky ny tohiny...

Fisokafan’ny MBS Tsy mbola ho amin’ity fitondran’ny HVM ity

19/09/2017

Tsotra sady mazava ny valin-tenin’i Hery Rajaonarimampianina raha nanontaniana ny antony tsy amelan’ny fanjakana ny hisokafan’ny haino aman-jery MBS ny tenany.

Fisokafan’ny MBS Tsy mbola ho amin’ity fitondran’ny HVM ity

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filohan’ny CFM Tsara toerana Rabe Landry sy i Maka Alphonse

19/09/2017

Amin’ireo mpikambana CFM na Conseil du Fampihavanana Malagasy vao avy nanao fianianana ny alarobia 13 septambra 2017 lasa teo toa an-dry Mangalaza Eugène,

Fifidianana filohan’ny CFM Tsara toerana Rabe Landry sy i Maka Alphonse

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Tsy hihemotra mihitsy aho”

18/09/2017

Nanatrika ny Fihaonamben'ny Synodam-paritany Miarinarivo Fahazavana 27, natao tany Anorana Miarinarivo Andriamatoa Marc Ravalomanana sy Ramatoa vadiny omaly alahady 17 septambra.

Marc Ravalomanana “Tsy hihemotra mihitsy aho”

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana 2018 Efa mahatoky tena Rajaonarimampianina

18/09/2017

Ora telo no naharetan’ny adihevitra teo amin’ny fihaonan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny mpanao gazety teny Iavoloha ny sabotsy 14 septambra lasa teo.

Fifidianana 2018 Efa mahatoky tena Rajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny...

Lalaina Rabezanahary « Aleo haneho ny heviny ny vahoaka tompon’ny fahefana »

18/09/2017

Tsy afa-misaraka amin’ny fiainam-pirenena ny sehatry ny fanabeazana. Fanavaozana goavana misongadina eto amin’ny firenena moa ankehitriny ny fanavaozana ny rafi-pampianarana.

Lalaina Rabezanahary « Aleo haneho ny heviny ny vahoaka tompon’ny fahefana »

Hamaky ny tohiny...

Fifandraisana amin’ny any ivelany Manjavozavo ny politikan’ny fanjakana

18/09/2017

Niditra tamin’ny laharana faha-20 tamin’ity herinandro ity ilay fandaharana manokan’ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, ezahany haparitaka amin’ny haino aman-jery hoe “Fotoam-bita”, raha tany amin’ny volana mey ny laharana voalohany.

Fifandraisana amin’ny any ivelany Manjavozavo ny politikan’ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fisoratana anarana hifidy Hanomboka ny 1 desambra

18/11/2016

Ny 1 desambra izao ka hatramin’ny 31 janoary 2017 no fotoana ahafahana manoratra na manavao ny fisoratana anaran’ireo olom-pirenena afaka mandray anjara amin’ny fifidianana izay ho avy, araka ny fanamarihan’ny avy eo anivon’ny CENI.

 

Io no tapaka taorian’ireo fakan-kevitra tamina alalana atrikasa maro natao tamin’ireo solontenan’ny sokajim-piarahamonina rehetra misy, raha ny fanazavana. Nanamafy ny CENI fa manoloana ireo tsikera sy kiana fatra-pahazo azy ireo dia hohamafisiny ny lafiny serasera mikasika ny fikarakarana izay lafiny fifidianana izay. Mbola hiaraha-mahita eo ny fivoaran’ny toe-draharaha fa nanova fomba fiasa ity rafitra ity. Ny hirariana dia ny hitondran’ny fiovana fangaraharana fa tsy ho seho ivelany hanaronana gaboraraka vaovao indray.


Mirija

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana